COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

vendredi, 18 août 2023 14:00

Le Journal du 18 Août 2023

  • Election : le plafonnement du compte de campagne est toujours exigé par la plupart des partis politique
  • Les habitants d’Ampasindava continuent à s’opposer à l’exploitation des terres rares
  • Nosy be : le taux du transport maritime augmente deux fois de plus lors d’un festival
  • 50 ans de l’Hip Hop : Madagascar organise le Hip Hop 50 jam à Mahajanga

  • Fifidianana : mbola mitaky ny famerana ny tetibola ampiasaina amin’ny fampielezan-kevitra ireo antoko politika sasany
  • Manohy ny fanoherana ny fitrandrahana ny akora amin’ny tany sarobidy ireo mponina any Ampasindava
  • Nosy Be : mitombo avo roa heny ny fivezivezena an-dranomasina rehefa misy festivaly
  • 50 ans de l’Hip Hop, mikarakara fankalazana any Mahajanga i Madagasikara

vendredi, 18 août 2023 13:53

Le Journal des régions du 18 Août 2023

  • Mandritsara : le prix des poissons est à 10 000 ariary maximum
  • Morondava : de centaine de jeunes ont été formés sur la pisciculture
  • Ambovombe Androy : la 1ère édition de Foara Voatse sera au rendez-vous

  • Mandritsara : iray alina ariary farany ambony no handraisan’ireo mpiantoka trondro
  • Morondava : tanora an-jatony niatrika fiofanana momban’ny fiompiana trondro an-dobo
  • Ambovombe Androy : Foara Voatse andiany voalohany atao amin'ny faha 04 hatramin’ny 07 Oktobra 2023 izao
vendredi, 18 août 2023 13:17

Le Journal du 17 Août 2023

  • Campagne électorale : les partis politiques se préparent au lancement de la campagne électorale
  • Importation de 45 000 tonnes de maïs pour aider les grands éleveurs
  • Lettre ouverte au futur Président de la République : Louiz Faza exprime ses ressentis

  • Efa miomana amin’ny fampielezan-kevitra ireo antoko politika
  • Fanafarana katsaka 45 000 taonina hanampiana ireo mpiomy lehibe
  • Tsy dia liana amin’ny nomerika ny tanora ao Nosy be
  • Taratasy misokatra ho an'ny Filohan'ny Repoblika ho avy eo : naneho ny fihetseham-pony i Louiz Faza

vendredi, 18 août 2023 13:09

Le Journal du 14 Août 2023

  • Bilan de la journée internationale de la jeunesse à Morondava
  • Madagascar remporte le trophée de l’équipe Fair play à la Coupe du monde des orphelinats à Varsovie, en Pologne, grâce à l’Akany Avoko Ambohidratrimo
  • Election : 21 partis politiques ont signé la charte de la bonne conduite jusqu’ici
  • Festival « Godié hip hop », un festival de danse urbaine à Antsiranana

  • Jery todika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora tany Morondava
  • Nibata ny amboaran‘ny ekipa « Fair-Play » i Madagasikara amin’ilay amboara eran-tany ho an’ny ankizy taizana amin’ny akany, natao tany Varsovie, Pologne
  • Fifidiana : antoko politika 21 amin’izao no nanasonia ilay sata « charte de bonne conduite »
  • « Godié hip hop » : festival ana dihy fanao an-tanan-dehibe mba hitaizana ny tanora amin’ny kolontsaina hip hop

vendredi, 18 août 2023 12:55

Le Journal des régions du 16 Août 2023

  • Maroantsetra : malgré la revendication des producteurs de vanille, le problème persiste
  • Les résultats du examens baccalauréat à Fianarantsoa, Mahajanga et Antsiranana sont déjà publiés
  • Le coopérative Miara Mizotra a remporté le meilleur projet de GALS+ à Ihorombe

  • Maroantsetra : tsy mbola nisy vokany ny fietsiketsehana nataon’ireo tantsaha mpamboly vanila
  • Efa nivaly ny bakalorea tao Fianarantsoa, Mahajanga sy Antsiranana
  • Ny koperativa Miara mizotra no nandrobaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninana GALS+ tao Ihorombe

L’hybridation et le local, ce sont deux grandes thématiques évoquées à l’issue de la conférence des chercheurs enseignant hybriconférence à Fénerive Est. Il a été question de savoir en quoi est-ce que les notions ou idéologies venant de l’étranger peuvent impacter le local et jusqu’où ça peut contribuer à la paix ou au conflit.

« Hybridation et local », loha-hevitra roa lehibe nodinihina nandritra ny atrik’asa « hybriconférence » niarahan’ireo mpampianatra mpikaroka tao Fenoarivo Atsinanana. Nezahina nojerena nandritra izany ny vokatra ateraky ny fifampikasohan’ny avy any ivelany amin’ny eto an-toerana sy ny mety ho vokany amin’ny fisian’ny fandriam-pahalemana na ny disadisa eo amin’izany toerana izany.

vendredi, 18 août 2023 10:30

Le Journal du 16 Août 2023

  • Élection : déclaration de patrimoine pour les candidats à la présidentielle : pourquoi ?
  • Campagne litchis
  • Les jeux des îles profitent au secteur de la restauration
  • Quinze jours de musique non-stop pour les fêtards de l’îles aux parfums

  • Fifidianana : fa nahoana no tsy maintsy manao fanambaram-panànana ireo kandidà ?
  • Campagne ny litchis
  • Mahazo tombony amin’ny lalaon’ny Nosy ny sehatry ny fikirakirana sakafo
  • Lanonana dimy ambinifolo andro tsy ankiato hoan’ireo tia mozika tany Nosy be

vendredi, 11 août 2023 13:09

Le Journal du 11 Août 2023

  • Election 2023 : un financement de 900 000 dollars de la part des Etats Unis
  • Environnement : les jeunes malgaches insistent beaucoup à la plaidoirie
  • Méthode contraceptive : les jeunes sont de plus en plus intéressés

  • Fiarovana ny tontolo iainana : miditra kokoa amin’ny sehatry ny hai-taky ireo tanora malagasy ankehitriny
  • Nanome 900 000 hetsy dolara ny governemanta amerikana hanampiana an’i Madagasikara amin’ny fifidianana 2023 
  • Mitombo hatrany ireo tanora liana amin’ny fanabeazana aizana
  • Miakatra ny vidin’ny kojakojam-pianarana : mitaraina ireo raiamandreny

vendredi, 11 août 2023 12:58

Le Journal des régions du 11 Août 2023

  • Fitovavy : seulement 30% des écoles ravagées par les cyclones sont réhabilitées actuellement
  • Menabe : plus de milles touristes ont visité l’Allée de Baobab en ce 2023
  • Boeny : la 12ème édition du festival a démarré aujourd’hui

  • Fitovinany : vao ny 30 isan-jaton’ireo sekoly simban’ny rivo-doza no tafarina
  • Menabe : nahatratra iray alina ny mpizaha nitsidika ny Allée de baobab tamin’ity 2023 ity
  • Boeny : raikitra nanomboka androany 11 aogositra ny festival Sobaya andiany 12
vendredi, 11 août 2023 12:44

Evaluation de la politique publique

Deux ans après le lancement officiel du projet baromètre citoyen ou BAROCI par l'ONG IVORARY. A trois mois avant la date de l’élection présidentielle, ils ont consulté la société civile et le secteur privé pour évaluer la politique du gouvernement. Baroci est un outil utilisé pour mesurer l'efficacité des politiques gouvernementales. En d'autres termes, il sert à évaluer le mandat de nos élus et le gouvernement, y compris le président de la République. Interview avec Miantsa Andriamanantena, la chargée de projet BAROCI au sein de l'ONG IVORARY.

Roa taona izay no namoahana ilay tetikasa baromètre citoyen na BAROCI ataon’ny ONG IVORARY. Telo volana mialohan’ny fifidianana, nihaona tamin’ny firaisamonim-pirenena sy ny sehatra tsy miankina izy ireo hanao tombana ny politikam-panjakana. Ity baroci ity dia fitaovana ampiasaina handrefesana ny fahombiazana na tsy ny politikam-panjakana. Raha lazaina amin’ny fomba hafa, dia entina hanaovana tombana ny fotoana nandraisan’ny mpitondra ny fitantanana ny firenena, anisan’izany ny filohan’ny Repoblika. Resadresaka niarahana tamin’i Miantsa Andriamanantena, mpandrindra ny tetikasa BAROCI eo anivon’ny ONG IVORARY.

Un QG ou Quartier General d’un candidat est le lieu que son parti politique aura choisi pour piloter toutes les opérations autour de l’élection. Ça peut être le siège du parti politique lui-même ou un local loué pour une certaine période. Toutes les activités de préparation, de coordination et de stratégies sont concentrées au sein du QG : la campagne électorale, les descentes publiques, l’administration, la préparation des demandes d’autorisation, la relation presse, la coordination des éléments dans les régions, la gestion des matériels et des supports de communication etc. Après le scrutin, c’est là que le parti reçoit tous les rapports venant de ses membres implantés partout et suit les résultats de vote. Un candidat peut avoir plusieurs QG.

Inona no atao hoe Quartier General ho an’ny kandidà amin’ny fifidianana ?

Ny QG na quartier général ho ana kandidà iray dia ny birao hiasan’ny antoko politika manolotra azy. Mialoha ny fifidianana dia misy olona hatrany ao afaka mandray ireo izay te hiditra ho mpikambana. Ao ihany koa no hikarakarana ny fitantanan-draharaha amin’ny ankapobeny : ny fanomanana ny fihaonana amin’ny vahoaka, ny antotan-taratasy samihafa toy ny fangatahana fahazoan-dalana, ny fandrindrana ny asa isam-paritra, ny fifandraisana amin’ny mpanao gazety sy ny serasera rehetra, ny fitantanana ny fitaovana sns. Aorian’ny fandatsaham-bato kosa dia ao no handraisana ny tatitra avy amin’ny solotenany isam-paritra sy hanarahana maso ny vokatra.  Mety hanana QG maromaro ny kandidà iray. Mety ho birao vonjimaika ihany izany, ohatra hoe manofa trano izy ireo ary miala rehefa tapitra ny fifidianana.

jeudi, 10 août 2023 13:34

Le Journal du 10 Août 2023

  • Evaluation de la politique publique : l’ONG Ivorary consulte les OSC et les secteurs privés à travers le projet Baromètre Citoyen
  • 10 Aout 1991 : une des dates marquantes de l’histoire politique de Madagascar
  • Autochtonie des Mikea : un mode de vie à risque selon Denis Alexandre Lahiniriko

  • Fanombanana ny politikam-panjakana : naka ny hevitry ny firaisamonim-pirenena sy ny sehatra tsy miankina ny ONG Ivorary amin’ny alalan’ny tetikasa Baromètre Citoyen
  • 10 Aogositra daty manan-tantara eo amin’ny tantaran’i Madagasikara
  • Anisan’ny antony iray mahatonga ny fahajambana ny aretina katarakta
  • Mety hampitera-doza ny fomba fiainana Mikea, hoy i Denis Alexandre Lahiniriko, ny fitrandrahana ataon’ny hafa

  • Toliara : les hôtels sont tous occupés
  • Alakamisy Ambohimaha : plus de 2000 enfants ont bénéficié d’un service médical gratuit
  • L’inscription pour la classe de 6ème et 2nd dans les écoles publiques prendra fin demain

  • Feno avokoa ireo trano fandraisam-bahiny ao Toliara
  • Alakamisy Ambohimaha : zaza maherin’ny 2000 nisitraka tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana
  • Hifarana rahampitso ny fisoratana anarana hiditra ao amin’ny taona fahaenina sy fahafolo amin’ny sekolim-panjakana
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter