COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

vendredi, 14 février 2020 08:36

Sifflet du 12 février 2020

Football : Les Barea de Madagascar U20 ont été convié au championnat de football U20 en Arabie Saoudite le 17 février au 5 mars prochain.

Bodybuilding : La formation des techniciens, coach et arbitre pour tous les clubs de Madagascar se tiendront le 27 et 28 février 2020.

Art Martial : Madagascar aura 9 représentants pour le K1 et le pancrace qui se tiendra à La Réunion le 29 février prochain.

Rugby : Les entraineurs ont reçu un certificat pour entraîneur de 3 ème catégorie après la formation donnée par Adama et Olivier Maigne du World Rugby.



Baolina kitra : Voaasa @ fiadiana ny  amboaran’ireo tany Arabo latsaky ny 20 taona ny Barean’i Madagasikara, izay atao any Arabie Saoudite ny 17 Febroary h@ 5 martsa ho avy izao.

Bodybulding : Hisy ny fiofanana ho teknisianina, ho mpitantana ary ho mpitsara izay hatrehan’ireo klioba manerana an’i Madagasikara ny 27 sy 28 febroary 2020.

Tontolon’ny haiady :

Hanana solontena 9 mianandahy ny ekipa Malagasy handeha hiatrika ny K1 sy ny Pancrace , izay atao any La Reunion ny 29 febroary ho avy izao .

Baolina lavalava : Nahazo mari-pahaizana amin’ny mapanazatra sokajy faha 3 azy ireo ny mpiofana taorian’ny tombana nataon’i ADAMA sy Olivier Maigne  izay mpampiofana avy World Rugby.

vendredi, 14 février 2020 08:05

Sifflet du 4 février 2020

Lutte : Les lutteurs malgaches peuvent participer au championnat d’Afrique en Alger. Mais seuls 3 d’entre eux peuvent participer.

Rugby : La première étape de la sélection des entraineurs professionnels pour l’équipe nationale malgache est enclenchée. Ces entraîneurs doivent maîtriser les règles du rugby et doivent avoir le diplôme de niveau 3 délivré par l’une des Fédérations Internationales des Entraîneurs d’équipe nationale.



Taranja tolona : afaka miatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika any Alger ihany ny taranja tolona saingy raha tokony ho nanana mpilalao maromaro dia 3 ihany no afaka milalao

Taranja baolina lavalava : Miditra amin’ny dingana voalohany hisafidianana izay ho mpanazatra matihanina ho an’ny ekipam-pirenena ny « Malagasy Rugby ». Mila mahafehy ny taranja rugby sy manana mari-pahaizana « niveau 3 » avy amin’ ny federasiona iraisam-pirenena ny mpanazatra iray raha te ho lasa mpanazatran’ ny ekipam-pirenena.

vendredi, 14 février 2020 07:42

Sifflet du 05 février 2020

Faneva Ima Andriatsima : L’ancien capitaine du club de foot national malgache, les Barea de Madagascar a fait une déclaration dans sa page facebook lundi dernier sur son entente avec FC Abha.

Baolina Kitra : Arnaud Andrianantenaina, membre des Barea issu du Cnaps Sport qui a failli intégrer le Club Grenoble Foot 38 en France, est de retour au pays depuis hier.

Pétanque : La Fédération Sport Boule de Madagascar doit procéder à une nomination pour que le président soit désormais un président élu.  



Faneva Ima Andriatsima : Nanao fanambarana izy teo amin’ny pejy facebook-ny tamin’ny Alatsinainy teo hoe nifanaraka izy sy ny FC Abha fa handao ny klioba eo no eo.

Baolona kitra : Tafody omaly i Arnaud Andrianantenaina, mpilalaon’ny Barea avy tao amin’ny klioba Cnaps Sport, izay saika hifindra any amin’ny Klioba Grenoble Foot 38 any Frantsa.

Tsipy kanetibe : Tsy maintsy miroso amin’ny fifidianana ny eo anivon’ny Fédération Sport Boule de Madagascar, mba ho olom-boafidy amin’izay no hitantana ny federasiona fa tsy olom-boatendry tahaka ny amin’izao fotoana intsony.

vendredi, 14 février 2020 07:33

Journal des régions du 4 février 2020

Manakara : mitokona sy mitondra sorabaventy hatramin’ny omaly ireo mpiasan’ny fari-piadidiam-pampianarana na CISCO ao Manakara satria tsy eken’izy ireo ny lehibe vaovao ao an-toerana.

Sakaraha : Rehefa nande naka rano tamina lava-drano ivelan’ny tanàna ny tovolahy iray 17 taona dia nifanehitra tamin’ny daholo saika handroba tanàna iray.

Maroantsetra : Nisy lakam-by  iray rendrika teo anelanelan’ny Vinanin’Ankandimbazaha sy Antsiranan’i Seta, ny alahady lasa teo.

Morondava : hitarina tokoa ny fonja any Morondava satria misedra olana  ireo voafonja noho ny haterin’ny toerana.



Manakara : Les employés de la circonscription scolaire (CISCO) de Manakara sont en grèves depuis hier.

Sakaraha : un jeune homme de 17 ans a été kidnappé. Il est allé chercher de l’eau dans un puit en dehors de son village.

Maroantsetra : Dimanche dernier, une pirogue qui transportait 6 personnes d’Ambatofotsy, commune d’Ambanitelo, a coulé entre Vinanin’Ankandimbazaha et Antsiranan’i Seta.

Morondava : La prison de Morondava sera rénovée et agrandie vu qu’il y a une surpopulation carcérale dans cette prison.

Mahaly a 11 ans et elle est autiste. Elle aime la musique, et c’est l’une de son langage de communication. Sa mère nous décrit leur quotidien à la maison et la qualité de leur relation.

Le Docteur Ratsifandrihamanana Lanto explique que l’autisme n’est pas une maladie mentale. C’est un trouble du développement cérébral qui se manifeste souvent dans la qualité des interactions sociales et des intérêts de l’enfant en grandissant. Il n’existe pas un traitement pour soigner un enfant autiste, et d’ailleurs, un enfant autiste n’a pas besoin d’être soigné ou guéri. Il a juste besoin d’être compris. Il existe des thérapies pour aider les parents à mieux accompagner leur enfant à chaque étape de son développement.



Mahaly, 11 taona, ary autiste. Mitantara ny fifandraisan’izy ireo ao antrano sy ny fitaizana atao aminy ny reniny. Tia mihira Mahaly, ary fomba anakiray hahafahan’izy ireo mifandray ny hira.

Manazava ihany koa ny Dokotera Ratsifandrihamanana Lanto fa tsy aretina ny autisme fa toe-batana. Samihafa ny fomba fisehoany amin’ny olona tsirairay, na eo amin’ny fihetsika na ny fisainana na ny fanehoampitiavana na ny fanehoankevitra. Antsoina hoe thérapie ny fitsaboana arahanan’ny olona autiste, ary mivoatra araka ny dingam-piainana atrehin’zy ireo ny thérapie atao aminy.

Ambohidrabiby, Ambohidratrimo, Ambohijoky…elles font parties des 12 collines sacrées de l’Imerina du temps du roi Andrianampoinimerina.

12, comme le nombre d’épouse de ce roi également. A chaque victoire, celui-ci installe un palais en haut de la colline et épouse une jeune fille du village. C’est ainsi qu’il a réussi à cadrer Imerina et unifier les villes aux alentours de son royaume.  

Zo a interviewé Maurice Rasamoelina, historien.



Ambohidrabiby, Ambohidratrimo, Ambohijoky… isan’ireo tendrombohitra roambinifolo manodidina an’Imerina ireo. Ireo tendrombohitra roambinifolo ireo no toerana nametrahan’i Andrianampoinimerina ny vadiny na nankany ny vadiny, ka nananganany rova avokoa.

Henoy ny fanazavan’i Maurice Rasamoelina ny tantara manodidina ireo tendrombohitra ireo sy ireo vadin’ny mpanjaka.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter