COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • Région Vatovavy : 350 enfants ont été circoncis à l’hôpital de Mananjary
  • Région Fitovinany : les paysans ont bénéficié des machines traditionnelles à café
  • Région Sud-ouest : une école construite à Ankindrionake pour préserver la culture Mikea

  • Faritra Vatovavy : zaza miisa 350 vita fora tao amin’ny hopitaly be Mananjary
  • Faritra Fitovinany : nahazo milina fanodinana kafe ireo tantsaha
  • Faritra Atsimo Andrefana : tafapetraka ao Ankindranoke ny sekoly hitandroana ny kolotsaina Mikea sy ny zava-boary ao

Les agriculteurs et éleveurs s’éloignent progressivement de la production traditionnelle et essaient de se regrouper dans une coopérative pour en tirer profit. Ils tirent beaucoup d'avantages de leur adhésion à une coopérative. 132 coopératives ont été créées dans la région du Bongolava en 2020 et 2021, et 50 en 2022. Ils ne s’arrêtent pas là mais la plupart d’entre eux ont tous des emplois complémentaires comme la conduite des cyclo-pousses dans la région Tsiroanomandidy.

Efa miala tsikelikely amin’ny famokarana nentim-paharazana ny mponina amin’izao fotoana izao ary miezaka mivondrona ao anatin’ny koperativa mba ahazahoan’izy ireo tombotsoa manokana. Maro ny tombotsoa azon’ireo mpamboly sy mpiompy rehefa mivondrona anatin’ny koperativa iray izy ireo. Nahatsangana koperativa 132 ny tany amin’ny faritra Bongolava tamin’ny taona 2020 sy 2021 ary tamin’ny taona 2022 kosa dia nahatsangana 50 isa. Na izany aza anefa dia tsy mijanona amin’izay ihany ireo tantsaha fa manana vadin’asa avokoa ny akamaroan’izy ireo. Ohatra amin’izany ny fitondrana cyclo-pousse, efa manodidina ny telo arivo eo ny isan’ny cyclopousse raha ny eto tsiroanomandidy manokana.

vendredi, 16 juin 2023 13:40

Le Journal des régions du 16 Juin 2023

  • Nosy be : Des responsables du Ministère de la population ont fait une descente dans la carrière Dar Es Alam
  • Région Bongolava : Une journée pour des soins et consultations pendant la caravane médicale à Tsiroanomandidy
  • Région Vatovavy : Nettoyage et réhabilitation de 55 puits à Mananjary la semaine prochaine

  • Nosy be: nanatanteraka fanadihadihana teny amin’ny carrière famakiana vato ny DAR-ES-SALAM ao ny avy ao amin’ny sampan-draharaha ny Ministeran’ny mponina ao an-toerana.
  • Faritra Bongolava: Tanterahana androany zoma 16 jona ny rodorodon’ny fahasalamana ao Tsiroanomandidy. 
  • Faritra Vatovavy Vovondrano miisa 55 ho diovina ao Mananjary
vendredi, 16 juin 2023 13:32

Le Journal du 16 Juin 2023

  • L’indemnité des chefs fokontany : désormais payé par mobil banking
  • Inclusion des enfants en situation de handicap : de plus en plus d’écoles l’appliquent
  • Jeunesse africaine : les Etats-Unis investissent 16,2 milliards de dollars pour la promotion des compétences numériques
  • Discours de haine pendant la période électorale : il faut se baser seulement sur les faits afin d’éviter les tensions

  • Amin’ny alalan’ny finday no handraisan’ireo lehiben’ny fokontany ny tambin-karamany manomboka izao
  • Faritra Fitovinany : nihena ny halatra lavanily
  • Tanora afrikana : hamatsy vola mitentina 16,2 miliara dolara ho an’ny fampiroboroboana ny fahaiza-manao ara-nomerika ny Etazonia
  • Kabary fankahalana mandritra ny fampielezan-kevitra : ireo tranga misy ihany no tokony ho lazaina mba isorohana ny disadisa

Le bureau électoral est le comité chargé du bon déroulement du scrutin. Il est composé de 5 membres dont le président du bureau, du vice-président, de deux assesseurs, et du secrétaire. La loi dit qu’ils ne peuvent pas avoir de couleur politique ou de penchant pour un candidat. Ce sont généralement des bénévoles résidant dans la localité du vote, et validés par la Commission Électorale de leur District (CED). Le jour du scrutin, ils peuvent être assistés par les délégués des candidats, les membres de la société civile et des forces de l’ordre si besoin, pour assurer la transparence du vote et de la sécurité des lieux.

Il ne faut pas confondre « bureau de vote », le lieu, et « bureau électoral », le comité d’organisation du vote.

Inona no atao hoe vaomieran’ny fifidianana na « Bureau électoral » ?

Ny komitin’ny fifidianana dia ireo mpikambana miandraikitra ny fampandehanan-draharaha mandritra ny fifidianana. Ahitana mpikambana 5 ao anatiny, toy ny filohan’ny birao, ny filoha lefitra, mpanampy roa ary sekretera iray. Araky ny lalàna, tsy tokony manana loko na fironana politika izy ireo. Mpirotsaka an-tsitrapo monina ao amin'ny toerana hanaovana ny latsa-bato izy ireo amin’ny ankapobeny, ary nankatoavin’ny Vaomieram-pifidianana ao amin'ny Distrika misy azy ireo (CED). Amin’ny andron’ny latsa-bato, afaka manotrona azy ireo ny solontena avy amin’ny kandidà, ireo mpikambana ao amin’ny firaisamonim-pirenena ary ny mpitandro ny filaminana raha ilaina, mba hisian’ny mangarahara sy ho fiarovana ny toerana.

Tsy tokony afangaro anefa ny hoe « Bureau de vote », izay toerana fanaovana latsa-bato, sy ny hoe « Bureau électoral », na komity mikarakara ny latsa-bato.

vendredi, 16 juin 2023 06:35

Les lasers sont dangereux pour les yeux

Les lasers ayant une puissance de luminosité supérieure à 5mw pourrait entrainer des lésions oculaires, indique l’Ophtamo-pédiatrique, Rakotoarisoa Rivo Tahiry. Mais non seulement pour les yeux mais il peut aussi bruler les autres parties du corps.

Mety hiteraka hatramin’ny fahajambana ny fitsilovana maso amin’ny Laser indrindra amin’ireo sokajy maherin’ny 5 milliwatts hoy i Dr Rakotoarisoa Rivo Tahiry, mpitsabo mason’ankizy. Tsy ny maso ihany anefa fa mety handoro ny hoditra ihany koa ireo karazany matanjaka raha ny nambarany.

jeudi, 15 juin 2023 13:34

Le Journal du 15 Juin 2023

  • Des candidats à l’examen CEPE n’ont pas encore reçu leur convocation
  • Lutte contre la Famine : plus d’un million de malgaches touchés
  • Lutte contre le trafic d’espèces sauvages : l'USAID s'associe aux magistrats
  • Le théâtre : pour véhiculer l’amour de la lecture

  • CEPE 2023 : mbola maro ireo mpiadina no tsy nahazo taratasy fiantsoana
  • Ady amin’ny fanondranana biby malagasy : miara miasa ireo mpitsara sy ny USAID
  • Ady amin’ny hanoanana : malagasy 1 tapitrisa mahery no mbola voakasika
  • Tantara an-tsehatra : entina hampiroboroboana ny vakiboky

  • Région Boeny : plus de 400 femmes moins de 24 ans utilisent la méthode contraceptive à Mahajanga
  • Région Sofia : des personnes en situation d’handicap se regroupent dans l’association FSSM à Mandritsara et fabriquent des savons artisanaux
  • Région Anosy : des responsables auprès du Ministère de l’Education ont effectué un suivi de santé des élèves une descente dans des écoles publiques

  • Latsaky ny 24 taona eo ireo manao fandrindram piterahana ao Mahajanga
  • Mivondrona ao amin’ny fikambanana FSSM ireo olonana manana fahasembanana ao Mandritsara ary manamboatra savony vita gasy
  • Nidina hifotony nanara maso ny fahasalamn’ny mpianatra sy nanao fitilianana kankana ny avy eo anivon’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena

Dans le cadre de la gestion des risques agricoles, la plateforme PARM a commencé ses actions à Madagascar depuis 2022.  L’arachide et le maïs sont les deux filières auxquels il travaille. Il fait en sorte de remettre toutes les informations aux entités concernées pour permettre à ces derniers de transmettre à leur tour, aux paysans.

Hatramin’ny taona 2022 no efa nanomboka ny asan’ny PARM teto Madagasikara, ivontoerana misehatra amin’ny fitantanana ny ambana ho an’ny fambolena. Ny voanjo sy ny katsaka no tena hiseharany. Manome fiofanana ho an’ireo mpiantsehatra voakasika maro izy ka ireto farany indray no hampita izany amin’ny tantsaha sy ny olona ifotony mba hampaharitra ny vokatra avy amin’ny tetikasa.

Le taux d’exposition des enfants aux écrans s’accroit dans le monde. A Madagascar, plusieurs familles adaptent une manière d’éduquer qui favorise cela. Qu’en est-il des parents qui font usage de ses nouvelles technologies comme alternatif à l’éducation de leurs enfants?  Une discussion entre la psychologue Mihanta Ravelonarivo, de l’éducatrice Holimalala Randrianarivelo et la mère de famille Olivia Gérald.

Tsy mitsaha-mitombo ny tahan’ny fampiasan’ny zazakely « écrans » maneran-tany. Fianakaviana maro eto Madagasikara no mampiditra ny fampiasana teknolojia vaovao amin’ny andavanandrom-piainan’ireo zanany ao an-trano. Hatraiza no mety ho fetran’izany amin’ny fanabeazana azy ireo ? Adihevitra nifanaovan’i Ravelonarivo Mihanta, mpahay toetr’olona, i Randrianarivelo Holimalala, mpanabe, ary i Olivia Gérald, renim-pianakaviana.

mercredi, 14 juin 2023 14:02

Sifflet du 14 Juin 2023

  • CAN : les Barea affronteront le Ghana dimanche prochain
  • Mondial FIBA - Hongrois 2023 : les Ankoay U19 s’envolent pour la Serbie
  • Match inter-services de Mandritsara : pour renforcer la fraternité entre fonctionnaires

  • CAN : hifanandrina amin’i Ghana ny Barea ny alahady izao
  • Fifaninanana maneran-tany FIBA U 19 – Hongrie 2023 : niazo an’i Serbie ireo Ankoay U 19
  • Lalao baolina kitra « inter-services » : ho fifankahalala amin’ireo samy manam-pahefana ao Mandritsara
mercredi, 14 juin 2023 13:56

Le Journal des régions du 14 Juin 2023

  • Région Menabe : 75% des ménages n’ont pas des latrines
  • Région Bongolava : 20 jeunes volontaires formés en leadership
  • Région Anosy : des enfants de 4 ans à 12 ans sensibilisés sur la gestion des déchets plastiques

  • Faritra Menabe : 75% ny tokatrano ao Miandrivazo no tsy manana toeram-pivoahana
  • Faritra Bongolova : tanora 20 mirotsaka an-tsitrapo nahazo fiofanana amin’ny fahaiza-mitarika
  • Faritra Anosy : ankizy 4 taona hatramin’ny 12 taona, nampianarina ny fomba atao hialana amin’ny fiparitahan’ny fako plastique
mercredi, 14 juin 2023 13:28

Le Journal du 14 Juin 2023

  • Serge Zafimahova : le budget des élections reste encore flou
  • Diplomatie : des projets spécifiques sur la jeunesse africaine seront réalisés par les Etats-Unis
  • Éducation sexuelle à l’école : la société civile la juge incomplète et inefficace
  • Les lasers peuvent entrainer des lésions oculaires

  • Serge Zafimahova : mbola manjavozavo ny tetibolan’ny fifidianana
  • Fifandraisana iraisam-pirenena : maro ireo tetikasa atokan’ny Etazonia ho an’ny tanora afrikana
  • Fanabeazana ara-pananahana any an-tsekoly : tsy ampy hoy ny fiarahamonim-pirenena
  • Mety ahajamba ny « Lasers »

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter