COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 22 juin 2022 11:45

Le Journal du 22 Juin 2022

- Ho foanana ny fandraisana mpampianatra FRAM manomboka izao.

- Mitombo ireo tanora mpianatra maniry ny ho mpandraharaha rahatrizay ao Toamasina.

- Hatraiza ny fahaleovantenan’i Madagasikara ?

- Ravelomanantsoa Sophie : nitàna anjara toerana lehibe teo amin’ny tantara sy ny fandaharana an’onjampeo.

 

En effet, même après un schéma vaccinal complet, certains individus présentent  une forme grave de la Covid-19.   Des chercheurs français issus de l’Inserm et de l’Université Paris Cité ont démontré que cela est dû à la présence d’un auto-anticorps, suite à une maladie auto-immune. En d’autres termes, les anticorps s’attaquent aux cellules de l’organisme. Par conséquent, les cellules ne peuvent pas se défendre contre le virus de la Covid-19.  Et la prise des médicaments immunosuppresseurs doublent le risque. 

D’autres parts, un groupement d'intérêt scientifique a également prouvé que les sujets ayant un âge avancé et les sujets présentant des comorbidités comme la transplantation rénale, l’insuffisance rénale, le cancer du poumon, la trisomie 21 et le retard mental sont également susceptible de développer une forme grave de la Covid-19, même après un schéma vaccinal complet.

 

Covid 19 : inona no mahatonga ny olona efa vita vaksiny feno tratran’ny tranga misy fahasarotana ?

Raha ny fikarohana nataon’ny mpikaroka avy amin’ny Inserm sy ny oniveriste Paris Cité dia olana eo amin’ny hery fiarovana no mahatonga izany.  Misy ilay hoe « auto-anticorps » ao anatin’ny vatan’ilay olona ka mamono indray ireo sela tokony hiady amin’ny otrik’aretina Covid-19 miditra anatin’ny vatany.  Manamafy izany ihany koa ny fihinana fanafody mamono izany hery fiarovana izany  noho ny toe-pahasalamany manokana.

Ankoatra izay, misy fikambanana sciantifika iray ihany koa nanambara fa ireo olona efa nahazoazo taona sy ireo olona manana aretina vokatry ny famindràna taova, ny homamiadan’ny avokavoka sy ny « trisomia 21 » ary fahataran’ny fivoaran’ny saina dia mora voan’izany tranga misy fahasarotana izay na dia vita vaksiny aza. 

- Region Ihorombe : 10 000 hectares à cultiver de riz hybride.

- Region Alamanga : l’usage de strapontin est de nouveau autorisé dans les taxi be.

- Fête de la musique : diverses animations dans les Régions.

- Region Sava : la campagne de la vanille prévue le 07 Juillet.

- Faritra Ihorombe : 10 000 hekitara hambolena vary safiotra.

- Faritra Analamanga : efa afaka mitondra mpandeha eo amin’ny « strapotin » ny taxi be.

- Fetin’ny mozika : Faritra maro mikarakara hetsika.

- Faritra Sava : Amin’ny 7 jolay no hisokatra ny fihotazana lavanila.

mardi, 21 juin 2022 11:24

Le Journal du 21 Juin 2022

- Zaza marenina 11 avy amin’ny AKAMA no niatrika ny fanadinana CEPE androany.

- Nanaovana fitsirihana ADN ny fikarohana ny fiandohan’ny Malagasy.

- Ambatondrazaka: boky haisoratra Malagasy no be mpamaky.

- Boky Asaramanitra : ahoana ny fahatsiarovanao ny fankalazana ny fetimpirenena 26 Jona ?

 

D’après le rapport de l'Enquête par Grappes à Indicateurs Multiples ou Multiple Indicators Cluster Survey (MICS) réalisée en 2018, deux femmes sur 10 accouchent dans un établissement médical et une femme sur deux est accouchée par une personne qualifiée. Ambovombe Androy est concerné par cette réalité, mais depuis, la situation s’est assez améliorée selon le reportage dans le Centre Hospitalier de Référence Régional Monja Jaona d’Ambovombe. A part la crainte de venir dans les hôpitaux, avec les coûts des soins occasionnés, le long déplacement vers les centres de santé se trouve être un autre problème. Les femmes enceinte sont obligées soit de marcher, soit de faire la route en charrette, même si la prise en charge est gratuite pour le moment.

Si les femmes ne viennent pas accoucher à l’hôpital, c’est qu’elles se font consulter auprès des  matrones : accoucheuse traditionnelle. C’est risqué pour la santé de la femme et l’enfant parce que les matrones n’utilisent pas de matériels aux normes médicales, ni de techniques appropriées à l’accouchement, nous explique Razafimamonjy Tiana Nandrianina, major de service à la maternité du CHRR Ambovombe.

Araka ny antontan’isa azo avy amin’ny fanadaihadiana MICS tamin’ny taona 2018 dia 2 amin’ny vehivavy 10 eo  ihany no miteraka any amin’ny tobim-pahasalamana ary amin’ny 1 amin’ny vehivavy roa no ampiterahan’olona matihanina. Isan’ny mbola ahitana izay tranga tsy fanantonana tobim-pahasalamana izany ny any Ambovombe Androy na dia efa misy fivoarany aza izany amin’izao fotoana araka ny fanadihadiana tao amin’ny hopitaly be Monja Jaona Ambovombe. Mbola sakana ho an’ny vehivavy ankoatra ny tahotra sy ny fandaniana ny halaviran’ny tobim-pahasalamana. Kanefa tsy misy fitaterana ankoatra ny sarety sy ny dia an-tongotra any an-toerana na dia maimaimpoana aza ny fandraisana an-tanana azy ireo ao amin’ny hopitaly.

Rehefa tsy makany amin’ny hopitaly anefa izy ireo dia any amin’ny reninjaza, izay vehivavy mpampiteraka amin’ny fomba nentim-paharazana. Atahorana anefa izany amin’ny fahasalaman’ny reny sy ny zanany noho ny tsy fampiasan’izy ireo fitaovana matihanina sy tekinika ary fomba ara-medikaly araka ny fanazavan’i Razafimamonjy Tiana Nandrianina, major de service ao amin’ny Maternité Hopitaly be Ambovombe, ary mety ahazoana aretina toy ny VIH Sida. 

- Toamasina : doués pour le Basket, Foot, pétanque et Rugby.

- Région Ihorombe : des évènements dédiés aux jeunes pendant la fête Nationale.

- Région Bongolava : selection régional pour l’U12 et U14 basketball.

- Région Analamanga : 194 Jeunes filles formées dans le « She4She » challenge.

 

 - Toamasina: misongadina amin’ny basikety, kitra, kanetibe ary rugby.

 - Région Ihorombe : hetsika maro ho an’ny tanora mandritra ny fetim-pirenena.

 - Faritra Bongolava : fifaninana hakana ny U12 sy U14 taranja baskety.

 - Faritra Analamanga : Tovovavy 194 nofanina tamin’ny programa « She4She ».

lundi, 20 juin 2022 11:56

Le Journal du 20 Juin 2022

- CEPE Antananarivo 2022 : sahirana ireo ray aman-dreny amin’ny fanomanana.

- Manasarotra ny fahazahoana manenjika ny olom-boafidy ny tolo-dalana nolanian’ny Antenimieram-pirenena.

- Electronic’s Day : fampirantiana ireo tetik’asa elektronika nataon’ny mpianatra ao amin’ny sekoly politeknika Vontovorona.

- Teatra Malagasy : Somary takona eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.

Madagascar, il  y a beaucoup de fausses idées sur l’origine des handicaps mentaux, comme une punition divine ou un sortilège, alors qu’il y a des explications rationnelles et des raisons médicales. Avec ces préjugés, la prise en charge des personnes ayant des handicaps mentaux se trouve négligée. Le reportage nous emmène à la rencontre d’une de ces centres d’éducation des enfants atteintes de ce handicap dans la capitale, plus ou moins en périphérique à Andoharanofotsy. 

En deuxième partie,  le Psychiatre, docteurMickael Rirason nous explique les origines et donne quelques exemples de cas de handicap mental. Par la même occasion, il parle de la prise en charge de ces personnes et des traitements possible.

Eto Madagasikara dia betsaka ny fihevi-diso momba ny niandohan’ny fahasembanana ara-tsaina, toy ny hoe vokatry ny famaizana avy amin’Andriamanitra na vokatry ny ody sy famosaviana.  Kanefa misy fanazavana marim-pototra sy ny antony ara-tsiansa izy io. Vokatr’ireny fomba fihevitra diso ireny dia atao tsinontsinona ny fikarakarana ny olona manana fahasembanana ara-tsaina eto amintsika. Entin’ny fanadihadiana mahakasika izay amina ivon-toeram-panabeazana ireo ankizy manana fahasembanana ara-tsaina ireo eto an-drenivohitra  ianao eny amin’iny tanan’Andoharanofotsy iny.

Ao amin'ny fizarana faharoa, ny manam-pahaizana manokana, Dokotera Rirason Mickael dia manazava amintsika ny fahasembanana ara-tsaina araka ny fikarohana ara-tsiansa ka manazava ny niandohany izany  izy  sy ny karazan’aretina sasantsasany avy aminy. Ao anatin’izany ihany koa no iresahana ny momba ny fikarakarana ireo olona manana fahasembanana ireo sy ny fitsaboana azo atao.

Plus que 3 filles sur 10 peuvent poursuivre leurs études jusqu’au second cycle.

Ordre des Journalistes de Madagascar: la plupart des journalistes s’accumulent à Antananarivo.

 Coupures d’éléctricité: les entrepreneurs d’Ambatondrazaka et de Fianarantsoa font état de leur déficit.

Zazavavy malagasy 3 amin’ny folo sisa no afaka manaraka fianarana eny amin’ny ambaratonga faharoa.

Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara: mitangorona eto Antananarivo avokoa ny ankamaroan’ireo mpanao gazety.

Famatsiana herin’aratra: Mitaraina ho maty antoka noho ny fahatapahan-jiro lavareny ireo mpamokatra ao Fianarantsoa  sy Ambatondrazaka.

vendredi, 17 juin 2022 12:55

Le Journal des Régions du 17 Juin 2022

- Menabe: le nombre de mineurs jugés en hausse.

- Moramanga: quand l’éducation passe par la culture.

- Talatamaty: une des localités qui approvisionnent Antananarivo.

- Vakinankaratra: les reboisements écoliers, efficaces à 75%.

 

- Menabe: mitombo ny isan’ireo zaza tsy ampy taona miakatra fitsarana ao Miandrivazo.

- Moramanga : miampita amin’ny fampilomanosana anaty kolontsaina ihany koa ny fanabeazana.

- Talatamaty : isan’ny mamatsy ny ampahan’ny  sakafo miditra eto Antananarivo.

- Vakinankaratra: Nahomby hatramin’ny 75% ny fambolen-kazo nataon’ny mpianatra.

vendredi, 17 juin 2022 11:42

Le Journal du 17 Juin 2022

 - Manana filàna siramamy 220 000 taonina isan-taona isika.

- « Demokrasia mivantana » : manan-danja @ fiainam-pirenena ny safidim-bahoaka.

- Fakana an-keriny : Efa misy ireo rafibaiko azo hampiasana hanairana ireo olona akaiky.

- Iray volan’ny teny Malagasy : kanto ho an’ny vahiny ny teny Malagasy.

 

vendredi, 17 juin 2022 07:30

Infos vues par les jeunes du 10 juin 2022

Nos trois jeunes étudiants à l’université d’Antananarivo,  Misa, Tsioriniaina et Aniah, vont s’exprimer sur les actualités de la semaine : le kidnapping des jeunes filles dans certaines régions de Madagascar, le phénomène foroche et le harcèlement scolaire.

Isan’ny vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity ny mahakasika ny raharaha fakana an-keriny tovovavy tamina faritra maromaro teto Madagasikara, ny mahakasika ireo tovolahy mpanao herisetra na  ilay antsoina hoe foroche ary ny herisetra any an-tsekoly. Hiady hevitra momba ireo ny tanora telo  mpianatry ny Oniversite eny Antananarivo dia Misa, Tsioriniaina sy Aniah.

Ce sont toutes deux des maladies respiratoires. La COVID 19 est causée par un virus,  et la tuberculose causée par une bactérie. Elles attaquent le poumon mais affectent également d'autres organes du corps. Elles se transmettent d’une personne à une autre.  Sauf pour la forme de tuberculeuse latente.

 

Sueurs nocturnes, douleurs thoraciques,  crachat de sang, perte de poids. Ce sont en général les symptômes pour la tuberculose. Mais les patients peuvent présenter des symptômes communs avec les COVID-19 : essoufflements, fatigue, fièvre et frisson et la personne peut transmettre la maladie quand elle tousse ou éternue.

 

Il est tout à fait possible d’attraper en même temps la COVID 19 et la tuberculose. Durant les périodes de confinement, les centres de traitement ont eu à faire à des cas pareils.  Sur 442 cas observés lors d’une étude effectuée en France entre 2020 et 2021, 3% des patients avaient en même temps la COVID-19 et la tuberculose.

 

Si on a déjà la tuberculose, on fait partie des personnes vulnérables et cela peut entraîner des formes graves de la COVID-19. Il est donc important de consulter régulièrement son médecin traitant, de respecter les gestes barrières et en cas de symptômes, approcher tout de suite un centre de traitement.

Inona ny fifandraisana misy eo amin'ny COVID-19 sy ny raboka?

Samy aretin’ny taovam-pisefoana izy ireo. Vokatry ny tsimokaretina ny COVID 19, ary vokatry ny bakteria kosa ny raboka. Ny havokavoka no tena tafihan’izy ireo saingy misy fiantraikany amin’ny taova hafa ihany koa. Mifindra eo amin’ny olona samy olona  ireo aretina ireo hafa tsy ilay karazana raboka na « tuberculose latente ».

 

Tsembondratsy amin’ny alina, manaintaina ny tratra, mandrehoka rà, mihamahia. Ireo matetika no soritr'aretin'ny raboka. Saingy misy fisehon’aretina hitovizany amin’ny COVID-19: sempotra, vizana, fanaviana ary marikoditra. Mifindra amin’ny alalan’ny kohaka ihany koa  ny raboka.

 

Mety misy mihitsy ny hoe sady voan’ny COVID 19 no voan’ny raboka amin'ny fotoana iray ihany. Nandritra ny fotoana fihibohana dia nahita tranga toy izay ireo tobim-pitsaboana. Tany Frantsa ohatra, tamin'ireo tranga 442 nanaovana fanadihadiana teo anelanelan'ny taona 2020 sy 2021, ny 3%-n'ny marary dia sady voan'ny COVID-19  no voan’ny raboka.

 

Raha efa voan'ny raboka ianao dia iray amin'ireo olona marefo ary mety hitarika amin'ny tranga atahorana amin'ny COVID-19 izany. Noho izany, zava-dehibe ny manatona dokotera tsy tapaka, manaja ny fihetsika sakana ary raha vao misy soritr'aretina, manatona tobim-pitsaboana avy hatrany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter