COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

From A to A ou de Antananarivo à Arles, une exposition de photographes malgaches en France. Ça se passe du 19 juillet au 19 aout 2023. De cet intitulé, nous verrons donc Antananarivo à la galerie Dock d’Arles. Ils sont 6 à exposer dans cette galerie à savoir : Rijasolo, Henitsoa Rafalia, Miora Rajaonary, Viviane Rakotoarivony, Iako Randrianarivelo, et Christian Sanna. Selon les explications de Iako Randrianarivelo, photographe participant à cette exposition, l’objectif de cette initiative est de promouvoir les talents des photographes malgaches qui font des documentaires sur le pays.

From A to A na avy aty Antananarivo makany Arles, fampirantiana mpakasary Malagasy any Frantsa. Manomboka ny 19 jolay hatramin’ny 19 aogositra 2023. Araka izay anarany izay, hita any amin’ny Galerie Dock d’Arles izany i Antananarivo. 6 ireo mpakasary mampiranty any dia i Rijasolo, Henitsoa Rafalia, Miora Rajaonary, Viviane Rakotoarivony, Iako Randrianarivelo ary Christian Sanna. Araka ny fanazavan’i Randrianarivelo Iako, mpaka sary mandray anjara amin’ny fampirantiana, mampiroborobo ny talentan’ireto mpaka sary malagasy ireto izay manao fakana sary fanadihadiana mahakasika ny firenena io fampirantiana io.

jeudi, 20 juillet 2023 13:40

Le Journal du 20 Juillet 2023

  • Baccalauréat 2023 : l’épreuve Histoire Géographie est à refaire le vendredi
  • L’école éducative des mineurs ont eu des bons résultats par rapport aux examens officiels cette année
  • Jeux de la francophonie : comment se préparent les artistes ?
  • Développement local : deux usines de transformation initiées par Sahanala

  • Baccalauréat 2023 : haverina amin'ny zoma ny fanadinana tantara sy jeografia
  • Fanadinam-panjakana : tsara ny vokatra ho an’ny sekoly mampianatra ireo ankizy voatazona etsy Antanimora
  • Lalaon’ny Frankôfônia : ahoana ny fiomanan’ireo mpanakanto ?
  • Fakana sary fanadihadiana : betsaka ny ezaka tokony hatao mba hanomezan-danja io asa io

Nous avons parlé du ronflement la dernière fois. Est-ce qu’il y a un soin ou remède spécifique pour ce bruit rauque produit par le nez. Pr Tiaray, pneumologue nous parle sur le traitement du ronflement.

Nisy fotoana isika efa niresaka hoe inona ny antony mahatonga ny olona iray mierotra rehefa matory. Azo tsaboina ary ve izany ary inona avy ny karazana fitsaboana mety azo hatao. Pr Tiaray, mpitsabo momba ny fitaovam-pisehona no hamaly ireo fanontaniana mety manitikitika antsika momba ny fitsaboana io, mandaitra ve ?

  • L’informatique au profit des jeunes à Tsiroanimandidy
  • Les lentilles se vendent à 500 ariary le gobelet à Mandritsara
  • Le Sakalava Marambitsy est désormais dirigé par l’Ampanjaka Amina Saidi

  • Misitraka fiofanana momban’ny informatika ny tanoran’ny Tsiroanimandidy
  • Voatazona ho 500 ariary ny kapoakan’ny antsotry ao Mandritsara
  • I Amina Saidi manomboka izao no Ampanjaka hitondra ny Sakalava Marambitsy

Ce sont des cas de plus en plus fréquents : un enfant de 6 ans qui passe le BEPC, un enfant de 8 ans qui passe le BEPC ou encore un enfant de 12 ans qui a réussi son baccalauréat. En général, ces enfants exceptionnels ne suivent pas le parcours scolaire normal et sautent plus d’une classe. Comment notre système scolaire s’adapte à ces enfants surdoués ? Doit-on fixer un âge minimum pour passer les examens officiels ? A quel âge un enfant doit-il être inscrit à l’école primaire ?  Nos invités : Vony Andriamanantena, Ratovonony et Ratsimialonarivo Frédéric vont discuter autour de ces questions.

Zava-misy hita matetika eny anivon'ireny sampam-pampianarana eny amin'ny ambaratonga ireny ny ankizy kely taona manala fanadinam-panjakana : 6 taona manala CEPE, 8 taona manala BEPC na 12 taona afaka fanadinana Baccalauréat, ary mahazo « mention » mihitsy. Matetika izy ireo no mandingana kilasy iray na maromaro. Aiza ho aiza ny toeran’ireny ankizy ireny amin’ny rafi-pampianarana ampiasaintsika amin’izao ? Tokony ferana ve ny taona farafahakeliny hahafahana manala fanadinam-panjakana ?  Firy taona no tokony ampidirina mianatra any amin'ny ambaratonga fototra ny zaza iray ?  Ireo vahinintsika ato anatin’ny fandaharana : Vony Andriamanantena, Ratovonony ary i Ratsimialonarivo Frédéric.

jeudi, 20 juillet 2023 08:57

Festival SOMAROHO Nosy Be

Le festival Somaroho est l’évènement phare de Nosy Be. Chaque année, c’est plus d’un millier de personnes, dont certaines sont venus de pays lointains, qui se donnent rendez-vous à ce festival. Une aubaine pour soutenir l’économie locale ainsi que les acteurs dans la culture et le tourisme.  Et si c’est possible d’amener ce festival à un niveau supérieur et l’utiliser pour le développement de l’éducation ou de création d’emploi pour les jeunes ? Nos invités : Mr Ousenty venant de l’association « fikambanana Tanora Tonga Saina» ; Mme Laurette, enseignante retraitée et responsable d’éducation de masse et de civisme et Mr Willis, acteur touristique à Mahajanga donnent leur opinion dans Ndao Hilaoeky.

Hetsika iray mampiavaka an’ny Nosy Be ny festival SOMAROHO izay tanterahana isan-taona. Maro ny tombontsoa azon’ireo tompon-toerana sy ny olona izay manantateraka sy manatrika izany ao amin’ny Stade Ambodivoanio, indrindra fa eo amin’ny sehatry ny fizahan-tany. Mety mbola azo velarina kokoa ve ity festival ity mba hitondra fampandrosoana amin’ny lafiny fanabeazana na fampananana asa ho an’ny tanora ? Haneho hevitra momba izay i Mr Ousenty avy amin'ny fikambanana Tanora Tonga Saina, Mme Laurette Mpampianatra retraité tao amin'ny SISCO (éducation de masse et de civisme) ary i Mr Willis izay avy ao amin'ny sehatrin'ny fizahan-tany ao mahajanga ato anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky.

mercredi, 19 juillet 2023 14:05

Le ronflement, et si on parle de ses causes

Parlons du sommeil et du ronflement en particulier. Peut-être que vous êtes concernés par ce cas ou non. Nous avons recueilli tous les réponses liées à ce thème et surtout les causes du ronflement. Professeur, Tiaray, pneumologue nous en dit plus.

Hiresaka momba ny torimaso isika. Fa maninona ny olona iray no mierotra rehefa matory ? Misy olona tena mahafantatra tsara hoe mamoaka feo hafahafa izy ireo rehefa matory, fa misy tsy mahatsapa na tsy tonga saina amin’izay. Nangoninay daholo ireo hevitra eritreretin’ny olona fa mety mahatonga ny olona iray hierotra rehefa matory. Hanampy antsika hahalala bebe’i Pr Tiaray, mpitsabo momba ny taovam-pisefoana.

mercredi, 19 juillet 2023 13:58

Le Journal du 19 Juillet 2023

  • Photo reportage ou photo documentaire : beaucoup d’efforts à fournir pour valoriser le travail
  • Divertissement pour les vacances : les enfants se plaisent toujours à jouer dehors
  • Interruption Thérapeutique de la Grossesse : pour la protection de la femme

  • Ny literatiora manjohy vanim-potoana : ahitana endrika hafa ho an’ny tantara hoy ireo tanora
  • Kilalao fialan-tsasatra : mbola misy ireo ankizy miara milalao eny an-tokontany eny
  • Fampitsaharana fitondrana vohoka : ho fiarovana ny vehivavy

mercredi, 19 juillet 2023 13:40

Le Journal des régions du 19 Juillet 2023

  • Anosiparihy Mananjary : la bilharziose se propage  
  • Les vétérinaires dans 8 régions de Madagascar ont suivi de renforcement de capacité
  • Toamasina : les jeunes ont entamé la culture urbaine

  • Anosiparihy Mananjary : mihanaka ny bilarziozy vokatry ny fisotroana rano maloto
  • Hamafisina ny fahaiza-manaon’ireo mpitsabo biby manerana an’i Madagasikara
  • Miditra amin’ny fambolena an-tanan-dehibe indray ireo tanora ao Toamasina
mercredi, 19 juillet 2023 13:06

