COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Madagascar a traversé plusieurs transitions politiques au cours de son histoire récente, notamment des changements de régime et des transitions démocratiques. En 2013, une transition politique s'est achevée, une transition qui a commencé en 2009, avec l'élection d'un nouveau président et la mise en place d'un gouvernement démocratiquement élu. La transition politique est un processus de passage d'un régime politique à un autre, généralement associé à des élections, à des changements constitutionnels ou à des réformes politiques importantes.

Nandalo tetezamita maromaro i Madagasikara, anisan’izany ny fiovan’ny fitondrana sy ny tetezamita demokratika. Tamin’ny taona 2013, nifarana tamin’ny alalan’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ny tetezamita teto Madagasikara. Tetezamita izay nanomboka ny taona 2009. Ny tetezamita ara-politika dia dingana fifindran'ny fitondrana politika iray mankany amin'ny iray hafa, matetika mifandray amin'ny fifidianana, fanovana lalàm-panorenana na fanavaozana ara-politika lehibe.

lundi, 03 juillet 2023 13:51

Le Journal du 03 Juillet 2023

  • Examen BEPC : coup d’envoi ce jour
  • Bilan de la première session parlementaire ordinaire
  • Précampagne à Madagascar : cette pratique n’est pas sanctionnée par la loi
  • Conservation de l’environnement : Madagascar obtiendra 50 millions de dollar issus des crédits carbone

  • Fanadinana BEPC : manomboka anio
  • Endrika Fampielezan-kevitra mialohan’ny fotoana : tsy voarara ny fanaovana izany eto Madagasikara
  • Fikajiana ny tontolo iainana : hodinihina ny fahafahan’i Madagasikara hisitraka 50 tapitrisa dolara avy amin’ny « crédit carbone REDD+ »
  • Tatitry ny fivoriana ara-potoana voalohany teo anivon’ny antenimiera roa tonta

  • Ile Sainte Marie : une vingtaine des guides ont été formés sur la conservation des mammifères marins
  • Fianarantsoa : peu des citoyens consultent leurs noms dans la liste électorale
  • Festival Lohanomby : plus de 20000 visiteurs attendus

  • Nosy Boraha : mpiseradia miisa roapolo no nomena fiofanana momban’ny biby lehibe any an-dranomasina
  • Zara raha misy olona mijery ny lisi-pifidianana ao Talatamaty Fianarantsoa
  • Olona 20 000 no andrasana hijery ny hetsika Lohanomby Mandritsara 
  • Concours d’entrée au lycée technique Mandritsara : les candidats sont de plus en plus nombreux
  • Miandrivazo : taux de réussite aux examens CEPE en baisse
  • Mahajanga : des milliers de jeunes formés sur la culture de vision

  • Mandritsara : mihamitombo ireo tanora liana amin’ny fidirana lisea teknika
  • Miandrivazo : nihena be ny tahapahafahana teo amin’ny fanadinana CEPE
  • Mahajanga : tanora an’arivony nahazo fampiofanana momba ny fametrahana vina
lundi, 03 juillet 2023 10:47

Sifflet du 02 Juillet 2023

  • Mondial FIBA U19 : la Hongrie pays hôte, battu par les Ankoay pendant le match de classement
  • Athlétisme : le championnat de Madagascar d’athlétisme s’est déroulé au Stade Barea Mahamasina
  • Eliminatoires Mondial 2026 : Madagascar parmi les pays à tirer dans le chapeau 3
  • Badminton-JIOI 2023 : les joueurs malgaches sont prêts et promettent de bons résultats

  • Mondial FIBA U19 : lavon’ny ankoay teo amin’ny lalao fiadian-toerana i Hongrie mpampiantrano
  • Athlétisme : natao tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara
  • Fifanitsanana Mondial 2026 : isan’ny firenena hatao antsapaka ao amin’ny satroka fahatelo i Madagasikara
  • Fiomanana amin’ny lalaon’ny Nosy ny Badminton : efa vonona ireo solotena malagasy ary mampanantena vokatra tsara
samedi, 01 juillet 2023 08:41

Le Journal des régions du 30 Juin 2023

  • Majunga : les jeunes qui choisissent de continuer au lycée technique augmentent
  • Tuléar : les déchets plastiques sur les plages menacent l’environnement marin
  • Antananarivo : mise en place d’un centre de sevrage

  • Mahajanga : miha mitombo ireo tanora liana amin’ny fampianarana teknika
  • Toliara : manimba ny tontolo iainana andranomasina ny fako plastika
  • Antananarivo : nahazo ivontoerana fitsaboana ireo te hiala amin’ny fiankinandoha amin’ny zava-mahadomelina
vendredi, 30 juin 2023 13:07

Le Journal du 30 Juin 2023

  • Education : zoom sur le Brevet d’étude professionnel
  • Annulation du deuxième face-à-face avec le gouvernement : les députés ont failli à leur mission selon la société civile
  • Les femmes parlementaires subissent de la discrimination
  • Le droit des affaires malgaches présente des inconvénients et des avantages aux investisseurs étrangers

  • Fampianarana : ndao fantarina ny Brevet d’étude professionnel BEP
  • Tsy tontosa ny fihaonana tamin’ny governemanta : tsy nahomby tamin’ny asa tokony ataony ireo solombavambahoaka hoy ny firaisamonim-pirenena
  • Hiharan’ny fanilikilihana ireo solombavambahoaka vehivavy
  • Miteraka tombotsoa sy fatiantoka amin’ny fisarihana mpamatsy vola avy any ivelany ny lalàna mifehy ny raharaham-barotra malagasy

A Madagascar, 1 sur 10 députés est de sexe féminin selon une étude réalisée en 2021. Et d’ailleurs, la plupart d’entre elles subissent de la discrimination dans l’exercice de leur fonction. Cette discrimination se manifeste sous plusieurs formes. Ça peut concerner les apparences vestimentaires, ou corporelle comme le visage, les cheveux et surtout la couleur de sa peau. D’autres députées déclarent aussi être victimes de dénigrement en raison de leurs idées et surtout de leurs discours politiques. Interview avec la députée Masy Goulamaly, présidente de la Commission Genre au sein de l’Assemblée nationale.

Iray ao anatin’ny solombavambahoaka 10 eto Madagasikara ihany no vehivavy araka ny fanadihadiana natao tamin’ny taona 2021. Ny ankamaroan’izy ireo dia mahatsiaro voahilikilika eo am-panatanterahana ny asany. Io fanavakavahana io dia miseho amin'ny endriny maro. Anisan’izany ny fanilikilihina miseho amin’ny fomba fiakanjon’ilay solombavambahoaka, eo ihany koa ny fanalam-baraka mikasika ny vatana, ny tarehy, ny volo ary indrindra ny volon-koditra. Misy ihany koa ireo solombavambahoaka sasany no milaza fa iharan’ny fanalam-baraka eo amin’ny kabary politika ataony sy ny fanehoan-keviny. Fanehoan-kevitra nataon’ny solombavambahoaka Masy Goulamaly, filohan’ny vaomiera amin’ny maha lahy sy maha vavy eo anivon’ny Antenimierampirenena.

Passion, détermination, sens de la logique, concentration…Bref, ce sont entre autres parmi les critères au quotidien d’un développeur informatique comme Stéphan. Il a exercé dans un univers professionnel différent avant   de s’être baigné dans le monde du développement Odoo il y a 3 ans. Le du développement Odoo est une catégorie du secteur qui commence à prendre surface dans la capitale.

L’école 42 Antananarivo, une annexe de l’école internationale en code « 42 » aurait la capacité d’accueillir gratuitement 150 étudiants malgaches à chaque année scolaire, d’ici 2024.

Fifantohana, fahaizana mamaha olana…Ampahany kely amin’ireo fahaiza-manao tokony ho voafehin’ny développeur informatique iray toa an’i Stéphan. Efa ho telo taona izy izao no nisehatra tamin’ny développement Odoo, iray amin’ireo sokajy manomboka miroborobo eto andrenivohitra.

Mpianatra Malagasy 150 eo isaky ny taom-pianarana no afaka hianatra maimaim-poana ao amin’ny école 42 Antananarivo manomboka ny taona 2024. Anjeri-manontolo mampiofana maimaim-poana ny taranja codes informatiques izy io.

A Betafo, Antsirabe, Le culture du fameux cresson ou Anandrano a lieu presque toute l’année. La majorité des foyers vivent de cette activité. La récolte se fait tous les mois. Celle-ci pourrait être bonne ou mauvaise en fonction de la saison et de l’arrivée de l’eau. Vendus entre 4000 à 8000Ar le panier, les anandrano de Betafo voyagent dans plusieurs régions du pays, notamment dans la capitale.

Mandeha foana isan-taona ny voly Anandrano ao Betafo, Antsirabe. Tokantrano maro ao an-toerana no mivelona amin’ny fambolena sy fivarotana anandrano. Isam-bolana ny vokatra no miakatra ary miankina amin’ny vanim-potoana sy ny fahabetsahan’ny rano no mahatsara sy maharatsy azy. Varotana 4000 hatramin’ny 8000Ar ny iray sobika amin’ny Anandrano, faritra maro eto Madagasikara ihany koa no vatsian’i Betafo ny vokatra anandrano avy ao aminy.

Les activités des grandes entreprises peuvent causer des dégâts au niveau de l’environnement et de la communauté dans laquelle elles sont implantées. De ce fait, elles doivent entreprendre des projets pour combler ces dégâts, c’est ce qu’on appelle la Responsabilité Sociétale de l’Entreprise ou RSE. Une démarche qui ne fonctionne pas toujours, car certaines entreprises peinent à être acceptées par la population. Pourquoi la RSE peut-elle échouer ? Réponse avec Ulrichia RABEFITIAVANA, spécialiste en RSE et fondatrice du salon RSEIDD.

Mety hiteraka takaitra eo amin’ny tontolo iainana sy ny fiarahamonina itoerany ny asan’ireo orinasa vaventy. Noho izany dia manatanteraka asa izy ireo mba hanorenana izany fahasimbana izany, izay no antsoina hoe andraikitry ny orinasa ho an’ny fiarahamonina na RSE. Tsy voatery handaitra anefa izy io, satria misy ireo orinasa no tsy eken’ny fiarahamonina mihitsy. Fa maninona no mandamoaka ny RSE ? Mamaly antsika i Ulrichia RABEFITIAVANA, mpahay manokana mikasika ny RSE ary mpanorina ny hetsika RSEIDD.

En 1930, la première école d'art a été créée au palais du Premier ministre Rainilaiarivony, à Andafiavaratra. Mais il a cessé de fonctionner quelques années seulement après sa création. Depuis, nous n'avions plus d'école nationale des arts et de la culture, alors l'idée de créer l'Académie nationale des arts et de la culture ou ANAC à Ambohitsirohitra est née. Les travaux ont commencé en 2019 mais il y a eu une suspension pendant un certain temps. Maintenant les travaux se poursuivent et sont prévus s’achever en trois mois. L’académie va promouvoir la richesse et la diversité de la culture malgache. L'objectif est de professionnaliser les acteurs culturels.

Tamin'ny taona 1930, no niorina ny sekoly voalohany ho an'ny zavakanto tao amin'ny Lapan’i Praiminisitra Rainilaiarivony, Andafiavaratra. Nitsahatra tsy niasa intsony anefa izany taona vitsy fotsiny taorian’ny nanorenana azy. Tsy nanana sekoly nasionaly ho an'ny haikanto sy ny kolontsaina intsony isika ka teo no nitsirian'ny hevitra hanorina ny Akademia Nasionaly momba ny Kanto sy ny Kolontsaina na ANAC etsy Ambohitsirohitra. Efa natomboka tamin’ny taona 2019 ny asa ary niato kely izany ary mitohy indray ankehitriny. Ezahina ho vitaina anatin’ny telo volana. Hiasa ho fanondrotana ny harena sy ny fahasamihafan’ny kolontsaina mampiavaka ny malagasy ity sekoly ity. Tanjona ny hanaovana ho matihanina ireo mpisehatra ara-kolontsaina.

  • Les 8 passagers naufragés en mer, ramenés aux côtes de Maroantsetra
  • Amoron’i Mania : réhabilitation de la route reliant Andina et Ihadilalana
  • Distribution de cartes professionnelles pour les pêcheurs à Sampananefatra Amparafaravola
  • Amboasary Atsimo : hausse du taux de réussite aux examens CEPE

  • Avotra ireo olona valo rendrika teny an-dranomasina nandritra ny 3 andro
  • Amoron’i Mania : hamboarina ny lalana Andina-Ihadilalana
  • Nozaraina karatra matihanina ireo mpanjono ao Sampananefatra Amparafaravola
  • Amboasary Atsimo : niakatra ny tahapahafahana CEPE tamin’ity taona ity
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter