L'Assemblée nationale est composée de 151 membres élus pour une durée de cinq ans au suffrage universel direct. Cette institution politique est dirigée par un président et compte six vice-présidents ainsi que deux questeurs.
Conformément à l'article 70 de la constitution de la IVème République, un décret pris en Conseil des Ministres détermine le nombre de membres de cette institution. En effet, ce décret permet également de déterminer la répartition des sièges sur l'ensemble du territoire national ainsi que le découpage des circonscriptions électorales. Il s'agit de redresser une carte électorale en fonction des nombres d’électeurs. C'est à partir de cela que le nombre de députés pour la circonscription est déterminé.
Manahoana ny firafitry ny antenimieram-pirenana ?
151 ny isan'ny dépiote mandrafitra ny Antenimieram-pirenena amin'izao, izay voafidy hiasa mandritry ny 5 taona. Mitantana io Andrim-panjakana io ny filohan'ny antenimieram-pirenena, filoha lefitre 6 ary kestiora 2.
Arakan'ny andininy faha 70 ny lalà m-panorenan’ny Repoblika faha 4, ny filankevitry ny minisitra no mamoaka ny didim-panjakana mamaritra ny isan'ny solombavambahoaka.
Io didim-panjakana io ihany koa no mamaritra ny isan'ny toerana sy ny isan'ny depiote amin'ny faripiadidina iray. Ny isan'ireo mpifidy no hamaritana ny isan'ny solombavam-bahoaka fidiana amin'ny toerana iray.
Une motion de censure est un moyen de contrôle du gouvernement par l'Assemblée nationale. Elle peut être déposée par au moins 10% des députés (soit 15) et doit être votée à la majorité absolue (soit 151 voix) pour être adoptée. Si la motion de censure est adoptée, le gouvernement doit démissionner.
Les causes qui pourraient mener à la motion de censure sont généralement liées à un désaccord politique entre le gouvernement et une partie de l'Assemblée nationale, le manque de confiance au gouvernement par exemple. La motion de censure est généralement initiée par les députés de l'opposition, ou de la majorité.
À savoir que notre Assemblée Nationale actuelle est composée de 151 députés élus pour un mandat de cinq ans. Dont 84 sont pro-régime, 21 venant de l’opposition et les 46 autres se disant indépendants ou sans partis. Les dernières tentatives de motion de censure menées à Madagascar ont eu lieu en 2016, 2018 et le dernier en 2022.
Fitsipaham-pitokisana (motion de censure) : inona marina izy io ?
Ny fitsipaham-pitokisana dia fomba iray hifehezan’ny Antenimieram-pirenena ny governemanta. Manan-danja izy io raha ny 10%-n'ny solombavambahoaka fara fahakeliny no mametraka izany (izany hoe 15 eo) ary mihatra kosa raha lanin’ny maro an’isa (izany hoe vato 151). Raha ekena ary lany io fitsipaham-pitokisana io dia tsy maintsy mametra-pialana ny governemanta.
Ny antony mety hitarika ny fitsipaham-pitokisana matetika dia ny tsy fifanarahana ara-politika eo amin'ny governemanta sy ny ampahany amin'ny Antenimieram-pirenena, izay miainga amin’ny tsy fifampitokisan’ny roa tonta ohatra. Amin'ny ankapobeny dia ireo solombavambahoaka mpanohitra, na ny maro an'isa no manao izany.
Raha ny Antenimierampirenentsika izao dia ahitana solombavambahoaka miisa 151 nofidiana hiasa dimy taona. Ny 84 amin’ireo dia mpomba ny fitondrana, ny 21 dia avy amin’ny mpanohitra ary ny 46 hafa milaza ho mahaleotena na tsy manana antoko.
Raha ny teto Madagasikara manokana, ny taona 2016 sy 2018 sy 2022 no nisy tranganà fitsimpahampitokisana farany nataon’ireo solombavambahoaka sasany.
D’abord, par définition, la violence électorale, c’est le fait d’influencer le processus électoral ou ses résultats par la force, l'intimidation ou la fraude. Elle peut se manifester à toutes les étapes du processus et toucher tous les acteurs : candidats, électeurs, agents électoraux et observateurs.
Lors de la dernière élection présidentielle, on a vu les partisans d’un candidat boycotter ou saboter les manifestations d’un autre candidat. D’autres ont déchiré les affiches de campagne de leurs concurrents. Il y a même eu des arrestations.
Les observateurs ont aussi rapporté des tentatives de manipulation des médias. C’est une forme de violence électorale ?
On a vu des candidats utiliser des médias locaux privés ou publics pour influencer l'opinion publique en leur faveur ou en défaveur de leurs concurrents. Ça s’est manifesté par la diffusion de fausses informations, la censure, ou la diffamation. Récemment, de plus en plus de cas ont été recensés sur les réseaux sociaux.
Pourtant, la violence électorale peut affecter fondamentalement la crédibilité des élections, la stabilité du pays, ou entraver au respect des droits de l'homme et de la démocratie.
Herisetra ara-pifidianana : toy ny ahoana no fisehony eto amintsika ?
Voalohany, raha faritana tsotsotra, ny atao hoe herisetra ara-pifidianana dia ireo fanakorontanana ny zotram-pifidianana na ny voka-pifidianana amin'ny fampiasana hery, fampitahorana na fanaovana hosoka. Mety ho hita amin’ny dingana rehetra izany ary miantraika amin'ny mpisehatra politika rehetra, toy ny kandidà , ny mpifidy, ireo vaomieram-pifidianana ary ireo mpanara-maso.
Nandritra ny fifidianana filoham-pirenena farany teo ohatra, hita fa nisy tamin’ireo kandida no nanao sakantsakana na nanakorontana ny fampilezan-kevitra nataon’ireo mpifaninana taminy. Nisy koa ireo nandrovitra ny afisin’ireo mpifaninana sasany. Nisy ny fisamborana noho ireo korontana nisy.
Nanaitra mahakasika ny fikirakirana vaovao tsy marina sy ny fanagiazana orinasan-tserasera ihany koa ireo mpanara-maso ny fifidianana sasany. Endrika herisetra ara-pifidianana koa ve izany ?
Anisan’ny mahatonga ny herisetra ara-pifidianana io tranga io. Nisy tamin’ireo kandida izao no nampiasa orinasan-tserasera miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana, mba handotoana ireo mpifaninana taminy, na koa hanindraindrana azy. Niseho tamin’ny famoahana vaovao tsy marina sy fanapenam-bava ireo mpanao gazety izany. Miha-mahazo vahana amin’ireo tambazotran-tserasera ihany koa io tranga io tato ho ato.
Manamaivana ny lanjan’ny fifidianana anefa ireo endrika herisetra ara-pifidianana ireo ary ahatonga izany tsy ho eken’ny rehetra. Mety ahatonga ny firenena tsy ho marim-toerana. Mety hitarika amin’ny tsy fanajana ny zo maha-olona sy ny demokrasia ihany koa.
Les députés ont pour responsabilité de représenter les intérêts de leur circonscription respective, de participer à l'élaboration et à l'adoption des lois, de contrôler l'action du gouvernement et d'exercer diverses fonctions parlementaires. Chaque député, bien qu'élu pour représenter une circonscription spécifique, est un délégué de l'ensemble de la nation. Ainsi, que ce soit à l'Assemblée nationale ou dans sa zone d'élection, chaque député agit et s'exprime au nom du bien commun, plutôt qu'au nom d'un parti politique, d'un groupe d'intérêt ou d'une région particulière. Son travail s'étend à la fois au sein de l'Assemblée et dans sa circonscription. Dans cette dernière, le député se doit de rester à l'écoute de ses concitoyens, les rencontrant et les visitant.Â
Inona moa no asan’izany solom-bavamabahoaka izany ?
Tompon’andraikitra amin’ny fisoloan-tena ny tombontsoan’ny faritra misy azy avy ny solom-bavambahoaka. Mandray anjara amin’ny fandrosoana sy ny fandaniana lalà na, ny fanaraha-maso ny hetsika ataon’ny fitondram-panjakana ary ny fanatanterahana ny asan’ny parlemantera isan-karazany ihany koa izy. Ny Solombavambahoaka tsirairay, na dia voafidy hisolo tena ny boriborintany manokana aza, dia solontena ny firenena iray manontolo. Araka izany, na eny amin’ny Antenimieram-pirenena na any amin’ny faritra iadidiany, ny solombavambahoaka tsirairay avy dia tokony miasa sy maneho hevitra amin’ny anaran’ny tombontsoa iombonana, fa tsy amin’ny anaran’ny antoko politika, na vondron’olona na faritra manokana. Miitatra hatrany amin’ny faritra misy azy ny asany. Tokony mahay mihaino ny feon’ny mponina, mifampiresaka sy mifanakalo hevitra amin’ny mponina ihany koa ny solombavambahoaka.
Â