Iles Eparses : « Justice Monde » est contre une cogestion.
Sècheresse dans le Sud : Cela fait 4 mois que la sècheresse persiste.
Impôt : Des mesures pour toutes les entreprises en ce qui concerne leur déclaration d’impôt depuis 2016.
Iles Eparses : toherin’ny « Monde Justice » izay tarihin’i Arlette RAMAROSON sy James RATSIMA ny fikasan’ny Frantsay hitantanana miaraka ny Nosy manodidina an’i Madagasikara.
Haintany any Atsimo : Maina tanteraka ny tany any @ faritra atsimon’ny Nosy iny ary efa nahatratra 4 -bolana izay no tsy nisian’ny rotsak’orana tany an-toerana.
Fampidiran-ketra eto Madagasikara : Misy fandraisana fepetra vaovao ho an’ireo orinasa kely na lehibe mahakasika ny fanambaran-ketra ataon’izy ireo nanomboka ny taona 2016.
Sècheresse dans le Sud.
Comment le droit d’image s’applique pour les personnes condamnés ou suspectés pour un crime ?Â
Upsilon veut investir dans le développement des compétences malgaches.
Main-tany ny any atsimo.Â
Ny zon’ireo olona voarohirohy amina raharaham-pitsarana amin’ny resaka fangalà na sary.
Haraha-maso ny kalitao sy ny vidin’ny entana fampiasa andavanandro amin’izao vanim-potoanan’ny fahavaratra izao.
Face aux fermetures d’entreprises, il faut savoir que les employés ont des droits légaux : percevoir les salaires non dus et les indemnités de licenciement. Selon la loi du travail malgache, un employé a droit à 10 jours d’indemnités de licenciement multiplié par l’année de service effectif. Mais d’un côté, cela peut être aussi dicté par le contrat signé entre l’employeur et l’employé ou une convention collectif.
L’employé a aussi le droit à l’octroie d’un certificat de travail, en plus du paiement des jours de congés qui n’ont pas été utilisés.
En ce qui concerne les cotisations pour les retraites, la fermeture de l’entreprise n’y aura pas d’impact étant donné que l’employé pourra continuer à faire sa cotisation sur le même compte dans une autre entreprise.
Selon le Directeur général du travail et des lois sociales, il est préférable que l’employé demande auprès de l’inspection du travail pour plus d’information.
Coronavirus en Chine : pas de rapatriement des 52 étudiants malgaches en quarantaine à Wuhan.
Affaires Ny Rado Rafalimanana : le CAFE ou Intergovernemental Collaborative Action Fund for Excellence ne figure pas sur la liste des ONG reconnues par le ministère des Affaires Etrangères.
Projet Tanamasoandro : la population d’Ambohitrimanjaka refuse toujours de céder leur terrain.
Tsy mbola mahazo mody ireo mpianatra malagasy natoka-monina vokatry ny coronavirus any Wuhan, Chine.
Raharaha Ny Rado Rafalimanana : Tsy misoratra ao amin’ny lisitry ny ONG na ny fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana ny CAFE na Intergovernemental Collaborative Action Fund for Excellence, hoy ny ministeran’ny raharaham-bahiny.
Tetikasa Tanamasoandro : tsy hanaiky ny tambi-tany omen’ny fanjakana azy ireo ny mponina ao antoerana satria lovan’izy ireo ny tanimbary ka tsy amidy.
Tsihombe, Androy : la sècheresse et le kere menacent la région.
Bevoay : les habitants ne sont pas informés de la proposition de déplacer les concernés du projet Tanamasoandro Ambohitrimanjaka à Bevoay. Â
Ambilobe – Vohémar : prévoir plus de 16h pour traverser les 160 km reliant ces deux localités à cause du mauvais état des routes.
Tsihombe, Androy : tsy ampy ny rotsakorana, mihamafy ny « tioke antimo » ary ahiana ny hisian’ny kere hoy ny depiote any antoerana
Ambilobe : voasambotry ny polisy ny iray amin’ireo ahiana ho namono ilay vehivavy voatsatok’antsy.
Bevoay, Morombe : tsy mbola mahafantatra ny momba ilay famindrana ny mponina voakasika amin’ilay tetikasa Tanamasoandro ao Ambohitrimanjaka ho any Bevoay ireo fokonolona any an-toerana.Â
Volley ball : 8 équipes vont représenter Madagascar au championnat zone 7.
Tennis : RAKOTONDRAINIBE Sampras et RANAIVO Toky sacrés champions d’Afrique chez les moins de 18 ans.
Championnat de Madagascar de rugby : Le UASC Cheminot ou Besetroka remporte la victoire contre Mang’art Manjakaray, sur un score de 16 à 9.
Basketball : Ouverture officielle du Basketball Africa League hier.
Volley ball : Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo ny fiadiana ny tompon-daka aty amin’ny faritra faha 7.
Tompon-daka ny Afrika taranja Tenisy- U18 isan-tarika : Voahosotra ho tompon-dakan’ny Afrika taranja tenisy latsaky ny 18 taona i RAKOTONDRAINIBE Sampras sy i RANAIVO Toky.
Baolina lavalava : tompon-dakan’i Madagasikara sokajy FEDERAL 2 ny UASC Cheminot na ny Besetroka tao aorian’ny lalao omaly tetsy amin’ny Makis Andohatapenaka.
Basketball : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny Basketball Africa League.
7 février 2009 - 7 février 2020, 11 ans de la tuerie d'Ambohitsirohitra.
Un journaliste a été tué lors de cet évènement. Il est mort en faisant son travail. Tous les mystères autour de cette tuerie ne sont pas encore résolus. Mais ce qui nous interesse c'est la situation du journaliste face à des cas comme celui-là . Les limites des risques qu'il peut prendre ? Et quels sont les bons reflexes à adopter dans la cohue.
7 febroary 2009 – 7 febroary 2020, feno 11 taona androany ilay hetsika nahafatesana olona teny Ambohitsirohitra.
Isan’ny namoy ny ainy tamin’izay savorovoro izay ny namana mpanao gazety iray. Lavo teo am-panaovana ny asany tokoa ny tovolahy satria teo am-pitaterana ny vaovao izy no voatifitry ny bala.
Tahaka ny tranga rehetra tamin’io fotoana io dia mbola mijanona mistery ny nahazo ity namana ity. Tsy hamoha fota-mandry akory fa miezaka manontany izahay ankehitriny hoe ahoana tokoa izany asan’ny mpanao gazety indrindra rehefa ao anatin’ny toe-javatra mafana tahaka ireny ? Hatraiza ny risika ho an’ny mpanao gazety eo am-panaovana ny asany ary inona ny fihetsika tokony hatao rehefa miatrika savorovoro.
Le SECES font des grèves incessantes. Mais est-ce qu'il existe des lois qui dictent la grève des syndicats ? Les limites des ces grèves ? Puisque cela peut avoir des impacts sur le quotidien de la population en générale.Â
Efa ela ihany ireo sendikan’ ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra  eny amin’ ny oniversitean’ Antananarivo na ny SECES no nitokona. Vao tamin’ ny fiandohan’ ity volana febroary ity no nanaiky hiverina hampianatra ry zareo avy ao @  SECES. Ny fanontaniana mipetraka eto dia hoe misy lalà na ve ny fitokonana sendikaly ? Hatraiza ny fahafahana mitokona ? Satria misy fiantraikany amin’ ny fiainam-pirenena daholo ny fihetsika toy izany.
En 2018, Foodwise, l’entreprise sociale qui lutte contre le gaspillage alimentaire à Madagascar a récupéré 17 tonnes  de nourriture. Pourtant ce sont des plats et des aliments encore consommables mais qui sont destinées à être jetées par les restaurateurs.
Rehefa natambatra ny sakafo ariantsika eto Madagasikara, satria saika simba ho azy na tsy lany akory, dia mahatratra 17 taonina mahery, tamin’ny taona 2018 fotsiny. Ny « Foodwise Madagascar » dia mandray sy manangona an’ireny sakafo ireny no ataony ary mizara azy any amin’ny ankizy tsy manana sakafo avy eo.Â
Un étranger doit attendre 10 ans pour obtenir la nationalité malgache avant de pouvoir acheter du terrain à Madagascar. D'autres conditions sont requises pour le cas d'un entrepreneur. Vous pouvez entendre les détails avec Andrianasolo Leon, un juriste, qui a répondu à nos questions.
Mila miandry folo taona ny vahiny iray vao nahazo zom-pirenena malagasy vao afaka mividy tany eto Madagasikara. Raha mpandraharaha kosa izy dia misy fepetra hafa tokony harahiny. Arahinao ao anatin’ny fanadaharana hono ho aho ny andinindininy momba izay miaraka amin’i Andrimatoa Andrianasolo Leon Mpahay lalà na.
Le SECES a donné un mois pour le Ministère de l'Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique pour répondre à leur demande. En attendant, les cours ont repris mais si la requette n'obtient pas de réponse satisfaisante, le SECES va prendre des mesures plus strictes.Â
Iray volana no fe-potoana nomen’ ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra mikambana ao amin’ ny SECES ho an’ ny Ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Siantifika hamaliana ny valin’ny fitakian’izy ireo. Niverina ny fampianarana eny amin’ ny anjerimanontolo  ary ao anatin’ izay fotoana izay dia miandry izy ireo fa raha tsy mivaly ny fitakiana dia hiditra amin’ ny sehatra ambonimbony kokoa ny SECES.