COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 15 février 2024 05:29

Le Journal du 14 Février 2024

  • Sommet mondial des gouvernements: nouvelle coopération pour Madagascar
  • Le ministre du tourisme et de l’artisanat a dévoilé ses priorités pour les 100 premiers jours
  • Soutenir les personnes atteintes d’épilepsie : adopter des gestes pratiques peut sauver une vie
  • Commerce et Saint Valentin : les deux vont de pair pour les propriétaires de magasins

  • Fihaonam-be eran-tany momba ny governemanta : nahazo fifanaraham-piaraha-miasa vaovao i Madagasikara
  • Nampahafatarin’ny minisitry ny fizahantany sy ny asa tanana ny laharam-pahamehana ho azy ireo ato anatin’ny 100 andro voalohany
  • Manavotra aina ny fahaizana ireo fihetsika atao rehefa mahita olona voan’ny androbe
  • Saint Valentin : fety mampidi-bola be ho an’ny magazay

mercredi, 14 février 2024 13:23

Le Journal du 13 Février 2024

  • RALE 2024 : le nombre d’inscrits dépasse celui prévu par la CENI
  • Théâtre radiophonique : très exposé au piratage à l’ère du numérique
  • Emission radio : tout a évolué grâce la technologie

  • Fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana : betsaka noho ny novinavinain’ny CENI ireo mpifidy nisoratra anarana
  • Tantara an’onjampeo : hianjadian’ny hosoka amin’izao fotoanan’ny nomerika izao
  • Fandaharana amin’ny onjampeo : nivoatra ny zava-drehetra noho ny teknolojia

mercredi, 14 février 2024 10:11

Sifflet du 14 Février 2024

  • Football : la deuxième édition du projet Football for Schools se déroulera à Antsirabe
  • Basketball - The game of the future : un mélange entre le basket virtuel et le basket physique
  • ASIEF : les compétitions se dérouleront à Antsirabe cette année

  • Baolina kitra : hatao any Antsirabe ny andiany faharoa amin’ny Football for Schools
  • Basketball - The game of the future : fifangaroan’ny basket lalaovina eny ambony kianja sy lalaovina an-tsolosaina
  • ASIEF : Antsiranana no voasafidy hanatanterahana ny fifaninanana amin’ity taona ity
  • Fenérive Est : le pont d’Ampasompotsy est coupé
  • Le conflit social entre les habitants Esira et Manevy a été résolu
  • 415 exemplaires de la première édition de « Diary Nofy » ont été transcrits en braille

  • Distrikan'i Fenoarivo Atsinanana : tapaka ny tetezana Ampasimpotsy
  • Niravona ny olana nisy teo amin’ny mponina Esira sy Manevy
  • Boky miisa 325 vita amin'ny braille « Diary Nofy » andiany voalohany
mardi, 13 février 2024 13:04

Le Journal du 12 Février 2024

  • Elections de proximité, la CENI a sorti les dates des élections : législative et communale et municipale
  • Prévention contre le choléra : malgré l’absence d’outils, les sensibilisations ont commencé au niveau des écoles publiques
  • Natation : Jonathan Raharvel poursuit son combat
  • L'année du dragon de bois : tout ce qu'il faut savoir sur le Nouvel An chinois 2024

  • Fifidianana ifotony : namoaka ny daty hanaovana ny fifidianana solombavambahoaka sy kaominaly sy monisipaly ny CENI
  • Fisorohana ny valan’aretina Kolera : efa mandeha ny fanentanana eny amin’ny sekolim-panjakana na mbola tsy misy fitaovam-piarovana ary
  • Taranja lomano : manohy ny tolony i Jonathan Raharvel
  • Taonan’ny Dragona hazo : ireo tsara ho fantatra mahakasika ny taom-baovao sinoa

Limitless est un programme initié par la Fédération Internationale des Sociétés de la Croix rouge pour les jeunes d’entre 18 à 26 ans. 1000 projets innovants seront sélectionnés et seront financés. Explication de Andriamahazo Raitra, présidente nationale des jeunes volontaires auprès de la Croix Rouge Malagasy.

Programa avy amin’ny federation’ny Croix Rouge maneran-tany ny limitless, misokatra ho an’ny tanora 18 hatramin’ny 26 taona. Hamatsy tetikasa anarivony maneran-tany mikasika ny tontolo iainanana. Hanazava izany i Andriamahazo Raitra, filoha nasionalin’ny tanora mpirotsaka an-tsitrapo eo anivon’ny Croix Rouge Malagasy.

L’année dernière, la jeunesse a eu sa place dans le cadre de la protection environnementale grâce à la bonne collaboration avec le ministère tutelle. Néanmoins, Kathia Mahery Rakotonirina, du plateforme AIKA parle de la vulgarisation des politiques et stratégies du ministère, comme étant l’une des actions à entreprendre pour 2024.

Isany tombana tsara ho an’ny taon-dasa ny anjara-toerana lehibe nentin’ny tanora teo amin’ny sehatry ny tontolo iainana noho ny fisokafan’ny fiaraha-miasa tamin’ny ministera. Misy anefa ireo fomba fiasa mila hatsaraina ho an’ity taona ity hoy i Kathia Mahery Rakotonirina, avy amin’ny vovonana AIKA. Isan’izany ny fanapariahana ireo politika efa napetraky ny ministera ho an’ireo mpiantsehatra.

Les îles Barren, un archipel composé de 9 îles et de plages siégées dans la région Melaky, ont été classées en tant qu’Aire marine protégée de statut provisoire depuis 2012. Conscient de l’importance de leur préservation, l’ONG Blue Ventures est leur cogestionnaire en collaboration avec la communauté des pêcheurs locaux. La surpêche et les exploitations minières sont parmi les menaces que subissent ces îles actuellement, selon Naly Rakotoarivony de Blue Ventures. Une fois qu’ils ont un statut officiel d’Aire protégée, les mesures de protection seront renforcées, mais cela va aussi promouvoir l’écotourisme.

Fitambarana nosy kely 9 sy toram-pasika ao amin’ny faritra Melaky no manome ny faritra arovana Nosy Barren. Nanomboka ny taona 2012 ny ONG Blue Ventures no niara-nitantana izany tamin’ireo vondron’ny mpanjono ifotony. Ny fisiana fanjonoana be loatra sy ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany no isany ambana mahazo ireto Nosy ireto hoy i Rakotoarivony Naly, avy amin’ny Blue Ventures. Hahamafy kokoa ny fiarovana ny fametrahana azy ho faritra arovana ofisialy, ary hampiroborobo ny fizahan-tany miaro ny tontolo iainana ihany koa.

mardi, 13 février 2024 05:57

Les investissements dans l'environnement

Abondance des investissements dans le secteur environnemental à Madagascar : un atout ou une menace pour l’environnement ? Lors du débat, le professeur Jonah Ratsimbazafy, président du GERP Madagascar a affirmé que cela devrait servir d’atout pour à la fois améliorer la conservation de la nature et promouvoir l’économie locale. Du point de vue de Anja Radoharinirina, présidente du plateforme AIKA Alliance, l’affiliation d’un acteur environnemental à des ONG part d’un engagement et ne devrait donc pas être confondu avec le business. Pour sa part, Mboahangy, chef de projet de Green Art SOA remarque que l’abondance des projets rend les communautés locales plus dépendantes, leur encourageant à penser plus à leur intérêt personnel qu’à la conservation de l’environnement.

Firoborobon’ny sehatr’asa manodidina ny fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara : tombony sa ambana ho an’ny tontolo iainana ? Nilaza ny profesora Jonah Ratsimbazafy nandritra ny ady hevitra fa tokony ho tombony ary hamporisihina aza izany raha hay ny mitantana azy araka ny tokony ho izy mba ho fanatsarana ny fikajiana ny natiora, no sady tombony ho an’ny toekaren’ny firenena ihany koa. Tsy ratsy ny manao fidiram-bola amin’io sehatra io saingy tokony hampiarahana amin’ny « business » kosa ny fananganana ireny ONG ara-tontolo iainana ireny araka ny hevitr’i Radoharinirina Anja, avy amin’ny AIKA Alliance. Isany ambana amin’ny fahabetsahan’ireo tetik’asa ihany koa ny fiankinan-doha be loatran’ ireo mponina ka mahatonga azy ireo tsy hievitra afa-tsy ny tombontsoany manokana mialohan’ny fiarovana ny tontolo iainana hoy i Mboahangy, avy amin’ny tetik’asa Green Art SOA.

  • Un animal inconnu a mordu 11 moutons à Miandrivazo
  • Un dialogue s'est instauré entre le gouverneur et la population à Ihosy
  • Les 164 pêcheurs illégaux ont déjà fait leur retour à Antsiranana

  • Miandrivazo : ondry miisa 11 no maratra nokaikerin’ny biby tsy fantatra
  • Ihosy : nanao dinika mivantana ny vahoaka sy ny governora
  • Efa naverin’ny fanjakana Seychellois ao Antsiranana ireo mpanjono miisa 164
lundi, 12 février 2024 08:24

Le Journal du 09 Février 2024

  • Loi sur la castration chimique et chirurgicale des violeurs : l’Amnesty international réagit
  • Limitless : un concours de projet sur l’environnement
  • Prévenir le choléra : chacun devrait faire attention à l’utilisation de l’eau
  • Electricité : les ménages adoptent différents moyens pour réduire la consommation

  • Làlana momba ny fanapahana fitaovam-pananahan’ireo mpanolana : naneho hevitra ny Amnesty international
  • Limitless : fifaninanana tetikasa momba ny tontolo iainana
  • Fisorohana ny Choléra : mila mitandrina amin’ny rano ampiasaina ny tsirairay
  • Manao izay azo atao ny tokantrano mba hanenana ny vola lany amin’ny herinaratra

  • Un navire de croisière est arrivé à Antsiranana
  • 164 pêcheurs clandestins sont interceptés des côtes seychelloises
  • Une vedette commerciale a échoué dans le canal de Pangalane à Vinany Ampaona, commune Ambohitsara Est

  • Sambo lehibe mpitondra mpizahantany iray indray no tonga tao Antsiranana omaly
  • Mpanjono tsy ara-dalàna 164 no trahatehaky ny mpiandry sisintany seychellois
  • Lakana mpitondra entana rendrika tao amin’ny lakandranon’ny Pangalane tao Vinany Ampaona kominina Ambohitsara Est
  • Le pont Mangoro a été officiellement inauguré
  • Dans la Région Androy, on a mis en place deux « Sahan'ny ankizy » par commune
  • Cette année, 11 croisières ont été passées à DIANA dans le domaine du tourisme

  • Vita ka notokanana androany 9 febroary ny tetezan’i Mangoro
  • Kominina miisa roa isak’ireo distrika ao anatin'ny Faritra Androy no nametrahana ny "SAHAN'NY ANKIZY"
  • Fizahan-tany DIANA : sambo miisa 11 no tonga tany tamin’ity 2024
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter