Mandray an’i Pasitera Mathias izay voatendry hiasa ao Marofody ny sefo fokontany sy ny mpitan-kazomanga. Miresaka mikasika ny fivoaran’ny fambolena ao an-tanàna izy telo mianaka. Efa hita taratra ny fiovana nentin’i Tanjoa. Vetivety dia tamàna i Pasitera.
Le chef du Fokontany et le grand sage reçoivent Mathias, le nouveau pasteur de Marofody. Ils discutent du progrès de l’agriculture dans le village. Les changements menés par Tanjoa ont déjà porté leurs fruits. Le nouveau Pasteur se sent déjà comme chez lui.
Tsy afaka ny haka ny vokatra rehetra avy amin’ireo mpambolin’i Marofody i Mosa mpanangom-bokatra. Voafetra ihany ny vola ampiasain’izy ireo. Tezitra mafy noho izany i Meza sy Mahaly. Nanoro hevitra azy ireo i Mosa fa ny fahaizana mitahiry ny vokatra mora simba no tsy hahafaty antoka azy ireo.
Avec son budget limité, Mosa, le collecteur, ne peut pas collecter les produits de tous les agriculteurs de Marofody. Cela rend furieux Meza et Mahaly. Mosa leur conseille de transformer leurs produits pour qu’ils puissent les conserver plus longtemps.
Tonga hanatitra hena azony tamin’ny havoria nokarakarain’ny havam-badiny ho an’i Meza mianakavy i Hasy. Faly Ihangy mampiseho ireo karazam-bokatra avy amin’ny tanin’izy ireo, izay mety hafangaro amin’ilay hena. Efa mahavita tena ara-tsakafo izy ireo. Ny menaka, sira sy siramamy sisa no vidiana. Manosika an’i Hasy hamboly ihany koa izy ireo.
Hasy rend visite à Meza. Il emmène de la viande qu’il a eue à une fête de famille, du côté de sa femme. Ihangy expose avec fierté les différents légumes issus de leurs champs et qui peuvent accompagner la viande. La famille de Meza peut maintenant assurer son autosubsistance. Il lui reste à acheter de l’huile, du sel et du sucre. Meza et Ihangy encouragent Hasy à se mettre également à cultiver.
Un contact prolongé, sans le port du masque, dans un extérieur bien ventilé avec une densité de personnes élevée (100 personnes, par exemple), mais où les gens ne parlent pas comme dans un séminaire, représente un risque modéré.
Par contre, si on reprend les mêmes critères, mais cette fois-ci dans un espace mal ventilé, par exemple dans un bus, le risque devient alors plus élevé. Cependant, si les passagers portent un masque, le risque serait alors modéré et, avec une ventilation filtrante, le risque passerait à faible.
Il est donc important d'aérer, toutes les 30 à 60 minutes, tous les espaces clos pendant 5 minutes.
En effet, en respirant, les humains expirent du CO2 (oxygène), donc plus il y a du CO2 accumulé dans une pièce, plus cela signifie que l'air n'a pas été renouvelé. Et sans renouvellement, si le virus est présent puisqu’il stagne dans l'environnement.
Une chose est sûre quant aux lieux de contamination, le port du masque, la distanciation sociale et l'aération des lieux clos sont une première étape efficace pour diminuer les risques de contamination.
Aiza avy ireo toerana mety hahamora ny fiparitahan’ny covid-19?
Antonony ihany ny fifindran’ny coronavirus raha amina toerana iray eny ivelany, mahazo rivotra tsara, ny olona maromaro (ohatra hoe 100 eo). Misy fifampikasohana maharitra, sady tsy misy manao aro-vava-orona, kanefa tsy misy miteny toy ny anaty seminera ohatra.
Ambony kosa ny tahan’ny fifindrana raha raisina ihany ireo masontsivana ireo, fa eto indray dia amina toerana tsy dia misy rivotra mifamezivezey, ohatra hoe anaty fiara fitateram-bahoaka. Tsy dia atahorana anefa ny fifindrana raha samy manao aro-vava-orona ireo mpandeha. Ary maivana mihitsy ary izany raha madio ny rivotra mifamezivezy.
Tsara araka izany raha atao mahazo rivotra tsara mandritra ny 5minitra ireo toerana mihiboka rehetra isaky 30 ka hatramin’ny 60 minitra.
Mamoaka C02 manko ny olona rehefa miaina, rehefa miangona hatrany io C02 io dia ny rivotra eo ihany no mifamezivezy. Mijanona ao amin’ny tontolo iainana ao ny otrikaretina rehefa tsy havaozina ireo rivotra mifamezivezy ireo.
Ny fanaovana aro-vava-orona, ny fanajana ny elanelana, ny famelana ny rivotra hifamezivezy tsara anatin’ireo toerana mihidy: ireo no fepetra sy dingana voalohany tsara hajaina mba hanenana ny fiparitahan’ny otrikaretina amina toerana iray.
- Antsohihy : les chauffeurs de taxis du fokontany Ambalakida se sont mobilisés pour la réhabilitation des routes
- Amoron’i Mania: le groupe BLACK HTH a gagné le premier prix lors du concours de dance « betsileo »
- Ambanja : plus de 6.200 kg et 21 litres d’huiles de cannabis saisis dans le fokontany Mahadera
- Antsohihy : nanamboatra ny lalana feno lavadavaka tao amin'ny fokontany Ambalakida ireo mpamily Taxis-ville
- Amoron’i Mania : ny tarika BLACK HTH no nahazo laharana voalohany tamin’ilay fifaninanana manao dihy betsileo
- Ambanja : rongony 6.200 kilao eo sy menaka rongony 21 litatra no tratra tao amin’ny fokontany Mahadera
-Une nouvelle souche de coronavirus plus contagieuse découverte au Royaume Uni
- Covid-19 : rétrospectives sur les 10 mois de port de masques chirurgicaux
- Lutte contre le mariage précoce des mineurs : un plan mis en place à Antsiranana
- La conjonction de Saturne et Jupiter aura lieu ce 21 Décembre 2020 à 18h45
- Nihena ny isan’ny olona mitondra ny tsimokaretina tamin’ny herinandro farany teo any Antsiranana
- Inona no atao hoe « mandat de dépôt» na fampidirana am-ponja vonjimaika ?
- Mampivondrona ny tanora sy mampita amin’izy ireo ny fanabeazana ho olombanona ny ECIJEMM ao Morondava
-Mihavitsy ny olona manatona ireny mpaka sary eny andalana ireny amin’izao vanim-potoana fety izao
- Le rallye Ronde, dernier rendez-vous de la saison 2020
- Sport équestre : rencontre des cavaliers d’Antananarivo et de Toamasina ce 19 décembre
- Weekend Foot Féminin U13 : un premier tournoi exclusivement féminin
- Fianara M’regnina : les matchs amicaux organisés par Gasy Mazoto pour lutter contre la drogue commenceront le 20 décembre
- Rallye ronde : fotoana farany iarahan’ny mpankafy “sport mécanique” amin’ity taom-pilalaovana 2020
- Sport équestre : fihaonan’ny mpitaingin-tsovaly avy eto Antananarivo sy any Toamasina ny 19 desambra
- Weekend Foot Féminin U13 : fifaninanana voalohany natokana ho an’ny vehivavy
- Fianara M’regnina : hanomboka ny 20 desambra ny lalao ara-panatanjahatena ara-piralahiana karakarain’ny Gasy Mazoto iadiana amin’ny fidorohana zava-mahadomelina
Entanina hanome rà maimaimpoana ny olona nefa misy vola aloha rehefa mila paosin-drà ny marary eny amin’ny hopitalim-panjakana. Tsy vidina ny rà fa 8.000 ariary isakin’ny paosin-drà no tsy maintsy aloan’ny marary ho saran’ny « test de compatibilité » izay hamantarana na mifanentana amin’ny marary na tsia ilay rà izay hampidirina aminy araka ny fanazavan’ny teknisianin’ny laboratoara ao amin’ny Centre régional de transfusion sanguine na CRTS Tambohobe Fianarantsoa, Randrianantenaina Mamy Tahina. 85.000 ariary isakin’ny paosin-drà kosa no aloan’ny hopitaly tsy miankina raha ohatra ka misy ny filàn’izy ireo izany ho fandraisana anjaran’izy ireo amin’ny hopitalim-panjakana araka ny fanazavany hatrany.
Les bénévoles font des dons de sang aux hôpitaux gratuitement. Cependant, lorsque les patients ont besoin de sang, les bénéficiaires doivent payer à partir de 8.000 ariary par poche de sang pour les frais du test de compatibilité dans les hôpitaux publics, selon les explications du technicien de laboratoire au Centre régional de transfusion sanguine ou CRTS à Tambohobe Fianarantsoa, Mamy Tahina Randrianantenaina. Dans les hôpitaux privés, il faut compter 85.000 ariary par poche de sang, toujours d’après ses explications.
Ihosy : 70 jeunes ont suivi une formation en informatique au Lycée professionnel Morarano
Fianarantsoa : l’ONG Aanjarmi lance un appel à don de sang au « Centre régional de transfusion sanguine » à Tambohobe
Toamasina : arrestation d’une jeune de 20 ans par les gendarmes pour vente de drogue
Antsohihy : la formation des sensibilisateurs contre le mariage précoce s’est terminée le 18 décembre
Ihosy: tanora 70 no niofana mahakasika ny informatika tao amin’ Lycée professionnel Morarano, omaly 18 desambra
Fianarantsoa: manantanteraka hetsika fanomezan-drà maimaimpona eny amin’ny « Centre régional de transfusion sanguine » ao Tambohobe ny ONG Anjarmi
Toamasina: nosamborin’ny zandary, ny 17 desambra, ilay vehivahy 20 taona, mpivarotra sy mapanamparitaka rongony ao an-toerana
Antsohy: nifarana ny 18 desambra ilay atrik’asa fampiofanana an’ireo mpisehatra amin’ny ady atao amin’ny fanambadiana aloha loatra ao amin’ny faritra Sofia
Au quotidien, les jeunes et même les adultes utilisent l'expression « raim sy valo » quand ils demandent à quelqu’un de patienter un instant. L’expression « raim sy valo » désigne les chiffres 1 et 8, en référence à un temps d'attente infime pour les Malgaches. Mais le choix de ces deux chiffres n’est pas un hasard. Eugène Ranoë, membre de l'académie malgache développe la signification de cette expression.
Fomba fiteny amin'ny andavanandron’ireo tanora sy ireo tanora zokiny ny hoe « raim sy valo ». Rehefa mampiandry olona izay izy ireo no matetika mampiasa an’io teny io. Inona ary no hevitra fonosin’ireo isa ireo, fa maninona no ireo isa ireo no nampiasana amin’io fotoana iray io ? Manome fanazavana momba izay i Ranoë Eugène, mpikambana ao amin’ny akademia malagasy.