COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Chaque société porte des regards différents  sur les valeurs qu’elle accorde aux femmes et aux hommes. Chaque individu dispose du même droit à l’égard de la loi malgache, a déclaré le président de Move One Androy et animateur de MenEngage Madagascar, Sorotombake Mbola. Il ne devrait y avoir aucune discrimination fondée sur le sexe et le genre, que ce soit dans le système judiciaire, dans la participation au niveau de la vie économique, politique, social, etc., ou dans la liberté d’expression. Mais la violence basée sur le genre persiste encore aujourd'hui parce que les hommes dominent par leur force. Par exemple, dans différentes localités, les femmes n'ont pas accès à l'emploi car elles restent à la maison, ce qui représente un frein au développement. L'égalité de prise de responsabilités doit commencer à la maison, en s'aidant mutuellement pour les tâches ménagères, le travail, etc., a-t-il suggéré.

Samy manana ny fomba fijeriny momban’ny lanja omena ny vehivavy sy ny lehilahy ny fiarahamonina. Mitovy zo ny olona rehetra eo anatrehan’ny lalàna raha ny voalazan’ny lalàna malagasy hoy ny filohan’ny fikambanana Move one Androy sy mpanentana ao amin’ny MenEngage Madagascar, Sorotombake Mbola. Tsy tokony hisy fanavakavahana amin’ny mahalahy na mahavavy, na io amin’ny fitsarana, na io amin’ny fanomezana tombony, na  amin’ny fandraisana anjara amin’ny sehatra rehetra  (toekarena, politika, sosialy sns), na amin’ny fanehoankevitra. Mbola misy anefa ny herisetra amin’izao satria miseho ho mahery ny lehilahy, amin’ny ankapobeny. Tsy mahazo sehatra amin’ny asa ohatra ny vehivavy amin’ny toerana sasany satria lasa mijanona ao antrano, ka lasa sakana ho an’ny fampandrosoana izany. Mila miainga avy ao antokantrano ny fitovian’ny fandraisana andraikitra, mifanampy amin’ny fikarakarana tokatrano, amin’ny asa sns hoy izy.

 

Après plusieurs cas de viol dénoncés sur les réseaux sociaux, les sociétés civiles dans le secteur de la santé reproductif alertent sur l’urgence de la publication du  décret d’application  de la loi sur la violence basé sur le genre de 2019. Ce décret faciliterait justement l’application de cette loi et pourrait démotiver les malfaiteurs explique Ravololomboahangy Holisoa, vice-présidente du Conseil Nationale des femmes de Madagascar.

 

Tao aorian’ireo trangana herisetra sy fanolanana zaza na ankizy vavy voaresaka tany anaty tambazotra dia nanao fanairana ny fiaraha-monim-pirenena ny amin’ny tokony hamoahana ny didy fampiharana ny lalàna miaro amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy ny maha vavy. Efa tamin’ny taona 2019 no lany teo anivon’ny antenimera io lalàna io. Hanamora ny fampiharana izany famohana ny didy fampiharana ary fitaovana mafonja entina miady amin’ireo herisetra io hoy I Ravololomboahangy Holisoa, filoha lefitry ny  filan-kevitra nasionaly ny vehivavy eto Madagasikara.

 

 - Tourisme : un timide retour des touristes dans le Sud-Ouest.

- Les aéroports d’Antananarivo et de Nosy-Be reçoivent les Certification ISO 9001 :2015 – ISO 14001 :2015.

- "Festival de l'agriculture et de l'élevage" : le district d’Ambohidratrimo valorise l’agriculture « bio ».

- Fizahantany : miverina tsikelikely ireo mpizahantany ao atsimo andrefana.

- Nahazo ny Fanamarinana ISO 9001 :2015 sy ISO 14001 :2015 ny seranam-piaramanidin’Antananarivo sy Nosy Be.

- Hetsika "Festival de l'agriculture et de l'élevage" : manome lanja ireo vokatra miaro ny tontolo iainana ny distrikan’Ambohidratrimo.

- Ambositra : la plupart des patients traités à l’hôpital CHHR Volafotsy Ambositra sont hypertendus.

- Ihosy : certaines coopératives réduisent les frais des taxis brousse pour fidéliser la clientèle.   

- Melaky : redynamisation du « dinan’i Melaky tsy mipoly ».

- Ambositra : Ny tosi-drà no toe-batana be mpitily indrindra ao amin’ny CHRR Volafotsy Ambositra.

- Ihosy : misy lamina manokana hataon’ireo kooperativa hitsinjovana ireo mpandeha taxi brosy. 

- Melaky : famerenana ny dinan’i Melaky tsy mipoly.

lundi, 25 juillet 2022 12:07

Le Journal du 25 Juillet 2022

- Efa maro ireo tanora no liana amin’ny resaka asa amin’ny maha olona na aides humanitaires.

- Famokarana votabia ao Fianarantsoa, niakatra ny tahan'ny famokarana.

- « Danse Contemporaine » na dihy ankehitriny, manampy amin’ny fivoaran’ny maha izy azy ny tena.

- Fialan-tsasatry ny mpianatra: tsy rendrarendra.

Ils étaient une trentaine de jeunes issus de différentes associations en charge des enfants et jeunes vulnérables dans la capitale à se présenter à la journée Zara k’andra , ce vendredi 20 mai 2022. La première partie de la journée a été consacré au speed recruiting avec la participation de 10 entreprises partenaires, suivi par des partages d’expérience avec les jeunes. L’objectif était d’offrir à ces jeunes une opportunité de trouver un emploi convenable aux formations qu’ils ont suivi et aussi d’inspirer ceux qui sont encore en cours de formation à bien savoir choisir leur parcours et futur métier.

Tanora maro avy amina fikambanana miahy zaza sahirana eto andrenivohitra no tonga nanotrona ny zara k’andra nokarain’ny Graines de bitumes sy ny Bureau pour l’emploi ny zoma 20 may lasa teo. Ny tapany voalohany dia natokana hifantenana arak’asa ireo tanora 30 mianadahy, izay nahaliana ireo orinasa 10 samihafa tonga teny antoerana. Fifampizarana traik’efa niarahana tamin’ireo mpandraharaha sy tompon’orinasa kosa ny tapany faharoa. Tanjona ny hanokafana varavarana ireo tanora efa nahavita fiofanana ka mitady asa sy hisarihana ireo izay mbola eo am-panombohana hahay hisafidy sahady ny sehatr’ asa tiany hidirana.

ORION Astro Lab est un projet qui va former des jeunes malgaches et sénégalais sur les compétences nécessaires afin de répandre cette discipline dans leur communauté d’origine. Les jeunes passionnés de cette discipline pourront ainsi avoir des compétences pour leader des associations ou des communautés en lien avec l’astronomie. L’inscription à la formation se terminera le 30 avril. Les détails avec Andoniaina Rajaonarivelo, porte-parole du projet et président de l’association Hainkintana.

Tetik’asa iray entina hanofanana tanora ho mpitarika amin’ny sehatry ny astronomia ny Orion AstroLab. Ao anatin’izay dia hisy atrik’asa hanomezana fahalalana mikasika ny astronomia hoan’ireo tanora liana amin’izany ary ireto farany indray no hampita ireo fahalalana ireo amin’ny fikambanana na vondrona misy azy any amin’izay nihaviany. Hatramin’ny 30 aprily izao ny fisoratana anarana mikasika amin’io atrik’asa io.  Manazava mikasika izany i Andoniaina Rajaonarivelo, mpitondra tenin’ny tetik’asa sady filohan’ny fikambanana Hainkintana.

vendredi, 22 juillet 2022 13:54

Le Journal des régions du 22 Juillet 2022

 - Anôsy :   le ministère aidera les peintres à trouver des débouchés pour leurs œuvres

- Matsiatra Ambony : concours de débats pour les jeunes sur la gestion des fonds et des affaires publiques locaux.

- Sofia : circoncision de masse gratuite pour les familles les plus démunies.

- Anôsy : hanampy ireo mpanao hoso-doko hitady lalam-barotra ny ministera ny kolontsaina

- Matsiatra Ambony :   fampandraisana anjara ny tanora anatin’ny fitantanan-draharaha amin’ny alalan’ny adi-hevitra.

- Sofia : famorana faobe hoan’ireo zazalahy anaty fianakaviana sahirana. 

vendredi, 22 juillet 2022 13:22

Le Journal du 22 Juillet 2022

- Mbola misy coronavirus eto Madagasikara.

- Miaraka manara-maso ireo vokatra lavanila ahondrana ny ministeran’ny indostria sy ny varotra, ary ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana.

- Fandrarahana : misokatra ny fanampiana ara-bola sy ara-piofanana ireo orinasa misedra olana.

- Ireo endrika fanitsakitsahana ny fahalalahana ara-pivavahana any an-tsekoly eto amintsika.

Reportages :

·       Buffet écologique ou invitation à repas qui respecte  l'environnement. C’est une pratique encore rare à Madagascar. Le Secrétaire général de Climates Madagascar, Francky Andriantsilavo, explique le concept. Il y a plusieurs modes de vie que l’on peut adopter pour le faire. Parmi eux,  respecter l'environnement lors du choix des ingrédients, par exemple ne proposer qu’une petite quantité de viande car la préparation de de la viande en abattoir nécessite une énorme quantité d’eau. Acheter des produits locaux, où on n’a pas eu recours à un transport longue distance, c'est-à-dire sans consommation de carburant, qui va  polluer l'environnement. Cuire les aliments avec l’énergie renouvelable, comme le charbon écologique. Eviter les aliments industriels comme les biscuits et les chips qui vont multiplier les déchets plastiques. Utiliser des couverts réutilisables et recyclables. Conserver les restes de nourriture. ·       La baie rose est une sorte d’épice  du même type que le poivre. C’est un arbuste et on en trouve surtout dans les régions Itasy, Bongolava, Anosy et Antsinanana. Elle contribue au développement de l'agriculture et c’est également une plante alternative pour la protection de l'environnement. On peut le choisir comme arbre à planter lors des reboisements. On en trouve dans une ferme à Amboanjombe Ambohimanga, l’agriculteur Daniel nous donne des conseils sur sa plantation. 

INTERVIEW :  

Qu’est-ce qu’un coupe- feu ? Comment le mettre en place ? A quelle période de l’année on l’installe ? Le membre de la coopérative Tafimihaavo, Tefinanahary Tokoniaina Andriananoro répond aux questions.

CONSEILS :

Ëtre écolo durant les vacances.

Fanadihadiana :

  • Buffet écologique  na fanasana hisakafo, manaja ny tontolo iainana. Mbola tsy be mpanao eto amintsika izy io hoy ny Sekretera Jeneralin’ny fikambanana Climates Madagascar, Andriantsilavo Francky.

 Maro ireo fomba fanao azo hampiharina anatin’izany. Ohatra hoe misafidy akora kelikely, raha hena satria mandany   mandany rano ny fikarakarana azy any amin’ny toerana hamonoana azy.  Mividy akora  eny amin’ny toerana akaiky ihany mba hialana amin’ny  fitaterana alavitra,  izany hoe tsy handaniana solika izay mandoto ny tontolo iainana. Mahandro sakafo amin’ny angovo azo avaozina, ohatra ny arina elojika. Tsy mandroso ny tsakitsaky   voaodina toy ny « biscuit » sns izay mifono sase ka mahabe fako. Mampiasa fitaovana azo averina hampiasaina rehefa  mandroso sakafo. Tsy manary fa mampirina ambin-tsakafo.

  • Karazana dipoavatra miloko mena ny « baie rose ». Hazo midoroboka misy eto Madagasikara. Mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny fambolena izy ary miaro ny tontolo iainana ihany koa. Azo atao tsara ny misafidy azy rehefa mamboly hazo iny . Faritra Itasy, Bongolava, Anosy ary Antsinanana iny no tena betsaka mamboly azy. Nitsidika ny toerana fambolena azy ao Amboanjombe Ambohimanga ny fandaharana, ary manoro ny fomba fikarakarana azy.

 

Resadresaka

Inona ny atao hoe aro afo ? Ahoana ny fanaovana azy ? Amin’ny fotoana inona no hametrahana azy ? Mamaly ireo fanontaniana ireo ny mpikambana avy amin’ny Tafo Mihaavo,  Andriananoro Tefinanahary Tokoniaina.

 

Torohevitra :

Sady miala sasatra no manaja hatrany ny tontolo iainana.

 

Ils étaient 14 pays en février 2021. Les îles de l’Océan Pacifique  comme l’archipel des Kiribati, des îles Cook, la Micronésie. Les Tuvalu, entre Hawai et Australie, il y a aussi l’île de Sainte-Hélène, entre l’Afrique et le Brésil, dans l’Atlantique Sud. Ce sont les premiers pays qui ont réussi à maintenir zéro cas de covid durant deux ans et demi. Ces îles sont difficiles d’accès. Dès le début de la COVID19, ils ont coupé leur relation avec le reste du monde. La Corée du Nord s’est aussi prononcée ainsi que Turkménistan, une ancienne république soviétique.

 

Mais la situation a changé. Turkménistan, les Îles Marshall et Tuvalu restent les seuls pays sans COVID19 à ce jour.  La Micronésie par exemple a enregistré ses premiers   cas cette semaine.  Deux étudiants venant d’une île voisine sont testés positifs. Et ils ont contaminé 10 autres personnes. La Corée du Nord a aussi confirmé ses premiers cas le 12 mai. Ces pays contaminés sont entrés en confinement. Les îles du Pacifique ont commencé la campagne de vaccination.  

 

COVID 19: ahoana ny zava-misy amin’ireo firenena nolazaina fa tsy misy trangana coronavirus amin’izao?

Firenena 14 izy ireo tamin’ny volana Febroary 2021 . Nosy any amin'ny Ranomasimbe Pasifika no ankamaroany, Kiribati, ny nosy Cook, Micronesie. Tuvalu, eo anelanelan’i Hawaii sy Australia, nosy Saint Helena, eo anelanelan’i Afrika sy Brezila, any amin’ny Atlantika Atsimo. Ireo no firenena voalohany tsy nisy trangana Covid-19 mihitsy nandritra ny roa taona sy tapany. Lavitra ary sarotra idirana any amin’ireo nosy ireo izay nanakatona ny sisintaniny avy hatrany vao nanomboka ny COVID19. Tao anatiny ihany koa  i Korea Avaratra, sy i Turkmenistan, repoblika sovietika taloha.

Niova anefa ny toe-draharaha. Turkmenistan, ny Nosy Marshall ary Tuvalu ihany amin’izao no firenena tsy misy COVID19. Nisy tranga voalohany ao Micronesie tamin'ity herinandro ity. Mpianatra roa avy amina nosy mifanila aminy no nitondra ny aretina ka namindra olona 10 hafa izy ireo. Tsiahivina fa nanokatra ny sisin-taniny ity firenena ity tamin'ny Mey 2022. Ny 12 Mey ihany koa no efa nisy tranga voalohany i Korea Avaratra.

Efa niditra anaty fihibohana ireo firenena ireo. Ary samy nanao vaksiny ny mponina ao aminy avy ireo nosy ao amin’ny Pacifique.

 

jeudi, 21 juillet 2022 11:57

Le Journal du 21 Juillet 2022

- Manova fomba fiaina andavanandro ny fianakaviana hahafahany miatrika ny vidim-piainana.

- Tsy ampiharin’ny taxibe intsony ny karatra maintso ho an’ny zokiolona sy manana fahasembanana.

- Ny anjara toeran’ny fokonolona amin’ny fiantohana ny fanjarian-tsakafo sy rano.

- Boeny : Atrikasa fampafantarana ireo tanora ny fahasalamana ara-pananahana.

Ihorombe : la région enregistre un taux de vaccination très bas.

Atsimo Andrefana : une société spécialisée dans l'aquaculture de concombres de mer a été attaqué par 200 truands.  

Diana : mis en place d’un épi de sable à Mananjeba, 1 500 ha de rizière pourra être irrigué. 

Ihorombe : ambany ny taham-paharisian’ireo olona hanao vaksiny.

Atsimo Andrefana : orinasa mpiompy sy mpanondrana zanga notafiana jiolahy maherin’ny 200.

Diana : Mitombo  1 500 ha  ny  velaran-tanimbary  ho  voatondraka  noho ny fametrahana  barazy « epi de sable » eo amin’ny reniranon’i Mananjeba. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter