Ce sont les réunions publiques, les défilés, les cortèges, les rassemblements, toutes les activités publicitaires dans les différents médias audiovisuels, écrits et électroniques, ainsi que toute autre activité visant à amener les électeurs à soutenir et à voter pour un candidat ou une liste de candidats.
Ces moyens de campagne doivent respecter les limites de la liberté d’expression. Ainsi, il est interdit à tout candidat, liste de candidats, ou entité en faveur d’une option de : - produire et diffuser des documents électoraux injurieux ou diffamatoires ; - porter à la connaissance du public un élément nouveau de polémique électorale à un moment tel que ses adversaires n'aient pas la possibilité d'y répondre utilement avant la fin de la campagne électorale ; - promouvoir et utiliser une marque ou des produits commerciaux à des fins de propagande électorale.
Inona avy ireo fomba fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana na fitsapan-kevi-bahoaka ary inona no voarara amin’izany ?
Ny famoriam-bahoaka, ny filaharana isan-karazany, ireo doka amin’ny haino aman-jery isan-karazany, na an-tsoratra na elektronika, ary koa ny hetsika hafa mikendry ny hanentanana ny mpifidy hanohana sy hifidy kandidà na lisitra kandidà .
Tsy maintsy manaja ny fetran’ny fahalalahana maneho hevitra kosa anefa ireo fomba fanentanana hifidy ireo, noho izany dia tsy azo ataon’ny kandidà , na lisitra kandidà , na vondrona manohana safidy iray, ny mamokatra sy manaparitaka antotan-taratasy manala baraka sy maniratsira kandidà hafa, ny mampahafantatra singa izay mety hiteraka resabe mikasika ny mpifanandrina aminy raha tsy afaka manome fanazavana mikasika izany io mpifanandrina io mandritra ny fotoana fampielezan-kevitra. Farany dia tsy azo ampiasaina ho fampielezan-kevitra ny marika sy ny vokatra natao ho amidy.
Un bulletin est nul quand il comporte plusieurs choix, ou quand le bulletin sur lequel le choix de l’électeur n’est pas clairement exprimé ; le bulletin est déchiré ou comportant des mentions griffonnées ; le bulletin est non règlementé ; il est entièrement ou partiellement barré ; il est non signé au dos par les membres du bureau électoral désignés à cet effet. Les bulletins nuls ne sont pas considérés comme suffrages exprimés lors du dépouillement même.
On considère qu’un bulletin est blanc quand aucun choix n’a été marqué dans le bulletin.
Les bulletins déclarés nuls ou blancs sont contresignés par les membres du bureau électoral et annexés au procès-verbal.
Rehefa inona ny bileta iray no sokajiana ho vato maty na koa hoe vato fotsy ?
Raisina ho vato maty ny bileta iray rehefa roa na maromaro ny kandida nofidiana, izany hoe nasiana marika, na koa hoe tsy mazava tsara ny marika teo amin’izay kandidà nofidian’ilay mpandatsa-bato, na koa hoe rovitra na misy takosikosina ilay bileta, na koa tsy araka ny tokony ho izy ilay bileta, na nasiana tsipika lehibe na amin’ny ampahany ilay bileta, na tsy nisy sonian’ireo solotenan’ny biraom-pifidianana tao andamosin’ilay bileta. Eo am-panisana moa dia efa avahina ireo vatomaty.Â
Atao hoe vato fotsy kosa ny bileta iray rehefa tsy naneho ny safidiny mihitsy ilay mpandatsa-bato, izany hoe tsy nisy nokitihana ilay bileta. Â
Ny vato maty sy vato fotsy dia verenan’ireo biraom-pifidianana soniavina ary marihina ao anatin’ny firaketana an-tsoratra.
La société commerciale a établi le terme SA, SARL et SARLU qui sont déjà le statut des entreprises. Quelle est la différence et la signification de ces termes ? On sait que le secteur de l’agriculture et l’élevage sont maintenant en voie de développement, nommé « Agriprenariat » qui tient une place très importante à Madagascar.
Ny orin’asam-barotra no nanangana ireto marika famantarana ireto izay efa hitantsika matetika eny anivon’ny orin’asa : SA, SARL, SARLU. Inona ary no mahasamihafa sy ny dikan’izy telo ireo ? Tsapa fa mila fivoarana ny sehatra eo amin’ny fambolena sy ny fiompiana ka namoronana anarana hoe « Agripernariat ». Manana anjara lehibe anatin’ny resaka fihariana izy io eto Madagascar.