Sifflet du 19 Juillet 2023

  • Football-Mananjary : Nirina Stephano élu président de la section Football à Mananjary
  • Parkour : un championnat national pour promouvoir cette discipline à Madagascar
  • Jeux des îles-Natation : la liste des sélectionnés en vue des jeux des îles a été publiée

  • Lalaon’ny nosy taranja lomano : nivoaka ny lisitr’ireo mpilomano voasafidy handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy
  • Parkour : hisy fifaninanam-pirenena mba hampahafantarana ity taranja ity eto Madagasikara
  • Baolina kitra any Mananjary : voafidy ho filoha ny seksiona baolina kitra ao Mananjary i Nirina Stephano
mercredi, 19 juillet 2023 11:49

Sifflet du 09 Juillet 2023

  • Kickboxing : après le test, les sélectionnés commencent déjà la préparation en vue de la JIOI
  • BASKETBALL : la fédération malgache de basketball a dévoilé les noms des coachs pour les Jeux des îles
  • MMA : les Frères Randrianasolo ont partagé leurs expériences
  • Basketball 3x3 : les Ankoay ont obtenu un Wild Card venant du FIBA

  • Kickboxing : vita ny fitsapàna ary efa nanomboka ny fampivondronana ireo hiatrika ny lalaon’ny nosy
  • Basketball: navoakan’ny avy eo anivon’ny federasiona ny anaran’ireo mpanazatra hitarika ny Ankoay mandritra ny lalaon’ny Nosy
  • MMA : nizara ny traikefany tamin’ireo mpiray tanindrazana ny Frères Randrianasolo
  • Basketball 3x3 : nahazo karatra hiatrehana fifaninanana lehibe roa ny Ankoay
mercredi, 19 juillet 2023 10:42

Le Journal du 18 Juillet 2023

  • Présidentielle 2023 : caution de 200 millions d’ariary, les partis politiques craignent ?
  • Santé : peu de parents malgaches se soucient de la psychologie des enfants
  • La littérature contemporaine : pour voir une autre facette de l’histoire
  • Concours panafricain de robotique : l’équipe malgache n’a pas encore les billets d’avion pour la finale

  • Fifidianana filoham-pirenena 2023 : betsaka ireo antoko politika no mitaraina noho ny fampiakarana fandraisana anjara amin’ny fifidianana ho 200 tapitrisa ariary
  • Fahasalamana: tsy dia manaraka loatra ny fahasalamana ara psykolojikan’ny zaza ny ray aman- dreny Malagasy
  • Famakiam-boky : miroborobo ny mpitsidika ny tranombokim-pirenena nasionaly Malagasy

mercredi, 19 juillet 2023 10:24

L’histoire derrière le tatouage

Le tatouage a déjà existé depuis des siècles. A l’époque, il était utilisé pour des soins. Il désigne également la classe sociale, c’est-à-dire que seuls les rois et les monarques avaient le droit de se faire tatouer. Selon Sleeping Pop, tatoueur, après des décennies, la considération des tatouages a évolué avec les marins. C’est à travers les tatouages que les marins faisaient leurs récits de voyage. Et actuellement, des jeunes malgaches inscrivent leurs histoires à l’ancre des tatouages comme Misim. Elle a marqué son indépendance, à l’âge de 18 ans, avec l’image d’une vague en forme de griffe.

Efa nisy tamin’ny taonjato taloha ela be tany ny tombokavatsa. Tamin’izany fotoana izany dia natao hitsaboana izy. Mamaritra ny toerana misy ny olona iray ihany koa ny tombokavatsa. Izany hoe ny mpanjaka sy ny olona ambony ihany no afaka nanao azy ity tany amboalohany. Araka ny fanazavan’i Sleeping Pop, mpanao tombokavatsa, taona maro taty aoriana dia nivoatra ny nandraisana ny tombokavatsa niaraka tamin’ireo tantsambo. Tamin’ny alalan’izany tombokavatsa izany no nitantarany ireo lalana nodiaviny. Ankehitriny, misy ireo tanora Malagasy manamarika ny tantarany amin’ny alalani’izay tombokavatsa izay. Isan’izany izao i Misim, nanamarika ny fahaleovan-tenany, tamin’izy feno 18 taona, tamin’ny alalana sarina onja miendrika rangotra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter