COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Le certificat d’origine sert à justifier le pays d’origine d’un produit destiné à l’exportation. Cela concerne les produits dont les matières de base sont constituées exclusivement des matières premières locales. La société qui demande un certificat d’origine pour son produit devrait être membre de la Chambre de Commerce et de l’industrie. Les produits certifiés jouissent les tarifs référentiels sur les marchés communs internationaux dont Madagascar est membre. La Cheffe de service Système d’Information de la CCIA, Andriamanantenasoa Maholitiana, va porter plus d’explications sur ce sujet.

Ny « Certificat d’Origine » dia antotan-taratasy manamarina ny firenena niaviana entana iray. Ny betsaka amnin’ny akora fototra nanamboarana ireo entana afaka mangataka azy io dia tsy maintsy avy eto Madagasikara, na mety hisy akora vitsivitsy aza nafarana avy any ivelany. Tsy maintsy mpikambana ao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy Indostria kosa ny orinasa mangataka izany ho an’ny vokatra aondrany. Rehefa manana io antotan-taratasy io dia mahazo taha ambany amin’ny hetra tokony aloha eny amin’ny doany rehefa handefa any amin’ireo tsena iraisam-pirenena maha-mpikambana an’i Madagasikara. Hanazava misimisy kokoa momba io i Andriamanantenasoa Maholitiana, tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy Indostria.

La cellule de veille est un système mis en place afin de rapporter les signes de conflits existants dans un fokontany ou commune ou région aux autorités locales.  Cela permet d’instaurer la paix, réduire et prévenir les cas de conflits qui peuvent survenir. D’où le Système d’alerte précoce pour la prévention des conflits ou SAP-PC. 

Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, le MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.

 

Rafitra iray mampita angom-baovao momba ireo trangana disadisa misy eo amin’ny fokontany na kaominina na faritra iray amin’ny manam-pahefana mahefa ny vondrona mpanara-maso ny disadisa. Atsangana eo anivon’ny faritra izy io mba hisian’ny fandriampahalemana sy hampihena ary hisorohana ny trangana disadisa.

Ny tetikasa OBS-Mada moa izay fadaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar, MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.

lundi, 25 avril 2022 07:18

Projet OBS MADA : quel objectif ?

Obs Mada est un projet qui rassemble plusieurs plateformes de la société civile. Son objectif est d’instaurer la paix d’une manière durable dans la société. Pour atteindre cet objectif, le projet assure la formation des jeunes concernés afin qu’ils deviennent des citoyens responsables. L’observation et l’analyse approfondie des facteurs de conflits au niveau de la société sont parmi les responsabilités confiées à ces jeunes. 

Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, le MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.

Tetikasa iray hivondronan’ny firaisamonim-pirenena maro ny OBS Mada. Hametraka fandriampahalemana maharitra eo amin’ny fiaraha-monina no tanjony ka amin’ny alalan’ny fampandraisana anjara sy fanomezana fiofanana ireo tanora eny ifotony no hanatanterahana izany. Anisan’ny andraikitra andrasana amin’ireo tanora ireo ny fanaraha-maso ireo antony mety hitarika disadisa eny an-toerana.

Ny tetikasa OBS-Mada izay fadaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar, MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.

Nos 3 jeunes étudiants,  Liola, Franck et Adrenne, vont s’exprimer sur les actualités de la semaine : l’escroquerie sur les ventes en ligne, l’augmentation du prix des PPN et le sport pour la paix.

Ny fisolokiana ara-barotra anaty tambajotran-tserasera, ny fiakaran’ny vidin’ny PPN ary ny fanatanjahantena ho an’ny filaminana dia isan’ny vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity. Hiady hevitra momba ireo ny tanora 3 mpianatry ny Oniversite eto Antananarivo dia Liola, Franck ary Adrenne.

lundi, 25 avril 2022 06:30

Avoir un animal de compagnie

Avoir un animal de compagnie est bon pour notre santé. En passant du temps avec leurs deux chiens Fanomezantsoa et sa famille éprouvent un sentiment de bien-être, de joie, et moins de stress.

Le médecin vétérinaire Mamy Rabenandrasana confirme qu’avoir un animal de compagnie peut être bénéfique aussi bien pour le moral que pour la santé. Vivre avec un animal à la maison ne présente pas de dangers particuliers aux humains, à condition que les règles d’hygiènes basiques soient respectées. Avoir des animaux de compagnie renforcerait même notre système immunitaire.

Ny alika sy ny saka no be mpisafidy rehefa hoe hiompy biby ao antrano, atao namana. Ho an’i Fanomezantsoa sy ny fianakaviany izao dia voataizany amin’ny fitiavana alika ny ankohonany rehetra ary vokatsoa maro no tsapany amin’izany. Nambarany fa nanefy toetra tsara maro taminy izany toy ny faharetana sy ny fahatsapana ho tompon’andraikitra. Manokana teti-bola manodididna ny efatra hetsy ariary isam-bolana eo izy ireo amin’ny fikarakarana ireo biby ireo.

Etsy ankilany, dia nanamafy ny mpitsabo Dr Rabenandrasana Mamy, mpitsabo manokana momba ny biby fa tsy misy ahiana amin’ny fahasalaman’ny olombelona ny fisiana biby ao an-trano raha mihinana fanafody kankana ara-dalàna ilay biby sy ny olona mifanerasera aminy.

vendredi, 15 avril 2022 13:11

Infos vues par les jeunes du 15 avril 2022

La prise en charge des enfants de rue, salon du chocolat et de la gourmandise ainsi que l’exposition de métier de l’art et de la culture font l’objet d’un débat ce jour. 3 jeunes étudiant de L’Universite de Tana et de l’E-media : Stephanie, Fabrice et Sandy s’expriment sur ces 3 sujets d’actualités.

Ny fandraisana antanana ny zaza amoron-dalana , ny Salon de chocolat et de la gourmandise, ary ny fampirantiana momban’ny asa manodidina ny zavakanto sy ny kolontsaina.Mpianatra 3 no hiara no hiara hitafatafa mahakasika an’ireo vaovao.

vendredi, 15 avril 2022 12:34

Le journal du 15 avril 2022

  • Manao fanangonan-tsonia momba ny fananan-tany ny Alliance Voary Gasy.
  • Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny faritra Bongolava rehefa manakaiky fiakaram-bokatra toy izao.
  • Asa tanana Zafimaniry: Tamin’ny bakoly indray no nanamboarana azy.

vendredi, 15 avril 2022 12:20

Le journal des régions du 15 avril 2022

  • Ambositra : Lancement officiel de la Bande Dessinée  «dans la bulle de Zafimaniry ». 
  • Morondava : La gendarmerie renforce la sécurité.
  • Toamasina : fête de pâques : 1000 gendarmes vont assurer la sécurité.
  • Toliara : Mise en place d’un réseau de protection de l’enfant.

  • Ambositra : tantara antsary « dans la bulle de Zafimaniry : efa misokatra hoan’ny rehetra ny famakiana azy.
  • Morondava: Nametraka paikady amin’ny fandriam-pahalemana ny zandary.
  • Toamasina : Fetin’ny Paska: Miisa 1000 ny mpitandro ny filaminana amin’ireo hetsika.
  • Toliara : nametraka tambazotra miaro ny zon’ny ankizy.

Les insectes sont comestibles à 90% et peuvent très bien remplacer la viande pour leur apport en protéines. Mais pour aller encore plus loin, le chercheur agronome Ratompoarison Christian et son équipe va transformer les criquets nomades en farine. Un premier essai a été déjà réalisé auprès d’une clientèle cible, qui sont notamment les sportifs. Interview.

 

Betsaka ny mieritreritra fa bibikely mpanimba fotsiny ihany ny valala fa tsy misy ilàna azy ankoatr’izay. Hoan’ny tetik’asa Mihary anefa dia tena manan-danja  izy ireny noho ny otrikaina entiny amin’ny vatan’olombelona. Misambotra valala ary mamadika izany ho lasa lafarinina araka izany no tena ataon’ny tetikasa.  Ny mpanao fanatanjahantena no betsaka manjifa ity lafarinina ity noho izy ahazoana vokany anatin’ny fotoana fohy monja. Fa azon’ny rehetra atao ihany koa ny mampiasa azy amin’ny fomba maro, araka izay ilàna azy.

 

La mâitrise d'une langue étrangère, que ce soit le français, l'anglais ou toute autre langue, joue un rôle important dans l'éducation et le domaine professionnel. Au cours des 10 dernières années, cependant, on constate une baisse de maîtrise d’une langue étrangère par les jeunes malgaches. Ce qui se fait surtout sentir  dans les établissements d'enseignement supérieur. Les jeunes doivent-ils maîtriser une langue étrangère pour être qualifiés de compétents? La réponse est non, a déclaré Miora Aline Rajaonarivo, une consultante en orientation professionnelle. Cela ne doit pas constituer un blocage, a-t-elle dit, car chacun a ses propres talents et sa propre personnalité. On doit d’abord apprendre à se connaître et exploiter nos spécialités.  Cependant, il est important de maîtriser une langue, explique l'éducateur Raoeliarijao, qu'il s'agisse d'une langue étrangère ou de notre langue maternelle. On communique et on peut s’épanouir à travers les langues. Maîtriser une langue peut devenir la spécialisation et la force d'un jeune. Cela dépend des objectifs de chacun dans la vie et dans les activités professionnelles, selon  l'étudiante Randrianary Muriella. On ne peut pas tout maîtriser à la fois, il y a toujours une alternative,  par exemple en  s'entraidant  avec d'autres collègues.

Mitana anjara toerana lehibe anatin’ny fanabeazana sy ny sehatry ny asa ny fianarana teny vahiny, na teny frantsay na teny anglisy na tenim-pirenena hafa. Tao anatin’ny 10 taona teo anefa, tsapa ho nidina ny fahafehezan’ny tanora malagasy izany eny amin’ireo toeram-pampianarana ambaratonga ambony, ohatra. Napetraka tao anatin’ny Ndao hilaoeky ny fanontaniana hoe : tsy maintsy mahafehy ny teny vahiny ve ny tanora vao atao hoe mahay ? Tsy voatery mahafehy teny vahiny ny tanora vao azo sokajiana hoe mahay hoy Rajaonarivo Miora Aline, mpanolokevitra amin’ny sehatra araka asa. Tsy natao sakana izany hoy izy satria samy manana ny talentany sy maha izy azy ny tsirairay ary io no tokony hotrandrahana. Zavadehibe kosa anefa ny fianarana sy ny fahafehezana ny teny  hoy ny mpanabe, Raoeliarijao, na io teny vahiny na io ny tenin-dreny. Ny teny no hifandraisana, ny teny no hiseraserana ary ny teny no ivelarana. Ny fahafehezana ny teny mihitsy aza hoy izy ireo no mety ho lasa tombony sy fahaizana mampiavaka ny tanora iray. Arakaraka ny tanjona tiana apetraka kosa no ilana fahafehezana ny teny vahiny hoy ny mpianatra, Randrianary Muriella. Tsy voatery ho voafehy daholo ny zava-drehetra ka azo atao tsara ny mifanampy amin’ny namana hafa.  

jeudi, 14 avril 2022 13:08

Le journal du 14 avril 2022

  • Somary mahery kokoa raha oharina tamin’ny teo aloha ilay broncholite mpahazo ny zaza.
  • Tia karoka : Hanamora ny fisitrahana internet ho an’ny tanora.
  • Haitaky na ady sisika : fahaiza-manao ilain’ny tanora amin’izao.
  • Amparafaravola : miparitaka ny aretim-pivalanan’ny omby.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter