COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

L’année internationale du millet a été marquée le 20 juillet dernier. Le millet est une céréale voisine du blé, du riz ou encore du sorgho. Facile à cultiver, elle tolère les conditions de sècheresses extrêmes. Le millet (mil) peut remplacer notre riz national car il est riche en nutriments. Plus de 130 pays luttant contre l'insécurité alimentaire en cultivent à ce jour. Pour Madagascar, les 15 000 tonnes produites annuellement ne suffisent pas encore si l’on veut vraiment lutter contre la faim selon le ministre de l’agriculture et de l’élevage, Harifidy Ramilison. Parmi les stratégies mises en place figurent l'encouragement des jeunes entrepreneurs à investir d’avantage dans le secteur mil, l'expansion des fermes et le renforcement en équipement auprès des producteurs.

Nomarihina ny 20 jolay lasa teo ny fankalazana ny taona iraisam-pirenena ho an’ny Bajira. Karazana varimbazaha mitovitovy amin’ny voam-bary izy io. Mora ambolena ary mahazaka toetany maina. Mahasolo vary ny bajira noho izy feno otrikaina mahasalama. Ireo firenena 130 mahery, miady amin’ny tsy fanjariantsakafo lalina noho izany no tena mihinana azy. Mamokatra bajira 15.000 taonina isan-taona ihany koa i Madagasikara hatreto. Mbola tsy ampy anefa io vokatra io ka mametraka paikady amin’ny fampitomoana izany ny fitondram-panjakana ankehitriny. Anisan’izany ny fampirisihina ireo mpandraharana tanora hiditra kokoa amin’ny seha-pihariana bajira, ny fampitomboana ireo toeram-pambolena sy ireo fitaovam-pijinjana. Raha ny fanazavan’ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, Harifidy Ramilison.

samedi, 29 juillet 2023 07:33

Le Journal du 28 Juillet 2023

  • Quels critères pour l’élection présidentielle à Madagascar
  • Transparence et mécanisme de gestion du basket fund
  • Restaurer et protéger les mangroves : les communautés locales s’impliquent
  • Les métiers humanitaires contribuent au développement économique

  • Inona no mason-tsivana hifidianana kandidà iray ?
  • Mangarahara ny fitantanana ny basket fund
  • Fanarenana sy fiarovana ireo ala honko : mitombo ny fandraisana andraikitr’ireo vondron’olona ifotony
  • Mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny toekarena ireo asa miompana amin’ny maha olona

vendredi, 28 juillet 2023 07:30

Le Journal du 27 Juillet 2023

  • Processus électoral : les parties prenantes se sont retrouvées pour un troisième dialogue
  • SOC : Madagascar produit seulement 10% de sa demande en semences agricoles
  • Les femmes commencent à travailler de plus en plus dans le numérique
  • Tsikonina : dinette pour appliquer les leçons de cuisine à la maison

  • Zotram-pifidianana : nifandinika indray androany ireo mpiantsehatra ara-pifidianana
  • SOC : 10 % amin’ny filàna masomboly eto Madagasikara ihany no tratra hatreto
  • Manampy amin’ny fitovian-jo eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy ny asa eo amin’ny tontolon’ny nomerika

Actuellement, des médecins font recours à des procédés de circoncision sans saignement. Certains parents, des grandes villes pour la plupart du temps, viennent voir ces médecins. Selon Julien qui a choisi ce genre de circoncision, ils n’ont pas idée de ce qu’ils doivent effectuer selon les traditions. Quant à Marie Christiane Ramonjison, Miss Maman Madagascar 2022, traditionaliste, elle a suivi les pratiques en bon et due forme. Pour Ando, une mère de famille qui a choisi de mélanger les deux pratiques, ce qui importe c’est le symbolisme de la pratique. Le saignement surtout, explique-t-elle est le plus important puisque c’est un genre d’étape pour devenir un homme. L’anthropologue Claudio Karany explique que les pratiques traditionnelles sont en perpétuelles contact avec les pratiques étrangères. Ces pratiques étrangères ne sont pas mauvaises, mais il faut trouver le juste milieu où la culture malgache n’est pas laissée pour compte.

Misy ireo mpitsabo ankehitriny no manatanteraka famorana tsy misy rà latsaka. Misy ireo ray aman-dreny sasany, indrindra ny avy amin’ny tanan-dehibe, no misafidy io fomba io. Araka ny fanazavan’i Julien, raim-pianakaviana nisafidy ny hanao izay fomba fanaovana didim-poitra izay, tsy hain’izy ireo izay tokony atao amin’ilay fomba. Ho an’i Ramonjison Marie Christiane, Miss Maman Madagascar 2022, izay mpandala ny fomban-drazana, tena nanaraka ny fomba amin’ny atsakany sy andavany izy. Ho an’i Ando kosa indray, raim-pianakaviana nanafangaro ireo fomba roa ireo. Aminy, ilay fandantsahan-drà no tena zava-dehibe satria iny no dingana iray makany amin’ny maha lehilahy. Nanambara ny mpahay olona, Claudio Karany fa tsy maintsy mifampikasoka amin’ny fomba any ivelany ny fombantsika. Tsy ratsy ireny fomba avy any ivelany ireny fa isika no manao izay mety mba tsy ho very lanja ny fombantsika.

Plusieurs personnes travaillent pour faire fonctionner une institution culturelle. Parmi ces personnes, il y a le médiateur culturel et le responsable de collection. Le médiateur culturel assure les dialogues entre les œuvres d’art et le public. Le responsable de collection gère les œuvres allant de leur acquisition jusqu’à leur conservation. Pour cette émission Ketrika sy Kandra, deux employés de la Fondation H nous apprennent plus sur ces métiers.

Olona maro no miasa mba hampandeha ireny rafitra ara-kolontsaina ireny. Anisan’izany ny mpisera ara-kolontsaina sy ny tomponandraikitrin’ny angon-javakanto. Manelanelana ny zavakanto sy ireo mpitsidika ny mpisera ara-kolontsaina. Ny tomponandraikitrin’ny angon-javakanto kosa dia misahana ireo zavakanto manomboka any amin’ny fividianana azy ka hatrany amin’ny fiarovana azy. Amin’ity fandaharana Ketrika sy Kandra ity dia manazava amintsika misimisy kokoa momba ireo asa ireo ny mpiasa roa ao amin’ny Fondation H.

jeudi, 27 juillet 2023 07:58

Sifflet du 26 Juillet 2023

  • Football : attente de la date exacte du match aller et retour pour Madagascar
  • Lutte : les lutteurs tentent de rééditer leurs exploits en 2007
  • Tennis : report des championnats de Madagascar 2023
  • Judo : les championnats d’Afrique Cadets et Juniors se tiendront à Madagascar

  • Judo : hampiantrano ny fiadiana ny tompondakan’ny Afrika sokajy Cadet sy Junior i Madagasikara
  • Tennis : hahemotra ny daty hanatontosana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2023
  • Tolona : hamerina indray ny heriny tamin’ny lalaon’ny nosy 2007 ireo mpitolona
  • Baolina kitra : andrasana ny daty hanatanterahana ny lalao mandroso sy miverina
jeudi, 27 juillet 2023 07:29

Le Journal du 26 Juillet 2023

  • « La liste électorale est fiable » selon les auditeurs PAPIER
  • Les opérateurs touristiques souffrent de l’irrégularité des vols
  • Les goûter faits maison sont plus économiques et plus sûrs

  • Azo ampiasaina ny lisi-pifidianana hoy ireo mpitsirika avy amin’ny OIF sy ireo mpitsirika Malagasy roa
  • Fampiakarana sarandalana ho 800 ariary : mitaky hanatsarana ny kalitao ny mpandeha
  • Mitaraina amin’ny fikorontanan’ireo sidina ny mpiantsehatra amin’ny fizahan-tany
  • Azahoana kokoa ny manao goûter ao an-trano

  • Analanjirofo : le kilo de la vanille verte est à 5000 ariary
  • Lutte contre la peste à Ambalavao : une formation pour éradiquer les rats
  • Gare routière Andohatapenaka : plus de 100 véhicules par jour partent pour joindre les régions

  • 5000 ariary ny kilaon’ny lavanila maitso any Analanjirofo amin’izao
  • Fisorohana ny pesta ao Ambalavao : ampianarina hamono voalavo ny olona
  • Tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka : fiara maherin’ny zato isan’andro eo izao no miainga
  • Le district de Vavatenina n’a pas accès à l’eau potable
  • Les personnes en situation d’handicap ont nettoyé les environs l’hôpital de Mananjary
  • Les officiers médecins militaires ont fourni des soins dans les zones enclavées

  • Roa volana izay no nisotro rano maloto ny vahoaka ao amin’ny distrika Vavatenina
  • Mananjary : nanadio ny faritry ny hopitaly ireo olona manana fahasembanana
  • Mpianatra ho manam-boninahitra Antsirabe : nanome fitsaboana ireo olona any amin’ny tany lavitra andriana
mardi, 25 juillet 2023 14:13

Le Journal du 25 Juillet 2023

  • Enseignement supérieur d’Antananarivo : l’université morte continue
  • Les communautés locales engagées auprès des volontaires nationaux
  • Les sculptures n’ont pas besoin d’avoir une signification

  • Oniversiten’Antananarivo, mitohy ny oniversite maty
  • Miakatra ny vidim-bary any Vohipeno : mitaraina ireo mponina
  • Seha-pihariana jono : mikendry ny fampitovianjo ny lahy sy ny vavy
  • Tsy voatery hisy dikany ny sarivongana

mardi, 25 juillet 2023 14:07

Le Journal du 24 Juillet 2023

  • Refonte de la liste électorale : le nombre d’inscrits est en baisse pour 7 régions
  • La banque mondiale prolonge sa consultation publique
  • Un système de suivi de la pollution de l’air liée aux feux de brousses à mettre en place
  • Spectacle après bac : complicité entre ados et parents

  • Fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy : faritra 7 no latsaka ny taha-pisoratana anarana
  • Manalava ny fe-ptoana fakan-keviny ny banky iraisam-pirenena
  • Tokony apetraka ny rafitra manara-maso ny fahalotoan'ny rivotra mifandray amin'ny doro tanety
  • Fampisehoana aorian’ny baka : hita fa mifandray ny ray aman-dreny sy ny zanaka

  • Pêche à Miandrivazo: la production est en baisse
  • Une grande vague de touristes est attendue à Nosy Be cette année
  • Lutte contre la violence : les jeunes de Toamasina se sensibilisent et se mobilisent

  • Nihena ny vokatra trondro avy ao amin’ny distrikan’ny Miandrivazo
  • Nosy-be Hell-ville : hisy fitomboany ny mpizahatany amin’ity taona ity
  • Ady amin’ny herisetra : mifanentana ny samy tanora ao Toamasina
  • Tamatave : 88 jeunes de plus ont suivi une formation sur l'entreprenariat
  • Ambalavao Tsienimparihy : 1000 enfants ont bénéficié d'un acte de naissance
  • Trois semaines pour des Grandes vacances Toliara

  • Toamasina : niampy 88 isa ireo tanora nahavita fiofanana momban'ny fandraharahana
  • Ambalavao : zaza arivo isa no nahazo kopia
  • Grandes vacances Toliara mandritran’ny telo herinandro
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter