COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Les chercheurs dans le monde entier s’intéressent actuellement au  variant «  Omicron », une souche du coronavirus détectée dans l’Afrique Austral. Des chercheurs de l’Afrique Sud ont avancé, le 27 décembre 2021, l’éventualité que l’Omicron puisse devenir un vaccin naturel. Le variant Omicron a la faculté de neutraliser le variant Delta selon leurs observations. Un virologue de Bordeaux soutient également cette thèse. Ce variant circule plus rapidement au sein d’une population vaccinée, c'est-à-dire déjà protégée, il permet ainsi à leurs corps de produire plus d’anticorps. Les chercheurs dans le monde entier suivent de près cette découverte dans le but de pouvoir utiliser Omicron comme vaccin naturel. Le Docteur Martino Elie Fiononantsoa conseille quant à lui sur les précautions à prendre actuellement contre le coronavirus.

Mifantoka amin’ilay « variant Omicron », endrika coronavirus hita tao amin’ny tapany atsimon’i Afrika ireo mpikaroka manerantany. Nilaza ny voka-pikarohan’ireo mpikaroka tao Afrika atsimo fa mety ho lasa vaksiny voajanahary ny Omicron. Anton’izany ny toetrany izay maharesy ny variant Delta araka ny fanandramana izay nataon’izy ireo. Milaza ihany koa ny mpandinika momba ny valanaretina ao Bordeaux fa malaky mifindra ary mivezivezy amin’ireo olona efa vita vaksiny, izany hoe efa voaaro, ny Omicron ka mampitombo ny hery fiarovan’ireto farany. Manara-maso akaiky ity vokapikarohana ity ireo mpikaroka mba hitadiavana ny politika hahafahana mampiasa azy ho vaksiny voajanahary. Manome torohevitra kosa ny dokotera Fiononantsoa Martino Elie amin’ny fitandremana amin’izao fiparitahan’ny tsimokaretina izao.

vendredi, 14 janvier 2022 13:23

COVID-19 : comment choisir son vaccin ?

Quatre vaccins contre le COVID-19  sont utilisés à Madagascar actuellement, à savoir AstraZeneca, Pfizer, Sinopharm et Janssen, ce dernier étant le plus prisé. Ils sont disponibles auprès de tous les centres de Santé de base niveau II de la capitale et dans les régions. Ces types de vaccins conviennent à tout le monde en général, à l’exception de Sinopharm qui nécessite des mesures particulières. Les personnes infectées par le Covid19 peuvent recevoir leur vaccin, trois mois après le traitement à condition qu’elles ne présentent plus de symptômes. Il peut y avoir une certaine forme de fièvre après l’injection, mais elle ne devrait pas durer plus de trois jours rassure Dr Noroantsa Lalie, Medecin coordonatrice vaccinodrome HJRA.

Efa voatsinjara eny anivon’ireo CSBII rehetra eto an-drenivohitra sy any amin’ny faritra ireo vaksiny karazany efatra miady amin’ny COVID-19  : AstraZeneca, ny Pfizer, ny Sinopharm ary ny Janssen. Mety amin’ny olona rehetra amin’ny ankapobeny ireo karazana vaksiny ireo, ankoatran’ny Sinopharm izay mitaky fepetra manokana. Nomarihan’ny mpitsabo fa afaka manao vaksiny soamatsara ireo olona efa voa COVID-19 telo volana ao aorian’ny fitsaboana ka tsy ahitana soritr’aretina intsony. Mbola afaka iverimberenan’ny tsimokaretina mantsy izy ireny. Ao aorian’ny fanaovana vaksiny indray, dia nanamafy ny mpitsabo fa tokony hatsahatra mandritra ny 78 ora ny fampiasam-batana be loatra. Azo tohizana kosa anefa ireo asa tsy mitaky herim-batana. Tsy tokony hanaitra ireo endrika fanaviana ao aorian’ny tsindrona saingy tsy tokony hihoatra ny telo andro eo izany, hoy Dr Noroantsa Lalie, tompon’andraikitry ny teorana fanaovam-baksiny eny amin’ny HJRA.

 

vendredi, 14 janvier 2022 13:12

Quand parle-t-on d’inflation ?

L’inflation a connu une hausse de 6% en un an, de décembre 2020 jusqu’en décembre 2021. Les directions régionales de l’INSTAT (Institut National de la Statistique de Madagascar) implantées dans les 23 régions dans tout Madagascar effectuent régulièrement des relevés des prix auprès des points de vente sur place, pour ensuite les envoyer à l’INSTAT d’Antananarivo. Le taux de l’inflation pourra alors être déterminé. Le directeur général de L’INSTAT Zefania Isaora Romalahy apporte plus d’explication.

Niakatra 6 isan-jato ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainana eto amintsika tao anatin’ny herintaona nanomboka ny volana Desambra 2020 hatramin’ny Desambra 2021. Ireo fitaleavam-paritry ny INSTAT isaky ny faritra 23 no mijery sy manara-maso ny vidin’entana eny antsena, ary mandefa izany eny @INSTAT foibe Antananarivo. Io no hahafahana mamaritra ny tahan’ny vidim-piainana. Manazava misimisy kokoa ny mahakasika izany ny tale jeneralin’ny INSTAT, Zefania Isaora Romalahy.

 

 

 

vendredi, 14 janvier 2022 12:31

Journal des régions du 14 janvier 2022

  • Atsinanana: Ravitaillement de medicaments par drône dans les zones enclaves.
  • Menabe: Recrudescence du paludisme dans le sud-ouest.
  • Menabe: Approvisionnement en riz et en engrais à Mahabo.
  • Tuléar: l’océan du sud malgache s’acidifie.
  • Antsohihy: embouteillage géant entre Anjiamangirina et Ambalafaminty pour coupure de la route nationale.

  • Atsinanana : Famatsiana fanafody amin’ny alalan’ny « drône ».
  • Menabe : mirongatra ny tazomoka mahery.
  • Menabe : Nozarana masomboly sy zezika ireo tantsaha mpamokatra ao amin’ny distrikan’ny Mahabo.
  • Toliara : miakatra ny tahan’ny asidra any anaty ranomasina vokatry ny loto.
  • Antsohihy : fiara anjatony mihitsoka ao Anjiamangirina sy Ambalafaminty nohon’ny fahasimban’ny lalana.

Oui, une étude publiée par l’Université du Massachussetts a montré que les mères vaccinées contre la COVID-19 peuvent transmettre des anticorps à leur bébé, grâce à l’allaitement. Ces chercheurs ont réalisé l’expérience sur 30 femmes allaitantes, entre janvier et avril 2021. Elles ont reçu chacune deux doses de vaccin ARN messager.  

3 semaines après la deuxième injection, les anticorps détectés chez les nourrissons deviennent capables de neutraliser la protéine Spike du virus d’origine ainsi que 4 autres variants. Ces bébés sont âgés entre 2 mois à 23 mois. Les chercheurs encouragent donc les mères à se faire vacciner et surtout à continuer à allaiter après.

 

COVID-19 : afaka mifindra amin’ny alalan’ny nonon-dreny ve ny hery fiarovana ?

Eny, rehefa vita vaksiny ny reny iray mampinono dia afaka mifindra any amin’ilay zaza ny hery fiarovana ananany amin’ny alalan’ny nonon-dreny. Oniversite iray any Massachussetts, Etazonia, no namoaka io valim-pikarohana io. Reny mampinono 30 mirahavavy no nanaovana ny andrana, teo anelanelan’ny janoary sy aprily 2021. Nahazo vaksiny fatra roa avy izy ireo.

3 herinandro taorian’ny tsindrona faharoa, dia hita fa nihatanjaka kokoa ny hery fiarovana any amin’ny zanany. Mahavita mahatohitra ny tsimokaretina COVID-19 tany amboalohany no miady amin’ireo fiovanendrika taty aoriana. 2 volana hatramin’ny 2 taona moa ireo zaza ireo. Mamporisika ny reny mampinono hanao vaksiny araka izany ireo mpikaroka.

La protection des droits des usagers et consommateurs se réfère à la Déclaration Universelle des Droits de l’Homme, explique Rakotondravony Mamy du  Groupe d’Actions et de Réflexion pour la Défense des Usagers et Consommateurs ou Garduc. Elle ne se limite pas uniquement aux biens de consommation mais s’étend également aux offres et services publics. À Madagascar, le gouvernement reconnait 8 grandes catégories de droits liés à la consommation. En général, les associations de défense des droits des consommateurs se chargent de collecter puis transmettre les requêtes auprès des responsables concernés afin de réclamer une indemnisation et suivent de près la suite desdits requêtes.  

Ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa dia mifototra amin’ny zo ao anatin’ny Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona. Tsy ny zo mahakasika ny fanjifana ihany no voaresaka amin’izany fa tafiditra koa ny fahazoana tolotra omen’ny fanjakana mamaly ny filan’ny mponina.  Mitondra ny feon’ny mpanjifa any amin’ny tompon’andraikitra voakasika ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa toy ny Garduc na Groupe d’Actions et de Reflexion pour la Défénse des Usagers et Consommateurs mba hangatahana onitra raha misy fahavoazana mianjady amin’ny mpanjifa, hoy Rakotondravony Mamy . Rehefa voarain’izy ireo ny fitarainana dia misy ny fanadihadiana ataon’izy ireo mialoha ny hampiakarana ny raharaha.

jeudi, 13 janvier 2022 12:41

Journal des régions du 13 janvier 2022

  • Majunga : Des jeunes chercheurs ont découvert un médicament à base de brède mafane.
  • RN 2 : topo sur les troux noirs de route très commerciale.
  • Tuléar : le festival FARD, quand le développement passe par le rugby.
  • Boeny : Plus de 10 000 migrants du Sud déjà sur place.

  • Mahajanga : azo atao fanafody koa ny anamalaho.
  • Lalam-pirenena faharoa : aiza avy ireo tena mila fanamboarana ?
  • Toliara : hetsika FARD, fampandrosoana amin’ny alalan’ny baolina  lavalava.
  • Boeny : An’aliny ireo mpifindra monina avy any atsimo efa tonga any an-toerana.

jeudi, 13 janvier 2022 12:29

Journal du 13 janvier 2022

  • Volamena 49 kilao : ho tsaraina eto Madagasikara ny teratany malagasy voarohirohy tratra tany Comores.
  • Arovana ireo Malagasy mpiondrana any ivelany.
  • Mizarazara ny hevitr’ireo ray aman-dreny momban’ny fidiran’ny mpianatra amin’ny 17 janoary 2022.
  • Miverina amin’ny ministera mpiahy na mijanona tanteraka ireo mpiasan’ny « Organisme rattaché » raha foana ilay izy.

Non, la vaccination ne peut pas rendre un test COVID-19 positif selon l’Institut national de la santé et de la recherche médicale en France. Que ce soit un test antigénique, un test PCR ou un autotest. Les fragments du virus utilisés dans les vaccins restent au point d’injection, c’est-à-dire au niveau du bras, et se dégradent en très peu de temps.
Par contre, il est possible d’avoir un résultat positif suite à une vaccination - avec un test sérologique. Celui-ci consiste à prélever du sang pour chercher la présence d’anticorps, or le vaccin va justement déclencher le développement des anticorps.

Mety mahatonga valina fitiliana miabo ve ny fanaovana vaksiny COVID-19 ?


Tsia, tsy mahatonga valina fitiliana miabo na positif ny fanaovana vaksiny COVID-19, hoy ny Institut national de la santé et de la recherche médicale any Frantsa. Na test TDR io na PCR. Mijanona ao amin’ny faritry ny sandry ihany mantsy ilay singana tsimokaretina ampiasaina anaty vaksiny ary mihalefy anaty fotoana fohy.
Mety hahazoana valina fitiliana miabo kosa ny test antsoina hoe sérologique, rehefa avy nanao vaksiny. Izy io mantsy dia atao avy amin’ny fakana rà ahitana raha namorona hery fiarovana ny vatana. Koa satria hamorona hery fiarovana mihitsy ny asan’ny vaksiny, dia rariny raha hitan’ny fitiliana sérologique izany ka hanomezany valiny miabo na positif.

jeudi, 13 janvier 2022 09:51

Le mariage vezo

Un mariage traditionnel vezo se fait en trois étapes bien distinctes. La première est appelée  "takomaso" où le prétendant se présente aux parents de la promise ainsi qu’à son frère si elle en a un. Il apporte quelques bouteilles de rhum et éventuellement une somme d’argent, raconte le traditionaliste vezo, Mamy. Deuxième étape, le « toke ». Celui-ci se fait une semaine ou des mois après le « takomaso ». Durant le toke, l’union est célébrée en petite comité mais cela ne signifie pas que le jeune homme et la jeune femme sont officiellement mariés. L’étape finale, connue sous le nom de "fandeo", se déroule des semaines ou des mois, voire des années après le « toke ». C’est la concrétisation de l’union des jeunes mariés.

Dingana telo no lalovana amin’ny fampiakaram-bady vezo. Voalohany ny « takomaso », fisehoan’ny lehilahy voalohany amin’ny ray amandrenin-dravehivavy. Araka ny fanazavan’ny ray aman-dreny ara-drazana Mamy, manaraka fomba toy ny fanomezana vola na zava-pisotro misy alikaola sy ny fanalana fady ireo manao takomaso. Dingana faharoa ny « toke », herinandro na amam-bolana aorian’ny takomaso no hanaovana izany. Toy ny fanatanterahina fanambadiana ihany ny toke fa tsy midika anefa hoe efa vadinao tanteraka ilay olona amin’izany, araka ny fanazavan’ny ray aman-dreny ara-drazana hatrany. Dingana farany ny « fandeo », herinandro na amam-bolana, mety hahatratra aman-taona mihitsy aza aorian’ny fahavitan’ny “toke “. Rehefa voahaja avokoa ireo dingana telo ireo vao azo lazaina fa tanteraka ilay fanambadiana.

Ils sont suivis par des milliers de personnes sur Facebook. Leurs vidéos génèrent beaucoup de vues et leur influence ne laisse pas insensible. À un peu moins de deux ans de la présidentielle, la question est de savoir si les influenceurs peuvent avoir une incidence sur le paysage politique.

Le décryptage de l’actualité n’est plus l’apanage des journalistes chroniqueurs. Les actualités du moment sont disséquées, analysées et partagées par tout le monde sur les réseaux sociaux. Certaines personnes ont même fait de ces décryptages leur marque de fabrique et diffusent leurs analyses à leur auditoire plus ou moins important. Les jeunes ne sont pas encore nombreux sur ce créneau même si certains influenceurs commencent à commenter les sujets brulants de l’actualité à leur sauce. Les jeunes influenceurs malgaches engagés sont plus dans les causes sociales comme les droits de l’Homme et l’environnement. Aucun ne se revendique pour le moment, influenceur politique comme ce qui se voit actuellement en France avec la présidentielle de 2022.

Pour le chroniqueur radio Hervé Rakotozanany, la tendance est en marche « qu’on le veuille ou non ». « C’est un phénomène nouveau qui est rendu possible par les NTIC. C’est aussi une manifestation de la liberté d’expression », lance-t-il. Il ne nie pas l’influence que peuvent avoir ces commentaires sur l’opinion bien qu’il se montre encore mesuré sur l’impact compte tenu de la faible pénétration des réseaux sociaux sur l’ensemble de la population. Quoi qu’il en soit, il estime que les gens qui s’informent sur les réseaux y vont déjà avec un certain parti pris. « Ils vont plus pour conforter leur position », résume-t-il.

Le rédacteur en chef du magazine Politikà Andriamanambe Raoto pense de son côté qu’il est difficile de quantifier l’influence qu’ont les réseaux sociaux sur le paysage politique dans le pays. D’après lui, le véritable enjeu pour la prochaine élection sera surtout la mobilisation des électeurs. « Là où j’aimerais que les influenceurs agissent dans un premier temps c’est cet aspect essentiel », indique-t-il. Il convient de rappeler que la participation aux élections s’est effritée au fil des années avec notamment un désintérêt flagrant des jeunes. Ce désintérêt concerne la chose publique en général.

Hervé Rakotozanany fait toutefois remarquer que grâce aux réseaux sociaux, les jeunes commencent à porter de l’intérêt aux actualités du moment et n’hésitent pas à réagir dans les commentaires. Il alerte cependant sur les velléités de manipuler. « Dans un pays en voie de développement, il est facile de manipuler l’opinion devant un manque criard de discernement de la part de la population. C’est là le problème. On devrait réfléchir sur les pistes pour que les réseaux sociaux contribuent à la construction de la citoyenneté », lance-t-il.

Quoi qu’il en soit, la bataille de la communication politique se fera une fois de plus sur les réseaux sociaux comme en 2018. Au-delà des comptes fake, la question est de savoir si les influenceurs entreront dans le « game » …

Tolotra Andrianalizah

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter