COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

lundi, 05 juin 2023 12:25

Infos vues par les jeunes

Comme à chaque vendredi, le Studio Sifaka invite des jeunes à s’exprimer à propos des actualités chaudes de la semaine. Hanitriniala, Rio et Larry, étudiants en droit à l’Université d’Antananarivo discutent de la liste électorale, des fraudes douanières et de l’EPS au baccalauréat.

Toy ny isaky ny zoma, manasa tanora ny Studio Sifaka haneho hevitra momba ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Hiresaka mahakasika ny lisi-pifidianana, hosoka eny amin’ny fadin-tseranana ary ny EPS amin’ny bakalorea i Hanitriniala, Rio ary i Larry, mpianatra lalana eny Ankatso.

  • Mandritsara : dépistage de diabète à Mandritsara
  • Amboasary Atsimo : inscription dans la liste électorale se jusqu’au 10 juin
  • Boeny : les citoyens se plaignent des litiges fonciers

  • Mandritsara : fitiliana diabeta ao Mandritsara
  • Amboasary Atsimo : mitohy hatramin’ny 10 jona ny fisoratana anarana ao amin’ny lisi-pifidianana
  • Boeny : ady tany no tena mampitaraina ny mponina ao Ambondromamy
vendredi, 02 juin 2023 13:20

Le Journal des régions du 02 Juin 2023

  • Amoron’i Mania : le prix du riz a diminué
  • Mananjary : l’Epp Mahatsinjo, ZAP Mananjary Cisco Mananjary rencontre des problèmes d’infrastructures
  • Vakinankaratra : 100 jeunes vont obtenir le “titre vert” 2e vague
  • Ranomafana : Ranomafana Est et Ambodimanga ont reçu deux nouveaux marchés

  • Amoron’i Mania : nahitana fidinana ny vidim-bary
  • Mananjary : misedra olana ny sekoly ao amin’ny Epp Mahatsinjo ZAP Mananjary Cisco Mananjary
  • Vakinankaratra : tanora 100 no hahazo “titre vert” andihany faha-2
  • Ranomafana : nahazo tsena roa ao Ranomafana Atsinanana sy Ambodimanga
vendredi, 02 juin 2023 13:12

Le Journal du 02 Juin 2023

  • La Session ordinaire à l’Assemblée nationale : toujours marquée par l’absentéisme des députés
  • Exportation : l’agriculture est encore un secteur clé pour capter le marché international
  • Championnat mondial de l’art oratoire : les équipes malgaches classées à la troisième et quatrième place

  • Fivoriana aram-potoana eny amin’ny Antenimieram-pirenenana : hita taratra ny tsy fahatongavan’ireo solombavam-bahoaka
  • Fanondranana : mbola maro ny tombotsoa azo amin’ny sehatry ny fambolena eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena
  • Fifaninanana maneran-tany amin’ny fandaharan-teny : voasokajy eo amin’ny laharana fahatelo sy fahaefatra ny ekipa malagasy
  • Fanokafana ny fankalazana ny faha 63 niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara

Madagascar exporte diverses épices dans 15 pays. Parmi ces épices, le gingembre et ses dérivés sont prisés par les industries cosmétiques et pharmaceutiques. Dans la première partie, nous suivrons le trajet de cette épice, en allant dans les plantations jusqu’à l’exportation ; En passant par les premières transformations, avec le gérant d’une petite usine dans la région Itasy. Dans la seconde partie, nous parlerons de la place des épices dans l’économie malgache, et l’évolution de ce secteur en 2023.

Manondrana sakafo mpanome tsiro na épices any amin’ny firenena 15 maneran-tany i Madagasikara. Amin’ireo sakafo mpanome tsiro ireo, ny sakamalao sy ny vokatra azo avy aminy dia ikoizan’ireo indostria mpamokatra fikarakarana endrika amam-bika sy mpamokatra fanafody. Ho jeren-tsika ao amin’ny tapany voalohany ny lalan’ny sakamalao, manomboka any amin’ny fambolena hatrany amin’ny fanondranana. Miresaka amin’ny mpitantana orinasa famadihana sakamalao isika amin’izany. Ao amin’ny tapany faharoa kosa dia hijery ny anjara toeran’ireo sakafo mpanome tsiro eo amin’ny toe-karen’i Madagasikara isika, ny fivoaran’io seha-pihariana io ho an’ny taona 2023.

jeudi, 01 juin 2023 13:20

Le Journal du 01 Juin 2023

  • EPS baccalauréat : belle performance pour ceux qui se sont bien préparés
  • Communication : l’emploi de la langue malgache reste un défi dans l’administration publique
  • Madagascar : une charte de bonne conduite des politiciens sera mise en place
  • Lutte contre le tabagisme : Madagascar est loin de s’en sortir selon un sociologue

  • EPS bakalorea : tsara naoty ireo izay niomana tsara
  • Madagasikara : miroso amin’ny famolavolana sata mifehy ny mpanao pôlitika
  • Ady amin’ny fifohana sigara : mbola sarotra vao ho tafavoaka i Madagasikara araka ny filazan’ny manam-pahaizana iray momba ny fiarahamonina

  • Diana : 23 jeunes ont suivi une formation sur la santé et la protection des jeunes
  • Miandrivazo : le suivi des jeunes plants a été renforcé dans le district
  • Atsimo Atsinanana : La semaine du titre foncier a débuté le 30 mai

  • Diana : 23 mianadahy ireo tanora miatrika fiofanana mahakasika ny fahasalaman’ny tanora sy fiarovana ny tanora amin’ny ankapobeny
  • Miandrivazo : nohamafisina ny fanaraha-maso ny hazo voavoly ao amin’ny Distrikan’i Miandrivazo
  • Nanomboka ny 30 mey teo ny herinandron’ny karatany tany Atsimo Atsinanana

Les jeunes sont moins engagés dans la lutte contre la corruption, s’accordent à dire nos invités. Ils ont avancé plusieurs explications possibles : manque d’informations sur la procédure de dénonciation des cas de corruption, négligence de la conséquence de la corruption, peur d’une vengeance de la part du concerné. Les jeunes n’arrivent pas à distinguer et à reconnaitre un cas de corruption, tellement c’est une pratique ancrée dans la société ajoute Ramalanjaona Marco, président et fondateur du Réseau d’Honneteté et de l’intégrité. Une éducation sur la corruption adaptée aux jeunes et l’explication aux jeunes des conséquences de la corruption sont parmi les solutions proposées par nos invités. Se rassembler dans un réseau des jeunes qui luttent la corruption aide beaucoup à maitriser ce sujet, d’après Andrianasolo Li, Fans Club Studio Sifaka, Ravelohasina Nancy, vice-présidente du RHI auprès d’une université privée et Rakotoson Henintsoa, étudiante de l’ENS.

Sakana iray mahatonga ny tanora ho malaina amin’ny ady amin’ny kolikoly ny tsy fahafantarana ny dingana hatao ahafahana mitoroka izany, ny tsy fahafantarana ny maha kolikoly na tsia ny toe-javatra iray ary ny tahotra ny valifaty avy amin’ny olona iray. Manao kolikoly ny tanora satria efa fombam-piarahamonina ilay izy. Vahaolana hitan’izy ireo hialana amin’izay ny fanabeazana sy fampahafantarana ny maharatsy ny kolikoly ho azy sy ho an’ny firenena. Tombony ho an’ireo tanora mivondrona anaty tambazotra ny fifanentanana sy fifampizarana traikefa momba ny ady amin’ny kolikoly. Miady hevitra amin’izany i Ramalanjaona Marco, filoha sady mpamorona ny vovonan’ny tanora mandala ny rariny sy ny fahitsiana, Andrianasolo Li, Fans Club Studio Sifaka, Ravelohasina Nancy, filoha lefitry ny vovonana RHI eo anivon’ny oniversite tsy miankina iray, Rakotoson Henintsa, mpianatra eo anivon’ny ENS. 

La biodiversité est l’ensemble des espèces vivantes dans un même lieu naturel.            Chaque élément de la nature a son importance pour mettre un équilibre écologique. Les animaux se mangent. Une espèce peut disparaitre petit à petit s’il n’y a pas assez de proie. Et inversement si son chasseur n’est plus nombreux, une espèce peut se multiplier rapidement et perturber l’écosystème.

Les insectes peuvent être pollinisateurs, décomposeurs des matières et déchets organiques ou encore ingénieurs fertilisants du sol.     

Astuces : comment prendre soin de ces plantes intérieurs pendant l’hiver.

Samy manana ny anjara asany ny karaza-manan’aina ao anaty natiora mba handrindra ny tontolo iainana. Mifampihinana izy ireo ka raha tsy eo ny sakafo ho ana biby iray mpivelona aminy dia mety ho ringana izy, raha tsy eo kosa ny mpihinana azy dia mety hitombo isa be loatra ka mamotika ny tontolo.

Ny bibikely dia manana andraikitra maro : ao ireo mpamindra voa, mpanamasaka ny tany ary ny mpamotika ny fako organika ho lasa tsiro ho an’ny tany.

Toro-hevitra hikarakarana ny zava-maniry ao an-trano mandritra ny ririnina.

mercredi, 31 mai 2023 13:56

Sifflet du 31 Mai 2023

  • Romuald Rakotondrabe devient coach des Barea A pour les deux prochains matchs
  • La Fédération Malgache de Foot s’apprête à voter de nouveaux responsables
  • Fenosoa Rasendra participe au tournoi de sélection aux Jeux des Iles
  • Les Ankoay perdent face à la Serbie et à l’Allemagne
  • Championnat de basketball entre quartiers à Mandritsara

  • Voatendry ho mpanazatra ny Barea A ho an’ireo lalao roa ho avy Rakotondrabe Romuald
  • Miomana ny hifidy mpiantsehatra vaovao ny Federasiôna Malagasin’ny Foot
  • Mandray anjara amin’ny fifantenana ho an’ny Lalaon’ny Nosy Rasendra Fenosoa
  • Niondrika teo antrehan’ny Serbia sy Alemana ny Ankoay
  • Fifaninana basketball andraisan’ireo fokontany ao Mandritsara anjara

mercredi, 31 mai 2023 13:43

Le Journal du 31 Mai 2023

  • L’inscription dans la liste électorale est terminée
  • Madagascar perd 13 points sur l’indice de transparence budgétaire
  • Recettes : l’Etat a collecté plus de 2200 milliards ariary depuis janvier

  • Tapitra ny fisoratana anarana ao anatin’ny lisi-pifidianana mandritra ny fanavaozana manontolo
  • Mahajanga : maro ny ankizy mazoto mamaky boky
  • Very isa 13 amin’ny fangaharaharan’ny fitantanam-bolam-panjakana i Madagasikara
  • Nahatafiditra vola mihoatra ny 2 200 tapitrisa ny Fanjakana

mercredi, 31 mai 2023 12:29

Le Journal des régions du 31 Mai 2023

  • Mandritsara : augmentation du prix des brèdes
  • Taolagnaro : le niveau de vie des pêcheurs s’est amélioré
  • Vakinankaratra : les agriculteurs ont reçu des subventions pour obtenir des engins à moteur

  • Mandritsara : miakatra ny vidin’ny anana
  • Tolagnaro : mihatsara ny farimpiainan’ny mpanjono
  • Vakinankaratra : nahazo famatsiambola hividianana fitaovam-pamokarana mandeha motera ireo tantsaha
mercredi, 31 mai 2023 06:52

Le Journal des régions du 30 Mai 2023

  • 265 enseignants dans la région de Vatovavy ont reçu leur contrat
  • La ligne FCE reliant Fianarantsoa – Manakara sera ouverte à partir de ce mois de juin
  • Préparation de la journée internationale de l’environnement à Mandritsara

  • Mpampianatra miisa 265 ato amin’ny faritra Vatovavy nomena fifanarahana arak’asa
  • Ny volana jona ho avy izao no hisokatra indray ny zotra mampitohy an’i Fianarantsoa – Manakara
  • Fanomanana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana any Mandritsara
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter