Les jeunes sont moins engagés dans la lutte contre la corruption, s’accordent à dire nos invités. Ils ont avancé plusieurs explications possibles : manque d’informations sur la procédure de dénonciation des cas de corruption, négligence de la conséquence de la corruption, peur d’une vengeance de la part du concerné. Les jeunes n’arrivent pas à distinguer et à reconnaitre un cas de corruption, tellement c’est une pratique ancrée dans la société ajoute Ramalanjaona Marco, président et fondateur du Réseau d’Honneteté et de l’intégrité. Une éducation sur la corruption adaptée aux jeunes et l’explication aux jeunes des conséquences de la corruption sont parmi les solutions proposées par nos invités. Se rassembler dans un réseau des jeunes qui luttent la corruption aide beaucoup à maitriser ce sujet, d’après Andrianasolo Li, Fans Club Studio Sifaka, Ravelohasina Nancy, vice-présidente du RHI auprès d’une université privée et Rakotoson Henintsoa, étudiante de l’ENS.
Sakana iray mahatonga ny tanora ho malaina amin’ny ady amin’ny kolikoly ny tsy fahafantarana ny dingana hatao ahafahana mitoroka izany, ny tsy fahafantarana ny maha kolikoly na tsia ny toe-javatra iray ary ny tahotra ny valifaty avy amin’ny olona iray. Manao kolikoly ny tanora satria efa fombam-piarahamonina ilay izy. Vahaolana hitan’izy ireo hialana amin’izay ny fanabeazana sy fampahafantarana ny maharatsy ny kolikoly ho azy sy ho an’ny firenena. Tombony ho an’ireo tanora mivondrona anaty tambazotra ny fifanentanana sy fifampizarana traikefa momba ny ady amin’ny kolikoly. Miady hevitra amin’izany i Ramalanjaona Marco, filoha sady mpamorona ny vovonan’ny tanora mandala ny rariny sy ny fahitsiana, Andrianasolo Li, Fans Club Studio Sifaka, Ravelohasina Nancy, filoha lefitry ny vovonana RHI eo anivon’ny oniversite tsy miankina iray, Rakotoson Henintsa, mpianatra eo anivon’ny ENS.Â
La biodiversité est l’ensemble des espèces vivantes dans un même lieu naturel.           Chaque élément de la nature a son importance pour mettre un équilibre écologique. Les animaux se mangent. Une espèce peut disparaitre petit à petit s’il n’y a pas assez de proie. Et inversement si son chasseur n’est plus nombreux, une espèce peut se multiplier rapidement et perturber l’écosystème.
Les insectes peuvent être pollinisateurs, décomposeurs des matières et déchets organiques ou encore ingénieurs fertilisants du sol.   Â
Astuces : comment prendre soin de ces plantes intérieurs pendant l’hiver.
Samy manana ny anjara asany ny karaza-manan’aina ao anaty natiora mba handrindra ny tontolo iainana. Mifampihinana izy ireo ka raha tsy eo ny sakafo ho ana biby iray mpivelona aminy dia mety ho ringana izy, raha tsy eo kosa ny mpihinana azy dia mety hitombo isa be loatra ka mamotika ny tontolo.
Ny bibikely dia manana andraikitra maro : ao ireo mpamindra voa, mpanamasaka ny tany ary ny mpamotika ny fako organika ho lasa tsiro ho an’ny tany.
Toro-hevitra hikarakarana ny zava-maniry ao an-trano mandritra ny ririnina.
Dans Hilaoeky, trois journalistes dont Narcisca, Garcia et Evariste vont nous donner leurs points de vue sur ce que doivent faire les parents face aux jeunes sous l’emprise de la drogue. La période de la propagande pendant l’élection présidentielle a également été discutée, ainsi que leur suggestion pour réduire le nombre d’illettrés à Madagascar.
Izara amin-tsika ny soso-keviny momba ny andraikitry ny ray aman-dreny manoloana ny tanora mandray zava-mahadomelina ny mpanao gazety Narcisca, Garcia ary Evariste. Horesahana ao koa ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra mandritra ny fifidianana filoham-pirenena, ary ny fomba hanenana ny isan’ny olona tsy mahay mamaky teny sy manoratra eto Madagasikara.
L’utilisation des smartphones et leur impact sur notre cerveau suscite des débats. Comment prendre soin de notre santé ? Quelles sont les bons gestes à adopter. Dr Julien Razafimahefa, neurologue, nous en dit plus.
Maro ny adihevitra na fizarana mahakasika ny mety ho voka-dratsy ateraky ny fampiasana finday hoan’ny vatan’ny olombelona. Ndao ho henoin-tsika ireo tsara ho fantatra momba ny fampiasana finday sy ny vokany amin’ny fahasalamana. Ny atidoha no matetika resahana dia hitondra fanazavana amin-tsika Dr Julien Razafimahefa neurologue.
Le nombre de mariages précoces augmente à Madagascar, alors que ce phénomène diminue dans le monde entier. Alors que le pays a ratifié la Convention internationale des droits de l’enfant en 1991, force est de constater que quatre personnes mariées sur dix à Madagascar ont moins de 18 ans. Que dit la loi sur ce fléau ? Réponse avec Rose de Lune Rejojoarisoa, Juge et Juge des enfants, et Magistrat formateur à l’Ecole nationale de Magistrature et des Greffes.
Miakatra ny isan’ny ankizy manambady aloha loatra eto Madagasikara, raha midina izany maneran-tany. Na dia efa tamin’ny 1991 aza no naneken-tsika ny Fifanarahana Iraisam-pirenena momba ny Zon’ny ankizy, dia mpanambady efatra amin’ny folo no latsaky ny 18 taona ankehitriny. Ahoana hoy ny lalà na mikasika io olana io ? Manazava izany amin-tsika Rejojoarisoa Rose de Lune, mpitsara misahana ny ankizy sy mpahay lalà na.
Faire connaître l’histoire de Madagascar aux jeunes, c’est l’ambition des jeunes membres de AJEEM ou Association des Jeunes Enseignants et Etudiants de Madagascar. En effet, outre les formations pour les futurs journalistes, les membres usent de différents moyens pour intéresser les jeunes à l’Histoire : supports écrits, ateliers, salons. Découvrons cette association dans Ketrika sy Kandra.
Mampahafantatra ny tantaran’i Madagasikara amin’ireo tanora, izay no fanambin’ireo tanora mpikambana ao amin’ny AJEEM na Association des Jeunes Enseignants et Etudiants de Madagascar. Ankoatran’ny fampihofanana mpianatra fanaovan-gazety manko dia mampiasa fomba isan-karazany koa ireo mpikambana mba hisarihana ny tanora ho liana amin’ny tantaran’i Madagasikara : torohay an-tsoratra, atrikasa, hetsika. Andao ho fantarina ity fikambanana ity ato amin’ny fandaharana Ketrika sy Kandra.