COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 20 juillet 2023 08:57

Festival SOMAROHO Nosy Be

Le festival Somaroho est l’évènement phare de Nosy Be. Chaque année, c’est plus d’un millier de personnes, dont certaines sont venus de pays lointains, qui se donnent rendez-vous à ce festival. Une aubaine pour soutenir l’économie locale ainsi que les acteurs dans la culture et le tourisme.  Et si c’est possible d’amener ce festival à un niveau supérieur et l’utiliser pour le développement de l’éducation ou de création d’emploi pour les jeunes ? Nos invités : Mr Ousenty venant de l’association « fikambanana Tanora Tonga Saina» ; Mme Laurette, enseignante retraitée et responsable d’éducation de masse et de civisme et Mr Willis, acteur touristique à Mahajanga donnent leur opinion dans Ndao Hilaoeky.

Hetsika iray mampiavaka an’ny Nosy Be ny festival SOMAROHO izay tanterahana isan-taona. Maro ny tombontsoa azon’ireo tompon-toerana sy ny olona izay manantateraka sy manatrika izany ao amin’ny Stade Ambodivoanio, indrindra fa eo amin’ny sehatry ny fizahan-tany. Mety mbola azo velarina kokoa ve ity festival ity mba hitondra fampandrosoana amin’ny lafiny fanabeazana na fampananana asa ho an’ny tanora ? Haneho hevitra momba izay i Mr Ousenty avy amin'ny fikambanana Tanora Tonga Saina, Mme Laurette Mpampianatra retraité tao amin'ny SISCO (éducation de masse et de civisme) ary i Mr Willis izay avy ao amin'ny sehatrin'ny fizahan-tany ao mahajanga ato anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky.

mercredi, 19 juillet 2023 14:05

Le ronflement, et si on parle de ses causes

Parlons du sommeil et du ronflement en particulier. Peut-être que vous êtes concernés par ce cas ou non. Nous avons recueilli tous les réponses liées à ce thème et surtout les causes du ronflement. Professeur, Tiaray, pneumologue nous en dit plus.

Hiresaka momba ny torimaso isika. Fa maninona ny olona iray no mierotra rehefa matory ? Misy olona tena mahafantatra tsara hoe mamoaka feo hafahafa izy ireo rehefa matory, fa misy tsy mahatsapa na tsy tonga saina amin’izay. Nangoninay daholo ireo hevitra eritreretin’ny olona fa mety mahatonga ny olona iray hierotra rehefa matory. Hanampy antsika hahalala bebe’i Pr Tiaray, mpitsabo momba ny taovam-pisefoana.

mercredi, 19 juillet 2023 13:58

Le Journal du 19 Juillet 2023

  • Photo reportage ou photo documentaire : beaucoup d’efforts à fournir pour valoriser le travail
  • Divertissement pour les vacances : les enfants se plaisent toujours à jouer dehors
  • Interruption Thérapeutique de la Grossesse : pour la protection de la femme

  • Ny literatiora manjohy vanim-potoana : ahitana endrika hafa ho an’ny tantara hoy ireo tanora
  • Kilalao fialan-tsasatra : mbola misy ireo ankizy miara milalao eny an-tokontany eny
  • Fampitsaharana fitondrana vohoka : ho fiarovana ny vehivavy

mercredi, 19 juillet 2023 13:40

Le Journal des régions du 19 Juillet 2023

  • Anosiparihy Mananjary : la bilharziose se propage  
  • Les vétérinaires dans 8 régions de Madagascar ont suivi de renforcement de capacité
  • Toamasina : les jeunes ont entamé la culture urbaine

  • Anosiparihy Mananjary : mihanaka ny bilarziozy vokatry ny fisotroana rano maloto
  • Hamafisina ny fahaiza-manaon’ireo mpitsabo biby manerana an’i Madagasikara
  • Miditra amin’ny fambolena an-tanan-dehibe indray ireo tanora ao Toamasina
mercredi, 19 juillet 2023 13:06

Sifflet du 19 Juillet 2023

  • Football-Mananjary : Nirina Stephano élu président de la section Football à Mananjary
  • Parkour : un championnat national pour promouvoir cette discipline à Madagascar
  • Jeux des îles-Natation : la liste des sélectionnés en vue des jeux des îles a été publiée

  • Lalaon’ny nosy taranja lomano : nivoaka ny lisitr’ireo mpilomano voasafidy handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy
  • Parkour : hisy fifaninanam-pirenena mba hampahafantarana ity taranja ity eto Madagasikara
  • Baolina kitra any Mananjary : voafidy ho filoha ny seksiona baolina kitra ao Mananjary i Nirina Stephano
mercredi, 19 juillet 2023 11:49

Sifflet du 09 Juillet 2023

  • Kickboxing : après le test, les sélectionnés commencent déjà la préparation en vue de la JIOI
  • BASKETBALL : la fédération malgache de basketball a dévoilé les noms des coachs pour les Jeux des îles
  • MMA : les Frères Randrianasolo ont partagé leurs expériences
  • Basketball 3x3 : les Ankoay ont obtenu un Wild Card venant du FIBA

  • Kickboxing : vita ny fitsapàna ary efa nanomboka ny fampivondronana ireo hiatrika ny lalaon’ny nosy
  • Basketball: navoakan’ny avy eo anivon’ny federasiona ny anaran’ireo mpanazatra hitarika ny Ankoay mandritra ny lalaon’ny Nosy
  • MMA : nizara ny traikefany tamin’ireo mpiray tanindrazana ny Frères Randrianasolo
  • Basketball 3x3 : nahazo karatra hiatrehana fifaninanana lehibe roa ny Ankoay
mercredi, 19 juillet 2023 10:42

Le Journal du 18 Juillet 2023

  • Présidentielle 2023 : caution de 200 millions d’ariary, les partis politiques craignent ?
  • Santé : peu de parents malgaches se soucient de la psychologie des enfants
  • La littérature contemporaine : pour voir une autre facette de l’histoire
  • Concours panafricain de robotique : l’équipe malgache n’a pas encore les billets d’avion pour la finale

  • Fifidianana filoham-pirenena 2023 : betsaka ireo antoko politika no mitaraina noho ny fampiakarana fandraisana anjara amin’ny fifidianana ho 200 tapitrisa ariary
  • Fahasalamana: tsy dia manaraka loatra ny fahasalamana ara psykolojikan’ny zaza ny ray aman- dreny Malagasy
  • Famakiam-boky : miroborobo ny mpitsidika ny tranombokim-pirenena nasionaly Malagasy

mercredi, 19 juillet 2023 10:24

L’histoire derrière le tatouage

Le tatouage a déjà existé depuis des siècles. A l’époque, il était utilisé pour des soins. Il désigne également la classe sociale, c’est-à-dire que seuls les rois et les monarques avaient le droit de se faire tatouer. Selon Sleeping Pop, tatoueur, après des décennies, la considération des tatouages a évolué avec les marins. C’est à travers les tatouages que les marins faisaient leurs récits de voyage. Et actuellement, des jeunes malgaches inscrivent leurs histoires à l’ancre des tatouages comme Misim. Elle a marqué son indépendance, à l’âge de 18 ans, avec l’image d’une vague en forme de griffe.

Efa nisy tamin’ny taonjato taloha ela be tany ny tombokavatsa. Tamin’izany fotoana izany dia natao hitsaboana izy. Mamaritra ny toerana misy ny olona iray ihany koa ny tombokavatsa. Izany hoe ny mpanjaka sy ny olona ambony ihany no afaka nanao azy ity tany amboalohany. Araka ny fanazavan’i Sleeping Pop, mpanao tombokavatsa, taona maro taty aoriana dia nivoatra ny nandraisana ny tombokavatsa niaraka tamin’ireo tantsambo. Tamin’ny alalan’izany tombokavatsa izany no nitantarany ireo lalana nodiaviny. Ankehitriny, misy ireo tanora Malagasy manamarika ny tantarany amin’ny alalani’izay tombokavatsa izay. Isan’izany izao i Misim, nanamarika ny fahaleovan-tenany, tamin’izy feno 18 taona, tamin’ny alalana sarina onja miendrika rangotra.

Tous les citoyens malagasy majeurs, sans distinction de sexe, jouissant de leurs droits civils et politiques, et qui sont bien sûr inscrits sur la liste électorale sont aptes à voter.

Par opposition, ceux qui ne remplissent pas ces conditions sont donc exclus du droit de vote. Il s’agit principalement des individus ne disposant pas de nationalité malgache, les personnes non inscrites sur la liste électorale à l’arrêtage définitive de celle-ci. Et ceux qui sont privés de leurs droits civiques et politiques, c’est-à-dire les personnes condamnées par la justice.

Le droit civique inclus le droit de vote, d'élection, d’éligibilité, droit de représenter ou d'assister une personne devant la justice, et la liste est encore longue…

Iza no afaka mandeha mifidy ?

Ireo olom-pirenena Malagasy tsy ankanavaka na lahy na vavy, feno 18 taona no miakatra, ary misitraka ny zo amin’ny maha olom-pirenena azy sy zo ara-politika no afaka mifidy.

Izay tsy mahafeno ireo fepetra ireo izany dia tsy manan-jo hifidy avokoa. Tafiditra ao anatin’izany ireo rehetra tsy mizaka zom-pirenena malagasy, ireo tsy voasoratra anarana ao amin’ny lisitry ny mpifidy, ary ireo olona voaheloky ny lalàna ka tsy misitraka ny zo maha olom-pirenena azy. Voakasik’io zo maha olom-pirenena io ny zo hifidy sy hofidiana, zo hanatrika olona any amin’ny fitsarana, sns…

Nous sommes actuellement en période électorale. Les citoyens, la société civile et surtout les partis politiques ont un grand rôle à jouer à cet égard. Interview avec Livarijaona Tafita Toussaint, le secrétaire général du parti politique Antoko politika Madio ou APM. Il nous a parlé du rôle des partis politiques pendant la période électorale, l’éducation politique pour les membres. Et le travail des partis politiques pendant le jour de scrutin.

Efa tafiditra ao anatin’ny vanim-potoanan’ny zotram-pifidianana isika amin’izao fotoana izao. Samy manana anjara goavana ao anatin’izany ny olom-pirenena, ny firaisamonim-pirenena ary indrindra ny antoko politika. Fanazavan’ i Livarijaona Tafita Toussaint, Sekretera Jeneralin’ny Antoko Politika Madio mikasika ny anjara andraikitry ny antoko politika mialohan’ny fotoam-pifidianana,   ny fifampitaizana ara-politika ho an’ny mpikambana ao anatina antoko politika ary ny anjara asan’ny antoko politika amin’ny andron’ny latsabato sy ny mahasamihafa ny asa ataon’ny antoko politika sy ny firaisamonim-pirenena. 

mardi, 18 juillet 2023 12:42

Le Journal des régions 18 Juillet 2023

  • Mandritsara : les jeunes font des petits boulots de vacances
  • Soanierana Ivongo : un appel d’offre est lancé sur la gestion de la machine pour chips
  • Mananjary : difficile de transporter les produits dans la commune Andonabe

  • Mandritsara : manao asa an-tselika ireo tanora mandritra ny fialan-tsasatra
  • Soanierana Ivongo : hanaovana tolo-barotra ny fitantanana ny milina manodina « chips »
  • Mananjary : sarotra ny famoaham-bokatra ao amin’ny kaomina Andonabe

Suivez l’échange entre Tharcisius Raherinandrasana Directeur de la RNM, Rakotoniriana Gérard ancien président de l’OJM, Hery Rasaona de l’ONG Ivorary, Rakotondratafika Henintsoa de la FDSP et Ramamonjisoa de Rary Aro Mada sur le thème de « rétrospective de la liberté de presse à Madagascar ».

Tharcisius Raherinandrasana talen’ny RNM, Rakotoniriana Gérard filohan’ny OJM teo aloha, Hery Rasaona avy ao amin’ny ONG Ivorary, Rakotondratafika Henintsoa avy ao amin’ny FDSP ary Ramamonjisoa avy ao amin’ny Rary Aro Mada no hiaraka hitafatafa amintsika amin’ny lohahevitra oe Jeri-todika ny lasa sy fibanjinana ny ho avy amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Araho ary ny fandaharana ‘Ndao hilaoeky eto amin’ny Feon’ny Tanora Maroloko.

mardi, 18 juillet 2023 06:00

Le Journal du 17 Juillet 2023

  • Discours du président Andry Rajoelina : plus de mille milliards d’Ariary pour le redressement de la Jirama
  • Des adultes en épreuve du Baccalauréat : certains veulent le décrocher pour avoir un meilleur salaire et plus d’opportunités de travail
  • Coupure d’eau : aucune gestion de l’eau entreprise par la JIRAMA selon l’association des droits de consommateurs
  • "Nampoina" : les critiques du film après son avant-première sont assez divergentes

  • Kabarin’ny filoha Andry Rajoelina : vola mitentina maherin’ny arivo milliara Ariary ho an’ny orinasa Jirama
  • Fanadinana baccalauréat : inona no antony mandrisika ireo olon-dehibe hanala izany ?
  • Tompondaka afrikana amin’ny robotika : mbola tsy feno ny saran-dalana handehanan’ny ekipa malagasy
  • "Nampoina" : mifangaro ny tsikera nomen’iro mpijery voalohany ny sarimihetsika

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter