COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

« Boanamary sent mauvais ». Si on reste un moment à Mahajanga et qu'on interagit avec les habitants ou si on s’intéresse aux histoires d’antan de cette région, on entendra peut-être cette expression. Mais qui est exactement ce Boanamary ?

C'est l'un des lieux historiques longeant la baie de Bombey Toka, là où Betsiboka rencontre le canal du Mozambique. Il est lié à l'histoire des royaumes qui se sont établis dans cette région.

Suivez l'émission de Sandrify pour connaitre l’histoire de Boanamary qui nous est racontée par Mahefa Sosthene, responsable dans la commune de Boanamary.

« Maimbo tay Boanamary ». Raha mijanona elaela any Mahajanga any isika ka mifanerasera elaela amin’ireo mponina na hoe liana amin’ireo toerana manan-tantara an’iny faritra iny dia mety haheno an’io fomba fiteny io. Fa iza marina moa izany Boanamary izany?

Isan’ireo tanana manan-tantara manamorona ny elodranon’i Bombey Toka izay hihaonan’i Betsiboka amin’ny lakandranon’i mozambika izy io ary misy hifandraisany amin’ny tantaran’ireo fanjakana izay niorina tamin’iny faritra iny.

Araho ato amin’ny fandaharana Sandrify ary ny tantarany izay entin’i Mahefa Sosthene tompon’andraikitra iray eo anivon’ny kaominina Boanamary amintsika.

lundi, 04 septembre 2023 07:05

L'histoire de la rivière de Sambirano

Ce Sandrify nous fera découvrir l'histoire entourant la rivière appelée Sambirano et la main d'Ambanja. Le Quatrième roi Tsiaraso apportera l'information.

Elle est très riche en termes d'histoire et de culture, mais elle sert souvent de point de transit lorsqu'on se rend par exemple à Nosy Be, vers la région SAVA ou vers Antsiranana. Elle est la capitale du cacao d'Ambanja et joue un rôle important dans l'économie de la région de Diana.

Hampahafantatra antsika ny tantara manodidina ilay renirano atao hoe Sambirano sy ny tananan’Ambanja ity Sandrify ity. Ny ampanjaka Tsiaraso Fahaefatra no hitondra ny fanazavana amin’izany.

Manankarena be izy io raha tantara sy kolontsaina kanefa matetika atao toerana fandalovana fotsiny ihany raha ho any Nosy Be ohatra na hihazo ny faritra SAVA na ny mankany Antsiranana any. Renivohitry ny kakao Ambanja ary manana anjara toerana lehibe amin’ny toekaren’ny faritra Diana.  

vendredi, 01 septembre 2023 13:28

Le Journal des régions du 01 Septembre 2023

  • CISCO Ambatondrazaka : une nouvelle pédagogie sera appliquée à la prochaine année scolaire
  • Plus de 2000 touristes ont visité Ampefy durant la période de vacances
  • Rythme Batrelaky : sa popularité en déclin

  • CISCO Ambatondrazaka : hampihatra pedagojia vaovao ireo mpampianatra amin’ny taom-pianarana vaovao
  • 2000 isa ireo mpizahan-tany tonga tany Ampefy nandritra ity fialan-tsasatra ity
  • Gado-kira Batrelaky : niha lefy ny lazany
vendredi, 01 septembre 2023 13:25

Le Journal des régions du 31 Août 2023

  • Plus de 50 taxi-brousses quittent le stationnement de Mahajanga
  • La réhabilitation du pont de Sandahatra est en cours
  • Le Kianjan’ny Hiragasy est baptisé ''Kianja Rasamimanana Rochel ou Rapetit''

  • Fiara 50 hatramin’ny 80 isanan’andro eo no miainga any Mahajanga
  • Tetezana sandahatra Toamasina : izao vao mandeha ny asa fanamboarana
  • Nampitondraina ny anarana hoe ''Kianja Rasamimanana Rochel na Rapetit'' ny Kianjan'ny Hiragasy
vendredi, 01 septembre 2023 13:05

Le Journal du 01 Septembre 2023

  • Quelles sont les informations sur les élections que les citoyens devraient connaître ?
  • Les dépenses pour la rentrée scolaire augmentent par rapport à l’année dernière
  • Temps fort danse : les artistes et danseurs des quatre coins de l’île se retrouveront à Analakely pour trois semaines

  • Inona avy ireo vaovao ilain’ny olom-pirenena amin’izao ankatoky ny fifidianana izao ?
  • Mitombo ny fandaniana ho an’ny fidiran’ny mpianatra raha mitaha amin’ny taona lasa
  • Fianarantsoa : niakatra avo roa heny ny vidin’ny fitaovam-pianarana
  • Temps fort danse : hifampitaona etsy amin’ny IFM Analakely mandritra ny telo herinandro ireo mpandihy sy mpankafy dihy

Reportage :

La journée internationale de la jeunesse de cette année s’est focalisée sur la participation des jeunes dans la protection de l’environnement. Depuis sa création d’il y a quelques mois, la plateforme des jeunes malgaches engagés pour l’environnement AIKA lance comme principale stratégie le plaidoyer environnemental. Les parties prenantes, la bonne communication et les relations diplomatiques avec le gouvernement, sont les trois outils qu’elle utilise pour mener à bien cette mission.

Interview :

La Coalition Nationale de Plaidoyer Environnemental ou CNPE a fait son apparition depuis 2016. Les ressources naturelles et maritimes, les ressources minières et les aires protégées sont les principaux secteurs auxquelles elle travaille. Rahoeliarisoa Corinne, sa coordonnatrice nationale témoigne des points positifs, comme la diminution des trafics illicites et des exportations illégales de bois précieux au cours de ces dernières années. Elle précise néanmoins que le manque d’écoute au niveau des entités concernés est l’une des principaux blocages dans cette mission.

Reportage :

Nifantoka kokoa tamin’ny tanora sy ny fiarovana ny tontolo maitso ny lohahevitra nandritra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora tamin’ity taona 2023 ity. Ho an’ny vovonan’ny tanora malagasy mandray andraikitra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana, AIKA izao, dia ny adisisika ara-tontolo iainana no tena ampiasainy. Vondron’olona soloiny tena sy porofo ary fifandraisana akaiky amin’ny fanjakana, no fitaovana entin’ireo tanora mivondrona ao rehefa manao izay adisisika izay.

Interview :

Natsangana nanomboka ny taona 2016 ny fivondronambe nasionaly ho an’ny adisisika ara-tontolo iainana na ny CNPE. Ny harena voajanahary an-tanety sy an-dranomasina ary ny harena an-kibon’ny tany sy ireo faritra arovana no tena hiantseharany. Manamarina ny mpandrindra nasionaliny Rahoeliarisoa Corinne fa nahitana fihenany be ny fitrandrahana sy fanondrahana harena voajanahary mankany ivelany hatramin’ny nitsanganani’ty fivondronana ity. Ny tsy fahaiza-mihaino eo amin’ireo sampan-draharaham-panjakana voakasika, no olana goavana tsy ampy amin’ny fanatanterahana ity asa ity.

Certains animaux sauvages tels que les lémuriens, les tortues ou encore certaines espèces de serpents sont classifiés interdits de domestication, dans la loi malgache 2006-400 sur les catégories de faunes sauvages à Madagascar. Pourtant, beaucoup de personnes aspirent à les avoir chez eux comme animaux de compagnie, les vendent ou les achètent illégalement. Quelle est la vraie origine de ces interdictions et comment faire respecter la loi sur la préservation de ces catégories d’animaux à Madagascar ? Le président de l’organisation de lutte contre le trafic de tortues, Tortule survival Alliance ou TSA Madagascar, Docteur Randriamahazo Herilala et le jursite environnemental Raharijaona Tombontsoa en discutent.

Voasokajy ho tsy azo trandrahana, tezaina na amidy ireo karazana biby dia maro toy ny gidro, ny sokatra na ihany koa ireo karazana bibilava sasany, araka ny lalàna 2006-004 mamaritra ireo sokajina biby dia eto Madagasikara. Betsaka anefa ireo olona mitaiza azy ireny, mamarotra amin’ny fomba tsy ara-dalàna na mividy azy ireny eto amintsika. Inona no tena antony hanasokajiana azy ireo ho tsy azo ompiana ? Ary ahoana ny fomba hamaparahana ny lalàna miady amin’izany eto amintsika ? Ny filohan’ny fikambanana miaro ny sokatra TSA Madagasikara, Docteur Randriamahazo Herilala sy ny mpahay lalàna ara-tontolo iainana Raharijaona Tombontsoa no miresaka mikasika izany.

A cause de leur position océanique et leur faible altitude, les îles et archipels sont explosés à l’érosion marine, l’acidification des océans, la dégradation des écosystèmes et des récifs coralliens, les phénomènes météorologiques. A cause de cela, les experts dans le monde entier cherchent à réduire les déchets plastiques et des produits chimiques toxiques dans l’océan. Ils vont chercher comment préserver la biodiversité marine à travers des solutions technologiques et innovantes à travers l’AIS forum à Antananarivo Madagascar le 29 aout 2023.

Interview avec MAHATANTE TSIMANAORATY Paubert, Ministre de la pêche et de l’économie bleue Madagascar.

Iharan’ny loza matetika ireo nosy sy vondronosy manerana izao tontolo izao. Noho ny toerana misy azy any an-dranomasina sy ny haavony (iva). Eo ihany koa ny fanariana solika an-dranomasina sy ny fahapotehan'ny tontolo iainana ary ny haran-dranomasina. Noho izany, mikasa ny hampihenana ny fako plastika sy ny akora simika misy poizina any an-dranomasina ny manam-pahaizana maneran-tany. Ho dinihin’izy ireo ny fomba fitahirizana ny zavamananaina an-dranomasina amin’ny alalan’ny vahaolana ara-teknolojia sy zava-baovao amin’ny alalan’ny forum AIS teto Antananarivo Madagasikara ny 29 aogositra 2023.

Resadresaka niarahana tamin’i MAHATANTE TSIMANAORATY Paubert, Minisitry ny jono sy ny toekarena manga eto Madagascar.

jeudi, 31 août 2023 13:18

Le Journal du 31 Août 2023

  • Le rôle de la Communauté Internationale dans le processus électoral
  • Les artisans présents au village culture voient leur chiffre d’affaires connait une augmentation
  • Bourses universitaires dans les pays africains : la majorité des offres sont faites pour les études en master et en doctorat

  • Inona no anjara asan’ireo fiaraha-monina iraisam-pirenena ao anatin’ny zotram-pifidianana ?
  • Miakatra ny vola miditra ho an’ireo mpanao asa tanana manana toerana ao amin’ny village culturel
  • Vatsim-pianarana mankany amin’ireo firenena afrikanina : natao ho an’ireo mpianatra hanao master sy doctorat ny ankamaroany
  • Hisokatra manomboka amin’ity taom-pianarana hiditra ity ny oniversite ao Ihorombe

Avez-vous déjà entendu parler de la maladie de goutte ? c’est une maladie liée naturellement à notre alimentation. Quels sont les symptômes et qu’en est-il du traitement ? Dr Kiki Ramanandraibe nous renseigne sur les bons à savoir.

Aretina efa fahenontsika eny amin’ny fiaraha monina eny ny goutte. Misy ifandraisany amin’ny sakafo ny fahazoana azy io. Tahaka ny ahoana ny fisehony, ahoana ny hisorohana azy ? Manazava ireo tsara ho fantatra Dr Kiki Ramanandraibe.

Il existe plusieurs techniques pour conserver les aliments, en plus de l'utilisation des réfrigérateurs. Les méthodes traditionnelles telles que le séchage, le salage, la déshydratation et le fumage permettent aussi une conservation à long terme. Britney Havannah Rasolonirina, technicienne en recherche à l'Office national de la nutrition, partage quelques conseils essentiels à savoir.

Maro  ireo fomba fitehirizana sakafo izay efa fataontsika amin’ny fiaianana andavanandro. Ankoatran’ny fampiasana vata fampangatsiahana, misy teknika toy ny fanamainana, ny fampiasana sira sy fampiasana setroka azo atao. Inona no singa mampaharitra ny fitehirizana sakafo, manahoana ny tombony ho an’ny vatantsika ? Hizara amintsika ireo tsara ho fantatra Britneny Havannah Rasolonirina, mpiandraikitra ny fikarohana eo anivon’ny ONN.

jeudi, 31 août 2023 09:54

Le temps de cuisson des aliments

Le temps de cuisson assure la qualité de la nourriture que nous consommons. Cela joue un rôle important pour notre santé, notamment pour les nutriments. Britney Rasolonirina, responsable de la recherche auprès de l’office national de la nutrition, nous partage des informations importantes à connaître.

Antoka iray ho an’ny fahasalamana ny fihinanana sakafo azo antoko. Madio fa indrindra ihany koa tsara masaka. Samy manana ny fahazarany hiketrehana ny sakafo ny tsirairay. Hizara amintsika ny tsara ho fantatra amin’ny fotoana ilaina amin’ny fandrahoana sakafo i Britney Rasolonirina, misahana ny fikarohana eo anivon’ny ONN.

mercredi, 30 août 2023 13:45

Sifflet du 30 Août 2023

  • Jeux des îles- Football : les Barea affronteront les CÅ“lacanthes Comoriennes en demi-finale
  • Ankoay - deux médailles d’or pour le Basketball 3x3 hommes et dames
  • Natation : une troisième médaille d’or pour Jonathan Raharvel

  • Lalaon’ny nosy- Baolina kitra : hifandona amin’i Comores ny Barea amin’ny manasa-dalana
  • Ankoay - medaly volamena roa ho an’ny Basketball 3x3 lehilahy sy vehivavy
  • Taranja lomano : nandrombaka medaly volamena fahatelo i Jonathan Raharvel
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter