COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

L’hybridation et le local, ce sont deux grandes thématiques évoquées à l’issue de la conférence des chercheurs enseignant hybriconférence à Fénerive Est. Il a été question de savoir en quoi est-ce que les notions ou idéologies venant de l’étranger peuvent impacter le local et jusqu’où ça peut contribuer à la paix ou au conflit.

« Hybridation et local », loha-hevitra roa lehibe nodinihina nandritra ny atrik’asa « hybriconférence » niarahan’ireo mpampianatra mpikaroka tao Fenoarivo Atsinanana. Nezahina nojerena nandritra izany ny vokatra ateraky ny fifampikasohan’ny avy any ivelany amin’ny eto an-toerana sy ny mety ho vokany amin’ny fisian’ny fandriam-pahalemana na ny disadisa eo amin’izany toerana izany.

vendredi, 18 août 2023 10:30

Le Journal du 16 Août 2023

  • Élection : déclaration de patrimoine pour les candidats à la présidentielle : pourquoi ?
  • Campagne litchis
  • Les jeux des îles profitent au secteur de la restauration
  • Quinze jours de musique non-stop pour les fêtards de l’îles aux parfums

  • Fifidianana : fa nahoana no tsy maintsy manao fanambaram-panànana ireo kandidà ?
  • Campagne ny litchis
  • Mahazo tombony amin’ny lalaon’ny Nosy ny sehatry ny fikirakirana sakafo
  • Lanonana dimy ambinifolo andro tsy ankiato hoan’ireo tia mozika tany Nosy be

vendredi, 11 août 2023 13:09

Le Journal du 11 Août 2023

  • Election 2023 : un financement de 900 000 dollars de la part des Etats Unis
  • Environnement : les jeunes malgaches insistent beaucoup à la plaidoirie
  • Méthode contraceptive : les jeunes sont de plus en plus intéressés

  • Fiarovana ny tontolo iainana : miditra kokoa amin’ny sehatry ny hai-taky ireo tanora malagasy ankehitriny
  • Nanome 900 000 hetsy dolara ny governemanta amerikana hanampiana an’i Madagasikara amin’ny fifidianana 2023 
  • Mitombo hatrany ireo tanora liana amin’ny fanabeazana aizana
  • Miakatra ny vidin’ny kojakojam-pianarana : mitaraina ireo raiamandreny

vendredi, 11 août 2023 12:58

Le Journal des régions du 11 Août 2023

  • Fitovavy : seulement 30% des écoles ravagées par les cyclones sont réhabilitées actuellement
  • Menabe : plus de milles touristes ont visité l’Allée de Baobab en ce 2023
  • Boeny : la 12ème édition du festival a démarré aujourd’hui

  • Fitovinany : vao ny 30 isan-jaton’ireo sekoly simban’ny rivo-doza no tafarina
  • Menabe : nahatratra iray alina ny mpizaha nitsidika ny Allée de baobab tamin’ity 2023 ity
  • Boeny : raikitra nanomboka androany 11 aogositra ny festival Sobaya andiany 12
vendredi, 11 août 2023 12:44

Evaluation de la politique publique

Deux ans après le lancement officiel du projet baromètre citoyen ou BAROCI par l'ONG IVORARY. A trois mois avant la date de l’élection présidentielle, ils ont consulté la société civile et le secteur privé pour évaluer la politique du gouvernement. Baroci est un outil utilisé pour mesurer l'efficacité des politiques gouvernementales. En d'autres termes, il sert à évaluer le mandat de nos élus et le gouvernement, y compris le président de la République. Interview avec Miantsa Andriamanantena, la chargée de projet BAROCI au sein de l'ONG IVORARY.

Roa taona izay no namoahana ilay tetikasa baromètre citoyen na BAROCI ataon’ny ONG IVORARY. Telo volana mialohan’ny fifidianana, nihaona tamin’ny firaisamonim-pirenena sy ny sehatra tsy miankina izy ireo hanao tombana ny politikam-panjakana. Ity baroci ity dia fitaovana ampiasaina handrefesana ny fahombiazana na tsy ny politikam-panjakana. Raha lazaina amin’ny fomba hafa, dia entina hanaovana tombana ny fotoana nandraisan’ny mpitondra ny fitantanana ny firenena, anisan’izany ny filohan’ny Repoblika. Resadresaka niarahana tamin’i Miantsa Andriamanantena, mpandrindra ny tetikasa BAROCI eo anivon’ny ONG IVORARY.

Un QG ou Quartier General d’un candidat est le lieu que son parti politique aura choisi pour piloter toutes les opérations autour de l’élection. Ça peut être le siège du parti politique lui-même ou un local loué pour une certaine période. Toutes les activités de préparation, de coordination et de stratégies sont concentrées au sein du QG : la campagne électorale, les descentes publiques, l’administration, la préparation des demandes d’autorisation, la relation presse, la coordination des éléments dans les régions, la gestion des matériels et des supports de communication etc. Après le scrutin, c’est là que le parti reçoit tous les rapports venant de ses membres implantés partout et suit les résultats de vote. Un candidat peut avoir plusieurs QG.

Inona no atao hoe Quartier General ho an’ny kandidà amin’ny fifidianana ?

Ny QG na quartier général ho ana kandidà iray dia ny birao hiasan’ny antoko politika manolotra azy. Mialoha ny fifidianana dia misy olona hatrany ao afaka mandray ireo izay te hiditra ho mpikambana. Ao ihany koa no hikarakarana ny fitantanan-draharaha amin’ny ankapobeny : ny fanomanana ny fihaonana amin’ny vahoaka, ny antotan-taratasy samihafa toy ny fangatahana fahazoan-dalana, ny fandrindrana ny asa isam-paritra, ny fifandraisana amin’ny mpanao gazety sy ny serasera rehetra, ny fitantanana ny fitaovana sns. Aorian’ny fandatsaham-bato kosa dia ao no handraisana ny tatitra avy amin’ny solotenany isam-paritra sy hanarahana maso ny vokatra.  Mety hanana QG maromaro ny kandidà iray. Mety ho birao vonjimaika ihany izany, ohatra hoe manofa trano izy ireo ary miala rehefa tapitra ny fifidianana.

jeudi, 10 août 2023 13:34

Le Journal du 10 Août 2023

  • Evaluation de la politique publique : l’ONG Ivorary consulte les OSC et les secteurs privés à travers le projet Baromètre Citoyen
  • 10 Aout 1991 : une des dates marquantes de l’histoire politique de Madagascar
  • Autochtonie des Mikea : un mode de vie à risque selon Denis Alexandre Lahiniriko

  • Fanombanana ny politikam-panjakana : naka ny hevitry ny firaisamonim-pirenena sy ny sehatra tsy miankina ny ONG Ivorary amin’ny alalan’ny tetikasa Baromètre Citoyen
  • 10 Aogositra daty manan-tantara eo amin’ny tantaran’i Madagasikara
  • Anisan’ny antony iray mahatonga ny fahajambana ny aretina katarakta
  • Mety hampitera-doza ny fomba fiainana Mikea, hoy i Denis Alexandre Lahiniriko, ny fitrandrahana ataon’ny hafa

  • Toliara : les hôtels sont tous occupés
  • Alakamisy Ambohimaha : plus de 2000 enfants ont bénéficié d’un service médical gratuit
  • L’inscription pour la classe de 6ème et 2nd dans les écoles publiques prendra fin demain

  • Feno avokoa ireo trano fandraisam-bahiny ao Toliara
  • Alakamisy Ambohimaha : zaza maherin’ny 2000 nisitraka tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana
  • Hifarana rahampitso ny fisoratana anarana hiditra ao amin’ny taona fahaenina sy fahafolo amin’ny sekolim-panjakana
jeudi, 10 août 2023 06:51

Le Journal du 09 Août 2023

  • 03 mois avant l’élection présidentielle : les partis politiques sont prêts
  • Orage en plein hiver : rien qu’une anomalie selon météo Madagascar
  • Trafic d’espèces sauvages de Madagascar : les pays d’Asie sont les principales destinations

  • 03 volana mialohan’ny fifidianana : efa vonona avokoa ireo antoko politika
  • Fanondranana bibidia an-tsokosoko : ireo firenena ao atsimoa atsinanan’i Azia no tena manjifa
  • Misokatra ny taom-piotazana lavanila maitso, ratsy ny vidiny vokatra
  • Oram-baratra anaty vanim-potoana ririnina : tranga tsy fahatomombanana tsotra, araka ny fanambaran’ny sampana mampahafantatra ny toetr’andro

mercredi, 09 août 2023 13:44

Le Journal des régions du 05 Août 2023

  • Analanjirofo : les jeunes victimes de la violence lors de la campagne de vanille en 2022 ont bénéficié des formations professionnelles
  • Mananjary : une portion de route de 5 km est en cours de réhabilitation
  • Les lieux touristiques d’Atsimo Andrefasana sont présentés durant les “Grandes vacances à Toliara”

  • Analanjirofo : nomena fiofanana arak’asa ireo tanora niharan’ny herisetra nandritra ny fiotazana lavanila tamin’ny 2022
  • Lalana mirefy 5 km no nasim-panamboarana ao Mananjary
  • Ho ampafantarina mandritra ny grandes vacances ao Toliara avokoa ireo toeram-pizahan-tany ao Atsimo Andrefana
mercredi, 09 août 2023 13:10

Le Journal des régions du 09 Août 2023

  • Ambahy-Nosy Varika : peu d’acheteurs pour la filière pêche
  • Les hôtels à Mahajanga sont presque occupés
  • Plus de 92 000 touristes ont été enregistrés au pays en ce 2023

  • Tsy misy mpividy ny trondro ao Ambahy, Nosy Varika
  • Feno ny akamaroan’ireo trano fandraisam-bahiny ao Mahajanga
  • Maherin’ny 92000 ny mpizahan-tany tonga teto Madagasikara tamin’ity taona 2023 ity

La pédopsychiatrie, avez-vous déjà entendu parler de cette spécialité médicale qui traite les troubles psychologiques chez les enfants ? Quels sont les symptômes associés à ces troubles ? Existe-t-il des moyens pour les prévenir ou les éviter ?  Dr Ramamonjisoa Ignace, pédopsychiatre, nous explique en détails.

Ny fikorotanana eo amin’ny sain’ny zaza sy ny fitsaboana izany na pédopsychiatrie no entina aminao anatin’ny Hono ho aho. Mety ahoana ny fisehon’izy io eo amin’ny fiainana andravanandro, azo tsaboina sy sorohana ihany koa ve. Dr Ramamonjisoa Ignace, pédopsychiatre na mpitsabo manam-pahaizana manokana momba io fitsaboana io no hanazava amintsika misimisy kokoa ireo tsara ho fantatra.

mercredi, 09 août 2023 09:27

Lettre ouverte au future président

Transparency International Initiative Madagascar organise un concours « Taratasy ho an’izay Filoham-pirenena ho voafidy » ou Lettre ouverte au futur Président destiné aux jeunes. Juana Malalasoa, chef du projet club Fongotra nous en dit plus sur ce concours.

Mikarakara fifaninana ho an’ny tanora « Taratasy ho an’izay Filoham-pirenena ho voafidy » ny Transparency International Initiative Madagascar. Juana Malalasoa, mpiandraikitra ny tetikasa Fongotra ivondronan’ireo tanora, mpianatra no hizara amintsika ireo tsara ho fantatra anatin’ny Hono ho aho.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter