COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 18 janvier 2024 13:30

Le Journal du 18 Janvier 2024

  • La politique générale de l’Etat a été présentée hier lors du premier conseil des ministres
  • Agrobusiness à Madagascar : la transformation du maïs et des huiles essentielles sont encore des pistes à exploiter pour les jeunes
  • Risque d’inondations et d’éboulements : le BNGRC lance une alerte
  • Türkiye Scholarships, parmi les bourses d’études complètes les plus compréhensives

  • Nampafatarina omaly nadritra ny filan-kevitry ny minisitra ny politika ankapoben’ny fanjakana
  • Sehatry ny fandraharahana ho an’ny tontolon’ny fambolena eto Madagasikara : ny fanodinana katsaka ny lohamenaka dia anisan’ny sehatra mbola azo trandrahana hatrany
  • Fiakaran’ny rano sy fiotsahan’ny tany : manao antso avo ny BNGRC
  • Türkiye Scholarships, isan’ny vatsim-pianarana feno mitsinjo mpianatra indrindra

jeudi, 18 janvier 2024 12:40

La pépinière géante d'Antananarivo

Reportage 

Un million de jeunes plants, c’est ce que produit la pépinière d’Analamanga chaque année, d’où son nom pépinière géante. Avec plus de 40 espèces d’arbres, cette dernière contient surtout des arbres à croissance rapide comme le frêne. L’objectif étant de combler les besoins aux bois d’énergie. Un entretien régulier se fait sur les lieux et la plantation des pépinières suit des étapes bien définies pour arriver à une telle quantité de production.

Interview

La 28ème conférence des nations unies sur le climat ou COP28 a eu lieu du 30 novembre au 12 décembre dernier à Dubaï. Elle a regroupé plus de 100 000 délégations venant de plus de 100 pays, dont Madagascar. Lors de cette édition, la plateforme Aika a relevé comme défit l’envoie des jeunes délégués venant de plusieurs régions différentes, qui n’y ont jamais participé. Ces jeunes ont eu une opportunité de formation en guise de préparation à cet événement, une chance que les anciens délégués n’ont pas pu avoir, selon Kathia Mahery Rakotonirina, coordonnatrice de la plateforme.

DIY 

Sachez que les capsules sont aussi bien recyclables que les bouteilles en plastiques. Une bonne idée est d’en faire des jouets, comme des petites chenilles, pour ceux qui ont des petits chez eux.

Reportage 

Zanan-kazo iray tapitrisa eo no vokarin’ny tanin-janakazon’Analamanga isan-taona, izay nahatonga ny anarany ho tanin-janakazo goavana. Karazan-kazo 40 no vokarina ao, isany tena betsaka ao ny hazo maniry haingana toy ny “frêne”. Tanjona ny hamenoana ny filan’ny olona ireo hazo mamokatra angovo. Mila asa fikarakarana isan’andro ity toerana ity, ary manaraka dingana maro ny fambolena ireo zanan-kazo mba hanatrarana ny tanjona amin’ny famokarana.

Interview

Ny 30 novambra hatramin’ny 12 desambra no niatrehan’ireo firenena an-jatony, hivondronan’ny delegasiona maherin’ny 100 000 any Dubaï, ny zaikabe faha 28n’ny firenena mikambana momba ny fiovaovan’ny toetr’andro na COP 28. Ezaka napetraky ny vovonana ara-tontolo iainana AIKA ny fandefasana tanora malagasy mbola tsy nanatrika COP mihitsy amin’ity andiany ity. Nahazo fiofanana manokana ho fanomanana izany ireto farany, tombony lehibe izay tsy nananan’ireo andiany teo aloha, hoy i Kathia Mahery Rakotonirina, mpandrindra ny vovonana.

DIY 

Fantaro fa toy ny vatany ihany, dia tsy voatery ariana foana ireny sarona tavoangy ireny fa azo angonina tsara ary hanamboarana kilalao maro isan-karazany ho an’ny ankizy. Sary fanday kely na chenille izao ohatra iray.

  • Saison pluvieuse : Boeny, Sofia et Betsiboka sont encore en alerte rouge
  • 70 % des femmes à Ambalavao subissent des violences physiques et morales
  • Betampona Fénérive Est : quatre ponts sont maintenant accessibles

  • Oram-baratra : mbola fampitandremana miloko mena ho an’ny faritra Boeny, Sofia ary Betsiboka
  • 70 % ny vehivavy ao Ambalavao no iharan’ny herisetra ara-batana sy ara-moraly
  • Betampona Fénérive Atsinanana : nahazo tetezana vaovao miisa efatra
  • Forte pluie : arrêt des cours dans la partie Nord de Madagascar
  • Première bibliothèque dans le Fokontany Verrerie Toamasina
  • Poulet de chair à Ambositra : les demandeurs se font nombreux

  • Rotsak’orana : miato ny fampianarana any avaratry ny nosy
  • Verrerie Toamasina : fokontany voalohany nahazo trano famakiam-boky
  • Akoho fakana nofo ao Ambositra : mitombo ireo mpanjifa
jeudi, 18 janvier 2024 09:46

Le Journal du 17 Janvier 2024

  • Elections communales et législatives : faire voter les détenus, difficile à réaliser jusque-là
  • Période de soudure : les gens de la campagne recourent plus aux cultures
  • Le taux de paiement d’impôt reste faible à Antananarivo
  • Aux horizons de la physique, une exposition qui répond à nos questions de tous les jours

  • Fifidianana ben’ny tanàna sy solombavambahoaka : mbola sarotra ny mampifidy ireo voafonja hatreto
  • Fotoanan’ny maitso ahitra : mirona kokoa any amin’ny fambolena ireo mponina any Ambanivohitra
  • Mbola kely hatrany ny tahan’ny fandoavan-ketra eto Antananarivo
  • Aux horizons de la physique, fampirantiana mamaly ireo fanontaniantsika amin’ny andavan’andro

jeudi, 18 janvier 2024 08:30

Influence de vote

Le premier tour à l’élection présidentielle malgache aura lieu le 16 novembre 2023. Les candidats auront l’occasion de présenter leur programme un mois à l’avance. Comment est-ce que les débats présidentiels peuvent influencer le vote des citoyens ? Selon l’avis du politologue Durlin Retoniagne, la campagne électorale à Madagascar est encore loin de suivre les normes, et les débats entre candidats s’avèrent rares. Pour le coordonnateur de Youth an Citizens for Integrity (YCI) Mickael Rakotomalala, nous devons apprendre à voter un candidats en se basant sur ses idéologies, non sur les côtés matériels.

Ny 16 novambra 2023 ny fifidianana ho filoham-pirenena Malagasy. Manana fahafahana hanao fampielezan-kevitra mandritra ny iray volana ireo kandida talohan’izay. Endrika iray amin’izany ny fanehoan-kevitra amin’ny alalan’ny fanaovana ady hevitra. Misy fiantraikany amin’ny safidin’ireo olom-pirenena ve izy ireny? Niresaka mikasika izay tato anatin’ny ndao hilaoeky ny mpahay politika Durlin Retoniagne sy ny mpandrindra ny fikambanana YCI Madagascar Rakotomalala Mickael.

Le Collectif des jeunes engagés des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana ou COJEAA organise le concours « Voice for Nature ». Il s’agit d’un plaidoyer environnemental qui se décline en une courte vidéo ou un podcast d’une durée de trois à cinq minutes pour convaincre les dirigeants de l’importance de l’environnement.

Il s'adresse à tous les jeunes de 18 à 35 ans sur tout Madagascar amoureux de l'environnement et de la nature. En raison de la forte demande et du désir des jeunes qui ont envoyé de nombreux messages privés sur la page, le concours a été reporté au 7 janvier.

Mahatao Jean Fidison, président du Collectif des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana ou COJEAA, nous explique la compétition dans l’émission Hono ho aho.

Mikarakara fifaninanana haitaky ny Collectif des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana na ilay hoe COJEAA. « Voice for Nature » no anaran’io fifaninanana io. Haitaky ara-tontolo iainana izy io izay atao anaty horonan-tsary fohy na Podcast maharitra telo hatramin’ny dimy minitra handresena lahatra ireo mpitondra amin'ny maha zava-dehibe ny tontolo iainana.

Natao ho an'ny tanora rehetra manerana an'i Madagasikara 18 hatramin’ny 35 taona izay tia ny tontolo iainana sy natiora izy io.  Nohon'ny fangatahan'ny be sy ny maro sy ny hetahetan’ireo tanora izay nandefa hafatra miafina marobe tao amin'ny pejy dia nahemotra hatramin’ny 7 janoary ny fifaninanana. 

Mahatao Jean Fidison filohan’ny Collectif des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana na COJEAA no manazava ny fifaninanana anatin’ny Hono ho aho antsika.

Parisoa Andriambolanarivo, est élu maire de la Commune Urbaine d’Imerintsiatosika à ses 24 ans, en 2015. Il s’est porté candidat à titre indépendant avec son propre moyen et le soutien de la famille et amis.  Il a toujours fait face à des pressions politiques durant ses 2 mandats.

24 taona i Parisoa Andriambolanarivo no voafidy voalohany ho ben’ny tanan’Imerintsiatosika. Vola nangoniny niampy fanampiana avy amin’ny namana sy fianakaviana no nentiny nanaovana fampielezan-kevitra tamin’izany. Nisy hatrany ny tsindry ara-politika nandritra ny 9 taona nitondrany ny kaomina.

La compréhension, la compassion et l’amour pour l’environnement sont les principales motivations pour les jeunes à s’engager dans le volontariat. Pour l’association One Way for Change, les volontaires sont dotés de moyens pour réaliser les activités. Cette association crée également des évènements et animations pour dynamiser ses volontaires. Un partage de Ratsimbazafy Lalatiana Koloina, vice-présidente de One Way for Change.

Ny fitiavana ny hafa, ny fahaizana mipetraka eo amin’ny toeran’ny hafa, ny fitiavana ny tontolo iainana ary ny fikatsahana ny fivoarana no mandrisika ny tanora hirotsaka an-tsitrapo. Ho an’ny fikambanana One Way for Change dia omena fitaovana ireo mpirotsaka an-tsitrapo handrisihana azy ireo. Asiana hetsika arahina fanentanana ihany koa hampazoto azy. Ahafahana manovo traikefa sy mitrandraka ny talenta ao anaty ny firotsahana an-tsitrapo araka ny fanazavan’i Ratsimbazafy Lalatiana Koloina, filoha lefitry ny fikambanana one way for change.

  • Mandritsara : l’Université aura un nouveau campus cette année
  • Toamasina : les lycéens accourent vers les cours de préparation aux examens
  • Mananjary : les abattoirs manquent

  • Mandritsara : hahazo campus universitaire manara-penitra amin’ity taona ity
  • Toamasina : mirohotra manao cours hanomanana fanadinana ny mpianatra
  • Mananjary : tsy ampy ny toerana famonoana omby
mardi, 16 janvier 2024 13:34

Le Journal du 16 Janvier 2024

  • Une gymnastique financière s’annonce face aux changements de l’architecture du gouvernement
  • Propagation de la conjonctivite : certaines gares routières essaient de mettre en place des mesures de prévention
  • Forum Économique Mondial de Davos : la jeunesse malgache à la recherche de partenaires internationaux dans le domaine des nouvelles technologies
  • Kabary Tours : une initiative prise après l’inscription du Kabary dans le Patrimoine Mondial de l’UNESCO

  • Misy fanovana mila atao ao amin’ny tetibolam-panjakana manoloana ireo fiovana goavana amin’ny firafitry ny governemanta vaovao
  • Fihanaky ny conjonctivite : efa mandray fepetra ny sasany amin’ireo « gares routières » eto andrenivohitra
  • Forum Économique Mondial de Davos : mitady mpiara-miasa sy mpampiasa vola misehatra amin’ny teknolojia vaovao ny tanora malagasy
  • Kabary Tour : hetsika iray natao tao aorian’ny nampidirana ny Kabary ho isan’ny Harem-bakoka tsy azo tsapain-tanan’ny UNESCO

mardi, 16 janvier 2024 07:16

La culture de black eyes à Ambatoboeny

La culture de black Eyes se fait trois fois par an à Ambatoboeny. C’est une culture à cycle court car une saison se fait juste 2 mois et demi. Actuellement, le rendement diminue comparant à ceux d’il y a 20 ans. L’augmentation du prix des pesticides, le problème de semence et le manque d’eau en sont les principales causes. Depuis deux ans, les opérateurs n’exportent plus directement vers l’Europe. L’exportation passe d’abord par l’Asie. Andrianarivo Edvin et Ratsirahonana Ditra, planteurs et opérateurs de black eyes à Ambatoboeny, nous donnent plus d’informations sur cette filière.

Mamboly lojy mainty maso in-telo isan-taona ny tantsaha any Ambatoboeny. Voly fanondrana haingam-piakatra izy io satria roa volana sy tapany dia vokatra. Mihena ny famokarana raha oharina tamin’ny 20 taona lasa noho ny fiakaran’ny vidin’ny fanafody, ny olana eo amin’ny masomboly ary ny rano. Tsy manondrana mivantana any Eropa intsony ihany koa ireo tantsaha fa mandalo mpanelanelana dia ireo firenena any Azia. Manazava momba io seha-pihariana io i Andrianarivo Edvin sy Ratsirahonana Ditra, mpandraharaha momba ny lojy any Ambatoboeny.

Au Pair est une occasion de faire un échange culturel avec une famille à l’étranger, pour les jeunes filles de 18 à 26 ans. Les jeunes filles aident dans les travaux domestiques et apprend la langue locale pendant 1 an en échange de l’hébergement chez la famille d’accueil. Deraina Fitia, une jeune Au Pair en Allemagne partage son voyage et comment elle a fait. Ravoniarison Lucas, président de l’association des jeunes parlant l’Allemand à Madagascar, donne plus d’explication sur le contrat Au pair.

Ny Au Pair dia tetikasa ahafahan’ny tovovavy 18 hatramin’ny 26 taona mifanakalo kolontsaina any ivelany. Mipetraka amina fianakaviana iray izy ireo ary mianatra ny teny eo amin’ilay firenena mpandray mandritra ny herintaona. Manampy amin’ny asa madinidinika ao an-trano ho takalon’ny fampiantranoana azy. Mizara ny fomba nandehanany sy ny diany tany Allemagne i Deraina Fitia, tanora Au Pair. Manazava misimisy kokoa ny fifanarahana Au Pair i Ravoniarison Lucas, filohan’ny fikambanan’ny tanora miteny alemana eto Madagasikara.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter